bevohoka?

1. xxx ( 04/12/2006 01:44)
16 Dec no tonga ny fotoana farany. Ny fotoana hahatongavan ny regle manaraka 16 Janvier. Nisy ny firaisana ny 3 Dec. mety ho bevohoka ve aho? Misaotra betsaka.
répondu par watafon le 31/12/2006 08:37
2. soanja ( 04/12/2006 02:11)
Mila miandry ilay fotoana 18 Janvier zany vao fantatra. Fa mandrapaha anefa dia mivavaha mba ho salama tsara ny zazakely raha niforona.
3. ikaretsaka ( 04/12/2006 04:13)
manaova test ko
4. soanja ( 04/12/2006 05:14)
Raha androany kosa izy ry Ikaretsaka no nanan de mety mbola tsy hiseho amin'i test io zaza io saingy asa moa? Aty aminay mantsy mbola le 3 izao.
5. ikaretsaka ( 04/12/2006 05:30)
@ le test de grossesse mipipi ve?
fa ny inona @ ilay bevohoka aloha no tianao ahatongavana
matahotra ny ho ..... ve
sa te ho....?
6. nenipita ( 04/12/2006 06:25)
ilay test de grossesse raha aminle pipi de tsy hita mihitsy ny resultat raha tsy efa hita hoe tara une semaine après ny tokony hahatongavany ny regle.
Nefa na izany aza de mirary fahasalamana tsara ho anareo sty ilay zazah e
7. booboo ( 04/12/2006 07:24)
xxx >:^):^):^):^) euh...raha 3 déc nareo no ni-crac crac dia raha fécondé lé raha dia tokony tsy ho tonga ny red red-nao ny 16 déc raha zany.... fa raha hoe entre ny cycle-nao zao mois de déc zao nareo no ni-crac crac dia afaran'ny 16 janvier any enao tsara manao test pipi na sanguin raha ohatra ka.....
8. mimich ( 04/12/2006 08:59)
misy tsy azoko izy zany???
16 Dec no tonga ny fotoana farany
, 16 déc zany anie mbola ho avy ee, de ahoana no ilazanao hoe règle farany nefa ilay datya ry mbola ho avy tsy hay na hisy na tsy hisy ny règle satria ianao hoy ianao nanao firaisana 3 déc. sao de we 16 nov?????
Nisy ny firaisana ny 3 Dec. ho bevohoka ve aho?
raha io voalaza io de tokony ho ilay règle am 16 déc no andrasanao hoe ho tonga sa tsy tonga ahafahana mamaritra we bevohoka sa tsia , fa sty miandry izay any am 16 janvier izany.
mety izaho angamba no tsy mahazo resaka sa ilay fanazavana no tsy mety???
dia fanampin'izay, ilay voalazan'ikaretsaka we , tahotra ho bevohoka , satahotra ny tsy ho bevohoka ilay izy???


9. kelly13 ( 04/12/2006 10:48)
mety 16 novembre ngamba fa efa maika hanao noel izy ka, :)
ra raisintsika le 16 nov d nisy crac crac (hozy booboo zay) ny 3 dec d ao tsara zany ka d tongava soa ny zazakely e :)
10. xxx ( 04/12/2006 17:39)
mimmich, tena marina izany fa diso aho fa be eritreritra lotra ngamba. 16 Nov kah

kelly13, ao tsara ve?? sady 50% te ho bevohoka aho no 50% mbola te hiandry kely.

misaotra nareo mamaly e.
11. chipie1 ( 04/12/2006 19:31)
tongava soa e
12. xxx ( 04/12/2006 20:20)
lazaiko nareo raha tena bevohoka tokoa za. :*:*:*:*
13. mimich ( 05/12/2006 05:52)
xxx> ok , z mantsy mba gaga ihany.
fifidianana 3 déc: iza re no ho lany ee!!! , le 50% oui sa le 50% non
14. tywa68 ( 05/12/2006 09:00)
test ihany no fiable ê (prise de sang).
15. booboo ( 05/12/2006 09:27)
na prise de sang aza tsy maintsy miandry @ 16 déc any ho any izy ...
16. hery ( 05/12/2006 10:01)
Raha
16 novembre - 16 desambra

Raha tena sur hoe 16 desambra no tokony ho tonga ny fotoana dia anesory 14 io = 2 desambra eo ho eo izany ny plein ovulation. ka raha ni-crac t@ 3 desambra dia Elia Ravelomanantsoa no lany.
17. booboo ( 05/12/2006 10:02)
18. pissoa ( 05/12/2006 10:34)
Hihihi, I Hery njay no mahay manisa andro no le vhv be de be namaly kle :roll::-D:-D:-D:-D:-D
19. Fiffi ( 05/12/2006 10:51)
:-D:-D tsy ratsy kah ! mahay an ! :-D:-D
20. kelly13 ( 05/12/2006 11:39)
dokotera miafina i hery, nan ka, gyneco miafina amntsy e :p
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4185