bevohoka?
21. Papoose
(
05/12/2006 20:22)
soanja:
Mila miandry ilay fotoana 18 Janvier zany vao fantatra. Fa mandrapaha anefa dia mivavaha mba ho salama tsara ny zazakely raha niforona.
tsy azoko fa maninona 18 voa fantatra?sa misy resaka fanisana andro v zany?:roll:
22. watafon
(
05/12/2006 21:03)
xxx: tsy d azoko loatra k ! matoa tonga ny fotoananao ny 16 dec d tsy bevohoka zany enao e!
23. ikaretsaka
(
05/12/2006 23:53)
mahagaga tokoa.. ny lehilahy indray ity no mahay manisa andro nohon'ny vehivavy!
tandremo ry sipa fa tsy boky anie io ka sokatsokafana foana e

24. cutie
(
06/12/2006 00:41)
za kou alou de mbola tsy mahay e
hianatra any @ watafon ngamba :lol::oops:

25. mimich
(
06/12/2006 05:41)
wata> ka efa we diso fiteny izy fa 16 nov hono, ko ny 16 dec ary mbola vao ho avy koo.
26. mimich
(
06/12/2006 05:51)
Aleo aloha za hiaro tena kely hisolotena an'ireo vhv izay nanoratra talohan'i Hery.:idea::idea:
ka ny fanontaniany kosa anie dia hoe mety hoe raha 3 dec ny firaisana de mety bevohoka ve aho sa tsia ee, fa tsy we ahoana ny fanisana andro ee.
tsy diso akory ny valitenin'i Hery an!!! fa zay namaly ny fanontaniana fotsiny de niteny we: andraso ny 16 dec de ho hitanao eo, satria na mety aza ny fanisana andro sns mety tsy ho bevohoka izy noho ny antony maro samy hafa. sa ahoana dokotera????
fa ny fanisana andro ary efa nisy nampianatra teto amin'ity dinika ity efa ho 2 na 3 volana lasa zay , de sanatria v mbola misy tsy hahay ihany??????:-D:-D:-D:-D

27. papounette
(
06/12/2006 10:10)
Arakaraka ny cycle no mety hahabevohoka anao na tsia.
Raha ohtra cycle régulier de 28 jours de 14èj nao le 30/11/06.Ary tokony le 13/12 ny prochain règle.
Tadidio fa ny:
-durée de vie des spz en milieu favorable:03 à 06j
-durée de vie de l\'ovule en mx favorable:24 à 48h.
De ataovy ny calcul.:P:P
Ny tena tsara hanaovana Test de grossesse de manomboka any @ 08è jours de retard any mba hialana @faux positif na ny faux négatifs.
:-*:-*daholo

28. tywa68
(
06/12/2006 11:19)
ka ny lehilahy anie milaza mahay manisa daholo @zay mahazo ny tadiaviny ê !:-D:-D
Fa io maka rà io no tena tsara atao ê ! dia mba tsy hitaintaina @ manaraka dia makà fanafody (na kapoty) rehefa tsy hanisa ohatran'ny dokotera :wink:

29. pissoa
(
06/12/2006 12:33)
ikaretsaka:
mahagaga tokoa.. ny lehilahy indray ity no mahay manisa andro nohon'ny vehivavy!
tandremo ry sipa fa tsy boky anie io ka sokatsokafana foana e
Ika : ny lehilahy matawatsa voafitaka ngamba de mianatra manisy knou :-P:-D:-D:-D
mimich : :-*:-D:-D:-D
31. watafon
(
06/12/2006 15:42)
cutie : humm ! cours particulier tsy handoavam-bola akia an ! :wink: :-D
mci dr papou ! :-*:-*:-*
mci dr papou ! :-*:-*:-*
32. mimich
(
06/12/2006 16:00)
watafon:sady tonga de mety misy pratique koa angamba izany:?::?::-D:-D:-D
cutie : humm ! cours particulier tsy handoavam-bola akia an ! :wink: :-D
34. cutie
(
06/12/2006 20:56)
Mpandefa : watafon [ Valio ] 06-12-2006 16:42:17
Lohateny : Re : bevohoka?
cutie : humm ! cours particulier tsy handoavam-bola akia an !
Ho avy aza za a :lol::lol::lol::cry:
35. papounette
(
07/12/2006 09:51)
watafon:
cutie : humm ! cours particulier tsy handoavam-bola akia an ! :wink: :-D
mci dr papou ! :-*:-*:-*
De rien Dr Wata!!!:P:P
:-*:-*
36. watafon
(
09/12/2006 19:34)
cutie :humm ! miandry za zany kou ! :wink:
mimich: evidemment, ohatran'ny fampianarana rehetra e !:-D:-D:-D:-D:-D

38. Papoose
(
11/12/2006 07:47)
tena mitombina v reo fanisana andro reo fa raisiko noty e lol:-D mila confirmation kely azafady ho an'ireo mahay arithmetics reo oh!efa vonona ito mantsy ny karnet anoratako azy!:°)
39. papounette
(
11/12/2006 09:36)
Omeo ary alo hoe:
-cycle de firy jours njy tao anatin'ny farafahakeliny 03 mois.
De andao hojerena raha mitombona le aritmethic:oops::oops:

40. mimich
(
11/12/2006 15:09)
wata, cutie>de miandry zany zay ny hipetrahan'ny size oh ity eto indray rehefa vita ny fampianarana ombam-pampiharana