bevohoka?

61. cutie ( 21/12/2006 14:03)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 21-12-2006 14:15:53
Lohateny : Re : bevohoka?
Raha tsy mbola te-hahazo zazakely dia aza mahatoky beee loatra io fomba fanisana andro io. Fecondable foana ny vhv manko à n'importe quel moment du cycle (noho raha maro stress ohatra dia niviaka ny hormones dia niviaka araka zay koa ny date d'ovulation...)

zany ve ry booboo
hummmmmmmmmm aleo mitandrina raha zany :-D:-D:-D:-D:-D

aiza ary watafon:?
62. hery ( 21/12/2006 14:07)
Eee, nomarihiko tsara fa fitsipika ankapobeny io.

Raha vao mihoatra ny fitsipika ankapobeny ianao (io lay lazain'i booboo hoe stressée sns) dia mikorontana io.

Misy koa ny miovaova ny fotoana, volana iray 24, avy eo 30 sns... dia mitsimbadika koa :-)

Malalaka tsara = Tsisy effet :-)
63. cutie ( 21/12/2006 14:21)
tsy hay tsony izy ty marina :-D:-D:-D:-D
64. pissoa ( 21/12/2006 14:28)
Hery, misaotra fa mazaba tsara :-D
65. ikaretsaka ( 24/12/2006 03:48)
Fadio ihany ny tombatombana na iznay aza fa sao hanahirana

"rehefa matahotra ny hanao aksidant" hozy dadanay izay dia aza miala amin'ny "zavatra mifonofono"

66. cutie ( 26/12/2006 23:43)
eny wa:lol:
67. nolalaina ( 27/12/2006 00:49)
hery:


Malalaka tsara = Tsisy effet :-)


k'inn no dikany raha tsy misy effet :roll: ?? aleo tsy manao raha izany kooooo!! :-D

sa inn klou lé effet éh?? :-P


68. watafon ( 31/12/2006 08:37)
cutie :ity za k ! :-D hay moa mbola nitohy ity resaka ity !
xxx:mety marina alou zay e, fa ny olana kely ftsn d raha vao tsy reguliers ny cycle d manahirana ny manaraka ilay courbe na température
Hery :=D=D=D misaotra fa mazava tsara mihitsy e!
Ny mahadiso ny fanisana @ ankapobeny anie d oe oviana ilay ovulation no ho tonga , avy aty aoriana no manomboka manisa ilay 14 è jour k ! jereo tsara io tabilao nataon'i hery io fa tena mazava be !
booboo : marina ny voalazandry oe ny stress manova ny toebatana sy ny secretion hormonale fa somary maka marge ftsn anie e!Fa misy kou zany ilay "test d'ovulation" amidy eny @ farmasia : izay manambara 24 à 48h mialoha ny daty hiavian'ny ovulation; azo ampiasaina tsara izy ity na irregulier aza ny cycle ! misy anarany vitsivitsy ireto ( Primatime, Revelatest, Biotester, Ovutest)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1326