bevohoka?

41. watafon ( 11/12/2006 15:47)
mimich: :-D:-D:-D:-D
cutie: hohitantsika eo ze hitsaoka e !:-D
42. cutie ( 11/12/2006 17:37)
watafon:-D
43. soanja ( 13/12/2006 05:09)
Papoose:

soanja:

Mila miandry ilay fotoana 18 Janvier zany vao fantatra. Fa mandrapaha anefa dia mivavaha mba ho salama tsara ny zazakely raha niforona.


tsy azoko fa maninona 18 voa fantatra?sa misy resaka fanisana andro v zany?:roll:



Ny fahitako azy dia mila miandry kely 2 na telo andro amle fotoana tokony ahatongavany vao tena hi-panic raha olona matahotra/faly ho bevohoka fa bevohoka satria na stress fotsiny anie de efa mahatara regle e.


44. fijo ( 13/12/2006 05:40)
misy riska ny hobikina ihany izany an.tafiditra ao anaty ny 9 andro eo ampovoany io ka manalasala
45. ikaretsaka ( 17/12/2006 00:14)
fa na inona na inona mitranga
46. watafon ( 18/12/2006 06:04)
ikaretsaka: :wink:=D
47. xxx ( 18/12/2006 21:52)
tena mbola tsy tonga ilay tantara-mena h@ izao. sady faly no sahirana..lafo be ny miteraka. :?
48. watafon ( 19/12/2006 07:01)
xxx: inn lesy le tantara mena zany ? :-D:-D:-D:-D
49. chipie1 ( 20/12/2006 17:48)
lany ihany zany i elia :-D
50. xxx ( 20/12/2006 19:23)
wata> ny regle lesy a.

saingy izao, tonga ilay izy androany 20 desambra dia nalahelo be aho. Ny nalahelovako dia nojereko araka ireo natoronareo ireo ilay fomba hanisana azy, dia hitako fa t@ 6 des izany ny ovulation ary mbola tena tokony tao mihitsy ilay izy anefa dia naninona indray ary aho no tsy bevohoka raha izany?
51. watafon ( 21/12/2006 05:17)
xxx: k raha 06 dec zany ny ovulation d tsy naharitra ela zany ireo ovule satria 24 à 48h ny durée de vie ny e ! d izay no tsy naha bevohoka andry !
52. xxx ( 21/12/2006 09:55)
wata : sao dia ny date d'ovulation présumée no diso ! Inona no méthode nampiasaina hahafantarana ilay daty ?

Tsy fanisana andro no fomba azo antoka hahafantarana ny ovulation fa prise de température

xxx2
53. booboo ( 21/12/2006 10:00)
xxx > mazotoa mi-crac crac ihany dia alamino tsara fotsiny ny saina.

Inona moa ry Watafon ny anaran'ilay test d'ovulation natoron'ingahy anà iny ? ankoatra ny fangalana tempéreature io sady ça va ny vidiny eny @ pharmacie.
54. pissoa ( 21/12/2006 10:05)
Koa xxx voalohany aza efa niteny oe tonga ny red-red tamin'ny 20Dec koa :roll:

xxx1 - toa tsisy tsy normal akia izany fa amin'ny cycle amin'izao njay manarina an :wink::-D
55. hery ( 21/12/2006 11:58)
Amin\'ity resaka ity dia misy ny fitsipika ankapobeny dia misy ny tsy manaraka fitsipika :-)

Ny fitsipika ankapobeny dia toa izao


56. simplex ( 21/12/2006 12:01)
ra mbola tsy mazava @ zao tsony tsy hazava tsony :°)

misaotra an'i hery fa na ny lelah ary zao mahay an'le fika ^:^^:^8)
57. pissoa ( 21/12/2006 13:10)
Tsy azo ny dikan'ilay "Malalaka tsara" eo amin'ilay sary :roll::-D
58. booboo ( 21/12/2006 13:15)
Raha tsy mbola te-hahazo zazakely dia aza mahatoky beee loatra io fomba fanisana andro io. Fecondable foana ny vhv manko à n'importe quel moment du cycle (noho raha maro stress ohatra dia niviaka ny hormones dia niviaka araka zay koa ny date d'ovulation...)
59. ikaretsaka ( 21/12/2006 13:35)
pissoa:

Tsy azo ny dikan'ilay "Malalaka tsara" eo amin'ilay sary :roll::-D


mety ilay zavatra na ny fotoana na .. tsy haiko aby
60. simplex ( 21/12/2006 13:42)
ika:
mety ilay zavatra

in io ? :roll:8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3342