"lamaody indray hono".....

1. fasaly ( 03/12/2006 18:42)
Maharaka lamaodi-pitenenana avy any dago ve ianao??? lay manao hoe : " 'zay zany mitsy e!!!":?8-):-D
Mbô henoko io de mba ampitaiko am namana aty ampita e! ny dikany hono dia tsy mandà amin'ny resaka hatao....
ohatra miteny ilay oul iray hoe : "enao ity dia jejo mitsy an"!
dia mamaly ny iray dia hoe: "'zay zany mitsy e" :wink:
:-D:-D:-D:-D marina ve klou zany ry zareo?????
répondu par fasaly le 12/12/2006 19:32
2. Fiffi ( 03/12/2006 18:49)
zay zany mitsy e......:-D:-D:-D
3. fasaly ( 03/12/2006 18:52)
:-D:-D:-D:-D
4. Fiffi ( 03/12/2006 18:54)
de zay zany.....
5. fasaly ( 03/12/2006 19:11)
de we : enao zany mitsy e!
6. kitjo ( 03/12/2006 19:29)
ihhihihiih
mampme ko akia zany

ny reko farany alou efa le ela be hoe "za ko iraharaha"? dia taorian zay le oe "raharahan'izy inona?"

d zay njay znay ny vaovao..hihihi..fa otsan mahafinaritra znay le izy

le mba mandrangitra2 kely iny
7. ikaretsaka ( 03/12/2006 20:00)
ary ilay hoe.. avela hanazava be ilay olona de nony vita de hoe..

"F'angaha izany"? sy le hoe : "adray, aooooooooo"...

de mitovy @ ilay hoe za ko hiraharaha ko ilay hoe "mampitombo ny vola miditra ve zany"

de rehefa mahasosotra koa ilay olona de hoe "enao ko ity toa lalina"
8. Fiffi ( 03/12/2006 20:51)
lalina be izy zany an ! :-D:-D:-D
9. vale ( 03/12/2006 21:47)
hihihihihi,Fiffi


"tena tara be za zany! ..'zay zany mintsy! hihihihi
mety ve aloha izany e?:°)
10. fasaly ( 03/12/2006 21:56)
mbola tena mikaviavia be malay izyaho vale fa lay izy zany otran'ny hoe manaiky fa tsy mandà, ohatra manja aky ndry vale an! de indry te hiteny hoe ié aky fasaly de hoy injy hoe "'zay zany mitsy e!" :roll::-D:-D:-D:-D mampmé be
11. malalatinasoa ( 04/12/2006 02:46)
ary le hoe: "ataovy @ ilay oui"??

Za ry malala mbo ividiano zipo a, de tounde ataovy @ le oui :roll:
12. cutie ( 04/12/2006 02:54)
De tsy hahazo resaka mitsy zany za refa tonga any Dago
tara be :oops:
13. Lalah ( 04/12/2006 04:32)
Marina zany kah, hatramin ny zaza 6 taona ka hatramin ny 50 taona
Cutie mba mody ihany manao update e!
14. ikaretsaka ( 04/12/2006 05:13)
marina mihitsy izany.
ilaina ny manao Updates matetika..
mba mahita fa tsy itantaraina e !
15. tisera ( 04/12/2006 05:44)
:-D:-D:-Dzay zany mihitsy é! dia toundé ataovy @ lé oui rehefa vita ny update @ izay tsy voan'ny hoe énao ity koa toa lalina na dia tsy mampitombo ny vola miditra azy izany!:? mbô mety ve sa ianareo koa ve hiraharaha?
16. ari.malala ( 04/12/2006 08:03)
:-D:-D:-D:-D:-D
17. fiaritiana ( 04/12/2006 08:12)
t@ zà farany tany zao ny henoko dé lé hoe ny tenanay!!ohatra oe mba omeo ny tenanay e!!sns
ary mila manao mise à jour kely any marina zany knou hihihi:-D
18. xxx ( 04/12/2006 10:48)
"tena @ ilay oui be mihintsy" koa no reko
teo aloha ilay hoe "norma"

Mivoatra mihintsy ilay teny a, mety ihomehezan'olona isika rehefa mankany
19. kelly13 ( 04/12/2006 10:54)
za tsy à la page mintsy :( eto no mamoko voambolana vavao!
20. fasaly ( 04/12/2006 13:14)
kelly:araho moramora ao aky a! efa mba manome sopapa ihany ny ankizy reo de ampiaro kely almzay tsytara refa any dago:P:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2244