"lamaody indray hono".....

41. cutie ( 05/12/2006 17:46)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 05-12-2006 18:41:59
Lohateny : Re : "lamaody indray hono".....
hita wa ?

de we lasa lamaody koa ve zao io :-D:-D:-D
mety wa :lol::lol::lol::lol:
42. booboo ( 05/12/2006 17:51)
:-D:-D ay wa (dein ! :-D:-D:-D:-D)
43. vale ( 05/12/2006 21:26)
:-D:-D:-D:-D
44. cutie ( 05/12/2006 21:45)
:-D
45. ikaretsaka ( 06/12/2006 04:14)
mijajika=milay=mbola tsara=mahavoa
46. kelly13 ( 06/12/2006 12:43)
sarotra izy zany ka :)
47. fasaly ( 06/12/2006 17:34)
sarotsa wa !!! ary lay hoe norma in no tena dikany:roll: de lay hoe in no plan??????:roll::-D:-D
48. kelly13 ( 06/12/2006 17:42)
tsy haikooooooo :p
49. cutie ( 06/12/2006 20:59)
za tonga any vo hianatra :lol::lol::lol:
50. fasaly ( 06/12/2006 21:26)
:roll::roll::roll:vina njy no ho any aky????lay we am heriatona ihany ve????tena hody tkou veuh!:?
efa misy sipapa maromaro aky reo a! sao fanina any njy kou zéy vao hoe mbola tratran'ny dekalazy hoerera foana aho zany:{:{:-D:-D:-D
51. cutie ( 06/12/2006 21:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
52. Achia ( 09/12/2006 20:23)
fasaly:

sarotsa wa !!! ary lay hoe norma in no tena dikany:roll: de lay hoe in no plan??????:roll::-D:-D


ilay hoe norme de hoe normaly zegny
ary ilay hoe inona no plan de refa tonga any dago njy de anontanio any @ hotely :°)
53. ikaretsaka ( 09/12/2006 21:13)
fasaly sy cutie> mi pointiava fa rehefasipa mijajika be izao ampirevena @ le ouui de manao zoma manifika e isika fa ataovy matevina fotsiny ny kepah...

Zay zany fona e!

:-D
54. fasaly ( 09/12/2006 22:42)
karetsaka: in zany keaph???:roll::p
55. MTN ( 09/12/2006 23:22)
ary inona ilay hoe zegny?
56. fasaly ( 10/12/2006 08:05)
MTN::-D zegny=izany!!!!:roll::?:
57. Aino ( 10/12/2006 13:24)
fasaly izhao koa tratrany ny fanontaniana hafa hafa izany!!
manotany aho izany hoe, tianao ity ve? dia averiny aminko ilay fanotania, de gaga aho hoe izaho anie no manotany eh, de averiny indray hoe izhao no manotany, kay ny dikany ilay izy hoe eny ko, fa raha miova izany ilay valiny aminao dia midika fa tsy.
58. xxx ( 10/12/2006 14:53)
Aino: inona indray? hihihi
59. MTN ( 10/12/2006 14:57)
fasaly: hahaha, efa haiko fa nodiako fanina. :wink:
60. fasaly ( 11/12/2006 20:38)
MTN::?:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1389