"lamaody indray hono".....

21. chipie1 ( 04/12/2006 16:58)
signeko ity a = tamperiko ity a !
22. booboo ( 04/12/2006 17:01)
hhihihihihi
23. fasaly ( 04/12/2006 17:17)
:lol: in no dikan'io ry chipie!:wink::-D
24. chipie1 ( 04/12/2006 17:50)
rehefa hanapitra sakafo oatra dia au lieu de miteny oe taperiko ity dia hatao oe signeko ity a !:lol:
25. fasaly ( 04/12/2006 18:12)
hummmmm! njy ihany ve no namorona anzany:wink::-D
26. Imahaka ( 04/12/2006 18:22)
xxx:

"tena @ ilay oui be mihintsy" koa no reko
teo aloha ilay hoe "norma"


io izao no tena à la mode.

Ilay hoe "za izany mihitsy" efa mihalefy.

Ny fomba fiteny iray efa malaza koa izao refa miresaka dia asiana hoe "Ny tena marina dia..." na faranana koa hoe "...zay no tena marina", na koa hoe "zay ve ny tena marina"
27. fasaly ( 04/12/2006 18:28)
sarotsa beuh! ka!:? nefa zay mba te ho à la mode...
28. Imahaka ( 04/12/2006 18:38)
fasaly izao tena amin le oui mihitsy, zay no tena marina:wink: kopy?:-*(l)
29. chipie1 ( 04/12/2006 19:30)
fasaly > poika tsy foroniko zany ka ,tena fanina kely za oe inn zany resakilé ankizy :wink:
30. fasaly ( 04/12/2006 19:44)
imahaka: zay zany mitsy e!:wink::^):-D:-D:-D


chipie:-D:-D:-D:-D poika be mitry kou ndry nge nanao hoe indry no namorona azy e! hihihihi tsy fahenoko aky fa tena tsy mahara-damaody a!:?
31. xxx ( 04/12/2006 21:16)
Tsy efa ho telo taona izay izany, taraiky be koa ny serasera izany.
niaraka tamin'ny "Dia ahoana hono?", "am'le ...", "kally" ...
32. fasaly ( 04/12/2006 21:23)
ka zay zany tsy maharaka mitsy e! :-D:-D:-D:-Doul avy nanao vokasy tany dago aza no mbo nanoro anay anio kou! zay zany mitsy e! tara fona :-D
33. ikaretsaka ( 05/12/2006 01:11)
"mijajika be.. @ le oui" mihitsy i fasaly ty ka
34. fasaly ( 05/12/2006 07:18)
:-D:-D:-D:-D tena tsisy azoko ry karetsaka:^):{:{:{tsy maharaka e! zay zany mitsy e!:wink:
35. vale ( 05/12/2006 09:05)
fasaly:

mbola tena mikaviavia be malay izyaho vale fa lay izy zany otran'ny hoe manaiky fa tsy mandà, ohatra manja aky ndry vale an! de indry te hiteny hoe ié aky fasaly de hoy injy hoe "'zay zany mitsy e!" :roll::-D:-D:-D:-D mampmé be
hay ve eh! ihihihi ...de marina ihany zany io ohatra nataoko etry ambony be io:°), satria ny tiko lzaina de hoe tena tara be za izany!:)


36. vale ( 05/12/2006 09:09)
malalatinasoa:

ary le hoe: "ataovy @ ilay oui"??

Za ry malala mbo ividiano zipo a, de tounde ataovy @ le oui :roll:

malalatianasoa: hihihihihihi


37. fasaly ( 05/12/2006 09:12)
:-D:-D:-D:-D:-D
38. miamiam ( 05/12/2006 17:09)
inona ny dikan'ilay mijajika kay????
39. booboo ( 05/12/2006 17:41)
hita wa ? :-D:-D:-D

Cutie aaaaaaaaaaaa > mety io ve io ? :-D:-D:-D:-D
40. jhouhlambout ( 05/12/2006 17:45)
:-D:-D:-D:-D:-D hihihi... :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5679