censure eto @ serasera, serasera tsy demokrat

1. tezitra ( 23/11/2006 12:03)
nanoratra aho omaly dia no-censuré-na(nofafana); alalana avy aiza no amafanao izany eto
fanontaniana, ho ampianariko ianareo:
-Aiza moa no foibe misy ny serasera,
1)any madagascar?: Tsisy afaka manao censure satria tsisy lalana moban'ny economie numerique any; la faute à R8; senegal efa manana
2)ao France?: ny LEN (Loi sur l'Economie Numerique) du 21 /06/04 no mifehy azy;
donc jereo ny ataon'ny olona an'i chirac, mbola tena mafy aza , ao @ youtube sy ny karazany nefa tsisy mi-censuré,satria chirac demokrat
3)any ankafa?: ny lalana international no mifehy azy, ary jereo ny ataon'ny olona an'i bush au niveau international nefa tsy mitory i bush,il est demokrat
MBA MISAINA RASERASERA A! rehefa tsy haytaodra8 ny demokrasia,dia ataovy fa aza manainky hifindran'ny aretin'ilay petit bohnomme, roublard devenu loubard, tsivalahar
TEZERA NEFA AZA MANOTA, ary aza atao tratran'ny 04/12 ny hatyezeranao
répondu par kitjo le 25/11/2006 19:17
2. tywa68 ( 23/11/2006 12:11)
iza koa no te-hiresaka @olona tezitra !
Mandehàna maka rivotra any @ hafa rehefa tsy faly eto fa tsy miteny² foana ê !
3. kitjo ( 23/11/2006 12:26)
oadray!
misy antony ao matoa nofafana!
sao d nafindra kosa?

fa ataovy ampanajana ihany anefa ty fiteny f aza d tezitra lotra e!
rehefa tena tsy faly manko ianao sao mamono tena fts miditra ato..
4. tezitra ( 23/11/2006 12:31)
valio ny resaka ry tywa68, j'apporte des arguments et de loi datée, toi tu dis rien
y'a 3 sortes de personnes:
-ceux qui ne repondent pas car ils ne connaissent rien
-ceux qui sont moyen, et ne repondent qu'en parlant des personnes(ka i deba anie e!ka ra8 anie e! ianao mandehana rehefa tsy tia ny eto, etc...
-ceux qui sont intelligents et bien élévé qui debatent les idées

. raha tsy hoe club de supporters-ndra8 ny serasera angamba
tezera ne fa aza manota
5. akama2006 ( 23/11/2006 12:36)
ka rehefa fanatika anie ry tezitra dia tsy maintsy manao iznay foana e!izaho koa nanoratra teo aloha herinadro angamba izay fa heveriko mba cas particulier ny ahy hay ennoa koa tratra izany!:evil::evil::evil::evil::evil: dehors fanatika!ouuuuuuuuuuuuuuuuuu!

izao izoa voatery hilaza aminy olona rehetra fa dia babakoto ohatrany site sobika sy wanadoo,ny eto!tsssssssssss!

tsy mahazaka fanalalahana!efa mba faly ery hoe mba misy site tsy partisane hay dia ny eo ihany no miova loko!tsssssssssssss

veloma ny babakoto atop o!
6. vale ( 23/11/2006 12:51)
ojyyyy:roll:

7. tezitra ( 23/11/2006 12:56)


merci ry akama

1)ary @ ireo izay tsy mamaly aza misy très intelligents , fa saingy fantany fa tsy avotra intsony-fa ny
2)fa ny mamaly saingy miresaka olona , deba , ra8, ny mpanao serasera, fa tsy mba miresaka hevitra ireo no zero; comme R8
8. tezitra ( 23/11/2006 12:58)
ON VA LES DEFONCER LES ZERO
DEFOCAGE SUR TOUS LES ETAGES. JE TE JURE
9. oufouf ( 23/11/2006 13:28)
-ceux qui ne repondent pas car ils ne connaissent rien
-ceux qui sont moyen, et ne repondent qu'en parlant des personnes(ka i deba anie e!ka ra8 anie e! ianao mandehana rehefa tsy tia ny eto, etc...
-ceux qui sont intelligents et bien élévé qui debatent les idées



ary ianao ao @ sokajy inn ? be taim-bava sy tsy misaina zany ! (un débat.. à suivre)

manota fa aza tezitra !
10. tezitra ( 23/11/2006 14:14)
toi aussi oufouf , tu parle d'un individu, t'occupe pas de ma petite personne .parle de cette censure version serasera

vous n'avez pas quelque chose dans le pantalon ou koi? les gars? et les filles , il faut que vous montriez que vous avez klkchose dans le soutin gorge
si vous avez, alors n'accepte pas ny sivana
TEZERA NEFA AZA MANOTA ARY AZA TEZITRA APRES 04/12
11. hery ( 23/11/2006 14:23)
Ny lalàna eto dia lalàna serasera :-)

http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/policy

D'akoro amin'io ianao miditra... tsy d'akoro amin'io ianao tsy miditra.

Ohatran'ny hoe ny lalàna rehefa miditra ao an-tokatranonay tsy idiran'izay Loi 165/65/2003 any (miala tsiny raha tena misy io lalàna io :-p)

Rehefa miditra ao antranonay ohatra dia mila miakanjo, mila manala satroka, mila miarahaba ny tompontrano, sns... tsy ilànay an-dRavalo akory izany.
12. Lejim ( 23/11/2006 14:34)
Merci hery,
zah indraindray tsy d'accord fa rehefa lalana natao ho an'ny olona rehetra dia manaraka foana zah!
Fa natao hanajana ny namana ato koa ange ny fisian'ny lalana ka tokony hoekentsika aby! Androany isika mangataka ny hanesorana an'ireo lalana ireo nefa rahampitso mety hangataka azy averina indray.
Hitanareo ihany ny miseho any amin'ny forum sasany ireo! Miteniteny foana ny olona, miteny ratsy ny sasany, samy manao ny danin'ny kibony satria tsy misy fifandaminana!
13. xxx ( 23/11/2006 15:30)
tezitra:

nanoratra aho omaly dia no-censuré-na(nofafana); alalana avy aiza no amafanao izany eto
fanontaniana, ho ampianariko ianareo:
-Aiza moa no foibe misy ny serasera,
1)any madagascar?: Tsisy afaka manao censure satria tsisy lalana moban'ny economie numerique any; la faute à R8; senegal efa manana
2)ao France?: ny LEN (Loi sur l'Economie Numerique) du 21 /06/04 no mifehy azy;
donc jereo ny ataon'ny olona an'i chirac, mbola tena mafy aza , ao @ youtube sy ny karazany nefa tsisy mi-censuré,satria chirac demokrat
3)any ankafa?: ny lalana international no mifehy azy, ary jereo ny ataon'ny olona an'i bush au niveau international nefa tsy mitory i bush,il est demokrat
MBA MISAINA RASERASERA A! rehefa tsy haytaodra8 ny demokrasia,dia ataovy fa aza manainky hifindran'ny aretin'ilay petit bohnomme, roublard devenu loubard, tsivalahar
TEZERA NEFA AZA MANOTA, ary aza atao tratran'ny 04/12 ny hatyezeranao



polivalenty rafotsy zany klé aviavy be otran'ny kapa etin-driaka :lol:


14. akama2006 ( 23/11/2006 15:31)
hery> ka ny zavtra nosoratko herinadro sty misy mivona aminy ilay atao hoe lalana anatiny ka sty dia mazava loatra ilay nanasorana ilay izy!

bon!fa tsy olana iznay fa tsy miditra fotsiny ato aminy serasera nareo izany fa partisane be loatra tsinona dia aleho miova lasy e!

dia veloma i hery fa dia manana fahavalo iray aloha iznay ny tsiky dia ampy !8)
15. Fiffi ( 23/11/2006 15:39)
akama2006:

bon!fa tsy olana iznay fa tsy miditra fotsiny ato aminy serasera nareo izany fa partisane be loatra tsinona dia aleho miova lasy e!

dia veloma i hery fa dia manana fahavalo iray aloha iznay ny tsiky dia ampy !8)
nga kosa de nisy an'zany ? ny an'i tezitra kosa tena efa tafahoatra mihintsy ny zavatra lazainy ! na de hoe tezitra aza izy tokony jerena hiany ny fitsipika eh !


16. tezitra ( 23/11/2006 15:44)
enkena ra-hery, ny olana dia entre ny droit intérieur sy ny droit tout court
explication:
1)-raha tsy miklaôty ianao ao antrano no sady resakareo mivady no ataonareo dia c ton droit qui est à appliquer (droit intérieur)
2)-ici c'est l'internet, c pas l'intranet ni même extranet, donc c public, donc ny lalana public no miasa
-en plus c'est un homme public aussi qu'on parle à savoir Ra8(président de 18 millions d'individus)

AFAKA MANDRAFITRA NY LALANANAO IANAO ETO @ SERASERA MAIS QUAND C PUBLIC, c public. tu dois adapter ta loi
DEMANDER aux expert en droit c que c le conflit entre droit interieur et droit public
SINON G T'M XXX, y a moyen de ...
17. Fiffi ( 23/11/2006 15:47)
tezitra:

2)-ici c'est l'internet, c pas l'intranet ni même extranet, donc c public, donc ny lalana public no miasa
fa mba hasiana modération kosa eh ! indrindra fa ny fanajana ! de aza tezitra loatra hoa fa mbola ho ela anie ny 3 dec eh ! :wink:


18. ganafolaka ( 23/11/2006 15:47)
akama2006:

hery> ka ny zavtra nosoratko herinadro sty misy mivona aminy ilay atao hoe lalana anatiny ka sty dia mazava loatra ilay nanasorana ilay izy!

bon!fa tsy olana iznay fa tsy miditra fotsiny ato aminy serasera nareo izany fa partisane be loatra tsinona dia aleho miova lasy e!

dia veloma i hery fa dia manana fahavalo iray aloha iznay ny tsiky dia ampy !8)


tsy fa tsy sty akory rianona an efa rerakin'ny fiovana lasy marina ianona izany fa miala sasatra kely kalongany


19. xxx ( 23/11/2006 16:05)
Tabeza Nous sommes incapables! (Assidu deMadagascar)
18/09/2005 à 13:15
Que d'erreurs impardonnables commises par nous, du côté de l'opposition! Voilà exactement quatre ans que l'on doit construire une opposition, et on n'a rien fait de valable! On a perdu du temps. On s'est cantonné dans des critiques stériles et agressives qui n'ont rien de convaincant pour les électeurs. On s'est accroché à des personnes qui n'ont aucun avenir politique. On n'a jamais su construire une stratégie rationnelle pour conquérir le pouvoir. Contemplez l'erreur monumentale du rassemblement d'Andoharanofotsy. On s'est fait gruger jusqu'au bout. Le temps file très vite. A cette allure, Ravalomanana sera là jusqu'en 2017

20. tezitra ( 23/11/2006 16:09)
g t'm xxx et fiffi, et aza hors-sujet aki cherie:*:* xxx a valio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1251