censure eto @ serasera, serasera tsy demokrat
41. tywa68
(
24/11/2006 10:59)
Tezitra > tsy hitako zay hamaliana anao @ireto sokajy narosonao momban'ny karazan'olona ! ary tsy te-hamaly olona miteny ohatranao fotsiny aho ! arguments ou pas !aleoko miala pas fa tsy hiady @ olona akory ny aleha eto !
Ny momban'ny ra-8 samy manana ny tiany io ary tsy izany akory no hanenjehina ny serasera !
Fa rehefa tsy ampy anao ny tsiky sy ny fifanajàna eto dia mifindrà ê ! soavadia @ site vazaha ohatra !

42. oufouf
(
24/11/2006 11:12)
Zao e! Aza asiana censure aza fa mba sahy ve isika rehetra raha mba avadika debat sur plateau na sur chaine izy ity dia hita eo ny zay afitsoka e! Eto maintsy mananararatro @ le tsy mifankahita isika dia miseho ho mahay sy henjana daholo. Ka ahoana sahy ve sa tsy sahy ?
mampmé , izay ilay hoe resaka ka atao, misy mahita resaka débat sur plateau indray ! na sur chaine mdrrr , zavatra mitombona aloha jerena : serasera dia eto fa manana enti-manao angaha ianao ry rfd2001 ?
tsy milaza ny heviny ve aloha dia izay! sady tsy misy milaza eto hoe i an' ... mahay hevitra hampiadiana io.. raha azo hampiadiana !
43. rfd2001
(
24/11/2006 11:51)
Maivana loatra ange ilay hevitra ampiadiana eto raha tsy fantatra le olona iadiana hevitra e! manjary misy miteniteny foana fotsiny dia tsy handroso mihitsy isika; ny ahy zany na pour Ra-8 na contre Ra-8 dia asio tohan-kevitra tsaratsara mba hafahana mandanjalanja ny atao e. Isika ange hitady vahaolana fa tsy hitady olana e !
44. kitjo
(
24/11/2006 12:03)
kamo b za hamaly an tezitra fa tsy eritreretina ny zavatra soratana fa atao an-katezerana d tsisy raisonnement
io ry zareo d tsy adala matoa nasiana mpitantana saky ny hevitra an!
ary tsy ato @politika rery no misy oe hevitra voafafa ka mba diniho ihany e!
Tsy oe satria malalaka ny fanehoan-kevitra dia lazaina dol ze tiana lazaina fa reny no manimba ny fiaraha-monina!

45. tezitra
(
24/11/2006 16:06)
zavatra telo:
1) Prenez mon lit, les disques d'or, ma bonne humeur,
Les petites cuillères, tout ce qu'à vos yeux a de la valeur,
Et dont je n'ai plus rien à faire, quitte à tout prendre n'oubliez pas,
Le shit planqué sous l'étagère,
Tout ce qui est beau et compte pour moi,
J' préfère que ça parte à l'Abbé Pierre,
J' peux donner mon corps à la science,
S' il y'a quelque chose à prélever,
Et que ça vous donne bonne conscience, mais vous n'aurez pas, Ma liberté de penser.
2) regarder le film bhorat qui izay mandalo ny cinema frantsay et vous verrez,il est contre les politiquement correct
3)d'accord @ fifanajana fa iza no hitsara izany, fifanajana version R8 ohatra dia fanafoanana ny gazety tribune au bord ny air-mad; nakatona ny eglizy, et koi encore un mec comme ça ne peut pas attendre de parole tendre de ma part

47. tywa68
(
25/11/2006 08:07)
ka tsy olana anie ny tsy fitiavanao an'ra-8 fa ilay fomba fiteny no amboary kely - tsy fifanajàna ra8 zany fa fifanajàna tsotra fotsiny ! (dia ataovy teny gasy hahafaly ny rehetra !)
48. papounette
(
25/11/2006 09:11)
Matoa enao ry tezitra censuré de misy tsy mety ny zavtr lazainao na ny fomba famoahanao ny hevitranao.
Ary ny zavtr mahazendana ana eto an de ny olona ôtran'dry tezitra reo an rehefa tenenina hoe misy tsy mety ny ataonao de mametraka ny tenany ho LA GRANDE VICTIME :^) de la société fôna,te hanala ny libérté de pensée e...etc etc
Amiko an azo atao tsara ny maneho ny hevitra na pour na contre "sans tomber dans la vulgarité".
tywa68:Fa rehefa tsy ampy anao ny tsiky sy ny fifanajàna eto dia mifindrà ê ! soavadia @ site vazaha ohatra ! any mantsy tsy misy censure zany .....
:-*:-*:-*daholo e

49. kitjo
(
25/11/2006 09:55)
tezitra an,
voalohany aloha za tsy mahay teny frantsay
faharoa na miezaka ary tsisy fatako ze lazainao
censure-ko ko ny post alefanao an..hiihhhi:-*
zany oe dinganiko ra vo enao manoratra azy
sangisangy zany fa za "tsy faly" e!
le eto aloha tsis idiran ra8 le censure fa refa ts manaraka fitsipika d zay. zay le lazaiko anao oe na any @ Fitiavana aza misy voafafa...mbola ra8 ko ve zany ry admin?

50. Fiffi
(
25/11/2006 11:04)
kitjo:zany ange hoa eh ! sady hataovy @ teny gasy fa manjary vao maika tsy hamaly intsony kitjo ry tezitra an ! :wink::-D:-D
kamo b za hamaly an tezitra fa tsy eritreretina ny zavatra soratana fa atao an-katezerana d tsisy raisonnement
52. tywa68
(
25/11/2006 15:06)
asa na ho tezitra fotsiny izy io aorian'i 3 déc na ho lotika tsy te-hierika ny namana eto @ serasera :-D:-D
54. kitjo
(
25/11/2006 19:17)
akama
ouf..niverina iany kay njy fa za efa nalahelo tsisy analako azy tsony..hihihi
aza tezitra fa ny hevitra no miady ato e, asio Fair play ry zareo an!
bon!fa tsy olana iznay fa tsy miditra fotsiny ato aminy serasera nareo izany fa partisane be loatra tsinona dia aleho miova lasy e!
dia veloma i hery fa dia manana fahavalo iray aloha iznay ny tsiky dia ampy !