censure eto @ serasera, serasera tsy demokrat
25. tezitra
(
23/11/2006 17:32)
papounette, des idées s'il te plait,contre ou pour, mais des idées, izay no hahatsara ny gasy ,
Tsisy tapaka lalandra izany, tsika samy tsika samy mpifankatia
g'tm xxx et fiffi,papounette,bazylou,hery,vetsoko,akama,salmo,fijo,sareraka,akama2006,etc
mais surtout xxx et fiffi et kitjo
Tsisy tapaka lalandra izany, tsika samy tsika samy mpifankatia
g'tm xxx et fiffi,papounette,bazylou,hery,vetsoko,akama,salmo,fijo,sareraka,akama2006,etc
mais surtout xxx et fiffi et kitjo
26. kelly13
(
23/11/2006 17:44)
tezitra:
valio ny resaka ry tywa68, j'apporte des arguments et de loi datée, toi tu dis rien
y'a 3 sortes de personnes:
-ceux qui ne repondent pas car ils ne connaissent rien
-ceux qui sont moyen, et ne repondent qu'en parlant des personnes(ka i deba anie e!ka ra8 anie e! ianao mandehana rehefa tsy tia ny eto, etc...
-ceux qui sont intelligents et bien élévé qui debatent les idées
. raha tsy hoe club de supporters-ndra8 ny serasera angamba
tezera ne fa aza manota
ka tonga d nataonao ôtran'io d tsy t hanome hevitra tsony ny olona.
za zao namaly fa tsy nanome hevitra d aiza ho aiza @ ireo nolazainao ireo za? le ignorant, sa moyen sa intelligent? d hozy enao hoe "tezera fa aza manota" za ry se tena mbola olombelona nofo amandrà ka sarotra b amiko ny tsy hanota ka! mbô he eh! fa @ mahamalagasy d etsy zany izy rahavako :-* fa aza tezitra tsony!
27. papounette
(
23/11/2006 17:49)
tezitra:
papounette, des idées s'il te plait,contre ou pour, mais des idées, izay no hahatsara ny gasy ,
Tsisy tapaka lalandra izany, tsika samy tsika samy mpifankatia
g'tm xxx et fiffi,papounette,bazylou,hery,vetsoko,akama,salmo,fijo,sareraka,akama2006,etc
mais surtout xxx et fiffi et kitjo
:-D:-D:-Dmidélire marina le tezitra=))=))=))
28. kiali
(
23/11/2006 17:53)
ary le tezitra miseho mahay teny vazah sy intelligent be an!!tokony hitondra firenena lery!!mety bôgôsy be koa zao io no be detente!
29. tsingy
(
23/11/2006 17:54)
Aza mba manao anizan kosa ry reto a!avelao iteny ze manankevitra d tohano ra mifanaraka ami saina sy safidy e.:wink:
30. oufouf
(
23/11/2006 18:01)
tezera raha tezitra i tezitra , ataovy tsara aloha ny teny frantsay , dia araho ny lalàna ny lalàna tsy ho an' ny hafa fa ho an' ny daholo be,
ataon' i oufouf inona moa ny :ma petite personne an' i tezitra, é izany izy petite !!!!:-D
inona moa ny hiadiana hevitra momba ny censurenao é , tsy misy, raha fantatrao ny lalàna dia tsara.
1/ ny zavatra nosoratan' i oufouf dia mikasika ny teninao ihany fa tsy noforonina, zara aza ianao misy mamaly....
2/ ny zavatra teneninao eto @ serasera dia tsy mitombona .. izaho tsy fanatika ra8 ...fa ilay zavatra foroninao kosa azo valiana @ tena izy ka omeko hevitra ianao, misy namana mamaly sy mazava saina io :
dia jereo tsara ireo voasoratra ireo fa marina , sa mbola mahita débat hafa indray i tezitra ? tezitra ô mba misaina é !

Que d'erreurs impardonnables commises par nous, du côté de l'opposition! Voilà exactement quatre ans que l'on doit construire une opposition, et on n'a rien fait de valable! On a perdu du temps. On s'est cantonné dans des critiques stériles et agressives qui n'ont rien de convaincant pour les électeurs. On s'est accroché à des personnes qui n'ont aucun avenir politique. On n'a jamais su construire une stratégie rationnelle pour conquérir le pouvoir. Contemplez l'erreur monumentale du rassemblement d'Andoharanofotsy. On s'est fait gruger jusqu'au bout. Le temps file très vite. A cette allure, Ravalomanana sera là jusqu'en 2017
dia jereo tsara ireo voasoratra ireo fa marina , sa mbola mahita débat hafa indray i tezitra ? tezitra ô mba misaina é !
31. papounette
(
23/11/2006 18:01)
kiali:
ary le tezitra miseho mahay teny vazah sy intelligent be an!!tokony hitondra firenena lery!!mety bôgôsy be koa zao io no be detente!
Ny zavtr prioritaire ato @sera2(ny mameno ny momba2 ny tena)aza tsy ataony de nefa lery na i kala angamba avo vava be rehefa tratrany censure!!!!!!:P
32. MTN
(
23/11/2006 18:21)
izao aloha eh,
tsy intranet ... hoy ianao fa ianao kosa vao nisoratra anaraka dia efa notenenina fa misy lalana mifehy ity. Matoa io nasiana teny miafina tsy tahaka ny dinika hafa dia hilazana fa misy fefy io, ary nisy vavahady fidirana.
Dia ovana ve ny lalana satria ny olon\'kafa ny nanisy lalana. Samy manana ny manda ijoroany io eh. Afaka mimenomenona amin\'ny fomba fiteny any amin\'ireny ianao rehefa izay no mampandry ny sainao.

33. rantylahy
(
23/11/2006 18:30)
Anjaranao censuré no mandanjalanja hoe nahoana no nofafana ny teny nataoko, ary anao momba ny hevitry ny olona nanao ny censure kosa dia tsy tokony hiteny intsony satria efa ampy ho anao ny namafana ny zavatra nosoratany.
34. Fiffi
(
23/11/2006 18:58)
de mba fenoy hono zany ny momba anao ry tezitra fa toa liana ny namana ahafantatra eh ! :wink:
35. fijo
(
23/11/2006 21:33)
tezitra an,ity misy lesona droit kely.
tsy misy izany atao hoe "droit interieur" izany.
omeko anao ny sokajina droit mba ahafahanao maneho hevitra amina zavatra mitombona tsara.
misy karazany roa ny droit.
-droit privé
-droit public.
io droit privé io indray mizara ho
-droit subjectif sy
-droit objectif.
ilay doit interieur tianao lazaina io,dia "droit subjectif no ilazana azy.
marina fa ny droit subjectif dia tsimaintsy mifanaraka amin'ny droit objectif.
ny antsika eto dia "reglement interne" izay azo kilasiana ao anatin'ny droit subjectif.tsimaintsy manaraka ny lalana misy"droit objectif" izany isika.
efa novakiako ny lalana mifehyeto,ary tsy nahita zavatra mifanohitra amin'ny lalana misy aho.raha mahita ianao dia ilazao aho,fa mety fanina.
ny mitenyeto dia malalaka,saingy ,ary averiko foana,aoka mba ahay miteny ampanajana.tsy voatery hitovy hevitra isika,nefa kosa tokony ahay hanaja ny sasany.

36. colar
(
23/11/2006 21:40)
sipa v sa bandy marina ary le tezitra,ra ny fahitako azy alo d tena mety sipa anjanomanalina ,sady mahay miten vaza b mintsy,tena lina b ko za e,haahahhaha
37. fijo
(
23/11/2006 22:11)
izy aloha dia manafana resaka eto tokoa e,saingy indraindray somary tsy mahafehy tena rehefa miresaka,izay no tsy mety aminy
38. 00bandy
(
24/11/2006 00:04)
Za tsy dé mahay droit lotra, fa ny tiako ho fantatra dé inona ny voalaza toa no naha tonga an 'i Tezitra censuré ?.
Ny ahy fotsiny dé aleo hiteny izay hiteny dé anjarantsika ny mandanjalanja ra marina sa tsia izay voalaza ? nomena saina sy fanahy ny tsirairay.
Resaka politika indray dé aleao za tsy de manao lotra, tsy hita intsony izay itodiana @ izao to tsara resaka daholo izay tonga eo nefa rehefa tonga eo @ fitondrana tsy hita akory ny resaka rehetra efa nifanaovana taloha.
:D

39. rfd2001
(
24/11/2006 07:27)
Zao e! Aza asiana censure aza fa mba sahy ve isika rehetra raha mba avadika debat sur plateau na sur chaine izy ity dia hita eo ny zay afitsoka e! Eto maintsy mananararatro @ le tsy mifankahita isika dia miseho ho mahay sy henjana daholo. Ka ahoana sahy ve sa tsy sahy ?
40. ravatorano
(
24/11/2006 07:32)
matoa ny olona iray censuré dia misy antony ao fa tsisy mpandrindra hanao izany fahatany akoriny na hoe izay tiany no ataony eto fa efa misy lalana anatiny mifehy azy eto amin ity sehatra ity koa anjaran ny be sy ny maro no mijery sy miezaka mahalala an izay mba tsy hisian ny toe javatra toy izao ary ialana amin ny fimenomenomana.
Amiko raha tena malagasy koa ianao dia avoahy amin ny teny malagasy ny hevitrao fa aza miafina ao amin ny teny vahiny loatra e :wink:
:D
Amiko raha tena malagasy koa ianao dia avoahy amin ny teny malagasy ny hevitrao fa aza miafina ao amin ny teny vahiny loatra e :wink:
:D