Fifidianana miss serasera
1. caprio
(
16/11/2006 13:11)
Tonga ilay nandrasan-tsika koa samia mandray anjara daholo e! tsotra hiany ny fitsipiky ny lalao,zany we makatsy @fijerena sary hianao dia mifidy vehivavy efatra izay fantatrao fa tsara indrindra dia avy eo alahatrao arakarak'izay hitanao fa tsara ireo sary efatra ireo,dia rehefa @ farany dia ho hitan-tsika eo izay tovovavy tsara indrindra fa @manaraka dia asintsika indray ny fifidianana lehilahy tsara indrindra.Rehefa mazava tsara dia atomboko zany ny fifidianana koa @20nov no farany dia asehon-tsika eto izay lany miss sera2 hihihihihi
ireto zany ny efatra nofidiko e:1:Onjakely
2:Fasaly
3:Andrea
4:Martichoumima
kilalao io fa tsy misy tezitra an:lol::lol::lol:
ireto zany ny efatra nofidiko e:1:Onjakely
2:Fasaly
3:Andrea
4:Martichoumima
kilalao io fa tsy misy tezitra an:lol::lol::lol:
répondu par fanaina le 21/11/2006 14:45
3. nolalaina
(
16/11/2006 13:56)
Hay tena raikitra??? hummmmmm!! lasa zao zany!! :wink:
1 Aino
2 Tomazefa
3 Mamzelimanjakely
4 Fasaly
5 zah!! :°)
1 Aino
2 Tomazefa
3 Mamzelimanjakely
4 Fasaly
5 zah!! :°)
6. Samoana
(
16/11/2006 14:49)
tokony handoa droit d"entrée 25 tapitrisa Ariary aloha ze hilatsaka hofidiana e !:D za volontaire hitam-bola
7. majakely
(
16/11/2006 14:52)
Samoana tsisy firotsahana lay izy ,,mifidy fotsiny elah de zay ihany ,,,ilay olona ts ynangataka hotsaraina ,,,Lollllllll
8. Samoana
(
16/11/2006 15:07)
Ny ahy izany tonga de i majakely no fidiko: tsy mila sary fa anarana de ampy
9. ratonga
(
16/11/2006 15:10)
misy sary
1- fasaly
2- andréa
3- valih
4- fionah
tsy misy sary
1- cutie
2- Fiffi
3- soanja
4- kelly13
1- fasaly
2- andréa
3- valih
4- fionah
tsy misy sary
1- cutie
2- Fiffi
3- soanja
4- kelly13
10. fanaina
(
16/11/2006 15:24)
1:fionah
2: fasaly
3: fitiavana ( tsy haiko iny sipakely iny raha mbola ao ny sariny)
4:cassie
tsy mahazo mifidy hafa anga?
2: fasaly
3: fitiavana ( tsy haiko iny sipakely iny raha mbola ao ny sariny)
4:cassie
tsy mahazo mifidy hafa anga?
13. kiali
(
16/11/2006 15:42)
vale
nolalaina
cutie
kala
tsy misy sary ao @ serasera reo fa ba akama bonne fotsiny de fidiko lol
ny misy sary indray de
fasaly
anna999
malala2006(mon préferer lol)
coeur
tsy afaka mifidy kôfa ve?:lol::lol::lol:
nolalaina
cutie
kala
tsy misy sary ao @ serasera reo fa ba akama bonne fotsiny de fidiko lol
ny misy sary indray de
fasaly
anna999
malala2006(mon préferer lol)
coeur
tsy afaka mifidy kôfa ve?:lol::lol::lol:
17. kiali
(
16/11/2006 16:36)
iza indray io xxx manoroka be io eh! tsy mandray oroka misaritava zah klé ! sô de lehilahy
19. totofy
(
16/11/2006 18:43)
mbola tsy ampy....
soanja
nikipol
kimberly
raclo
diamondra27
miramas
pachinot
lameva
.... mbola mahazo tohizana veuuuu:?:
soanja
nikipol
kimberly
raclo
diamondra27
miramas
pachinot
lameva
.... mbola mahazo tohizana veuuuu:?:
