Fifidianana miss serasera
44. vale
(
18/11/2006 13:55)
ANDREA: :oops:melsi aky a(l), njy no tena manja satria na efa maman aza de bola mitana fona(l)=D=D=D(l):-*:-*
50. fanaina
(
19/11/2006 13:36)
1:Finiavana
2: sasa
3: Nirina
4: riruk
5: tiphen
.....
1: vale
2: cathy
3: sarobidy
4: mirambola
5: fifi
2: sasa
3: Nirina
4: riruk
5: tiphen
.....
1: vale
2: cathy
3: sarobidy
4: mirambola
5: fifi
51. chipie1
(
19/11/2006 13:44)
fanaina > tsy azoko ny tinjy lazaina amlé etsy ambony io ? (18-11-06 , 17:33:45)
za kou tsy afaka ny hanao miss zany fa anareo sisa zany rankizy :-D
za kou tsy afaka ny hanao miss zany fa anareo sisa zany rankizy :-D
54. fanaina
(
19/11/2006 16:38)
voalohany dia i Fasaly
faha roa:Mamz
faha telo:Cutie,Fiffi,Andrea
faha efatra: Sasa, Fionah,Vale,nolalaina,Aino
hireo aloha ny tazako dia ny manaraka tsy arako tsony!!!
faha roa:Mamz
faha telo:Cutie,Fiffi,Andrea
faha efatra: Sasa, Fionah,Vale,nolalaina,Aino
hireo aloha ny tazako dia ny manaraka tsy arako tsony!!!
56. fanaina
(
19/11/2006 18:56)
:idea:ary maninona izay milalao eto @ dinika ihany no fidiana satsia raha tsy paketo nefa fidiana hoatra dia rehefa tonga ny lalao dia lasa ny pseudo fotsony no present fa ilay olona tsy miditra eto.:?:
57. caprio
(
19/11/2006 20:21)
Fanaina:Mbola fanandramana anie ity fifidianana miss serasera 2007 ity fa @ fifidianana miss 2008 dia ho hitan-tsika eo ndray ny fanovana izay tsy mety e! Averiko ndray fa mbola @Alatsinainy 20nov @12ora alina ny farany koa dia ataovy ny safidinao :lol::lol::lol:
59. kala
(
20/11/2006 07:18)
allo! allo! izay mbola tsy nifidy, tongava haingana fa kely sisa dia hikatona ny birao fandatsaham-bato :wink:
:-D :-D :-D :-D :-D
sady raha vao tara fifidianana hianareo dia lasa resaka (l) (l) sy :* :* :* izy ity. :oops::oops:
:-D :-D :-D :-D :-D
sady raha vao tara fifidianana hianareo dia lasa resaka (l) (l) sy :* :* :* izy ity. :oops::oops:
60. nolalaina
(
20/11/2006 09:13)
kala : sali njy an!! :-*
Mila mitety ny dinika retra aky njy milaza io fifidianana io fa ho an'zé tsy miditra ato tsy mahita an!! :-D merci an!! :-P
Mila mitety ny dinika retra aky njy milaza io fifidianana io fa ho an'zé tsy miditra ato tsy mahita an!! :-D merci an!! :-P
