Fifidianana miss serasera
21. nolalaina
(
16/11/2006 19:19)
kiali:
vale
nolalaina
cutie
kala
tsy misy sary ao @ serasera reo fa ba akama bonne fotsiny de fidiko lol
ny misy sary indray de
fasaly
anna999
malala2006(mon préferer lol)
coeur
tsy afaka mifidy kôfa ve?:lol::lol::lol:
kiali : :-* :-* :-* :-* :-* mba tao zah marina!! :-* :-* :-* :-* apiko :* ndray!! dé :-* :-* :-* :-*
oufffff!! :oops:
22. Fiffi
(
16/11/2006 19:23)
hummmmm....toa ho sarotra zany fifidianana zany an ! hihihihi
de aza miditra xxx kosa rangaha fa manjary tsy fantatra hoe iza no nifidy an'iza kosa eh ! :)
de aza miditra xxx kosa rangaha fa manjary tsy fantatra hoe iza no nifidy an'iza kosa eh ! :)
24. pissoa
(
16/11/2006 19:41)
fa @manaraka dia asintsika indray ny fifidianana lehilahy tsara indrindra.
za refa amin'ny fifidianana miss lehilahy =)) vao hifidy =))=))=))
26. nolalaina
(
16/11/2006 21:11)
kiali:
t'es ma preferé koa nolalaina an!
mmmmmmmmmerci!! :-* :-* :-* tena zany ny oé mba nisy pitia ihany marina!! :snif: :snif:
29. caprio
(
16/11/2006 23:00)
Averiko indray fa efatra hiany no azo alahatra dia izay misy sary hiany,zany we mijery atsy @ sary zany dia mifidy efatra ao.Tsy mbola tara hianao fa mbola hafaka mifidy hatramin'ny 20nov ho avy izao dia mba ataovy matotra e:roll::roll::roll:
31. bebe
(
17/11/2006 06:50)
1) fasaly
2) soanja
3) tomazefa
4) mamzelakely
mba ampitampitao rehefatonga ny fifidianana lehilahy,
2) soanja
3) tomazefa
4) mamzelakely
mba ampitampitao rehefatonga ny fifidianana lehilahy,
32. nolalaina
(
17/11/2006 08:33)
caprio : oki aza éh!! nenà efa reryyyy ambony be reryyy ééé!! fa miala fotsiny lé "zah"!!
Fa mba lazao zay refa atao ndray lé fifidianana Miss tsy misy sary!! :wink:
Lé misy tsy miss fa lé tsy misy no miss!! sa oé : lé tsy misy no miss fa lé misy tsy miss?? :°)
Fa mba lazao zay refa atao ndray lé fifidianana Miss tsy misy sary!! :wink:
Lé misy tsy miss fa lé tsy misy no miss!! sa oé : lé tsy misy no miss fa lé misy tsy miss?? :°)
34. nolalaina
(
17/11/2006 09:50)
Za vôlohany mirotsaka @io !! :lol: de refa manao propagandy dé asiko sary @zay!! 8)
35. andrea
(
17/11/2006 10:48)
Za tsy candidà ka !!! tsy mety miss intsony fa efa MAMAN :D:D.
Fa afaka manao Fa za afaka mifidy
miss :
1- majakely (l) / Vale / Fasaly / Fiffi /mimich
2- nolalaina sy cutie ..
Manja be daholo ..
De ny mister
1- Nikopol/Caprio/Colar/Hery/Ds/Joker ...
Fa afaka manao Fa za afaka mifidy
miss :
1- majakely (l) / Vale / Fasaly / Fiffi /mimich
2- nolalaina sy cutie ..
Manja be daholo ..
De ny mister
1- Nikopol/Caprio/Colar/Hery/Ds/Joker ...
36. caprio
(
17/11/2006 12:05)
Andrea:Tsy misy resaka maman zany akia eto fa ny antsarantarehy hiany no fidin-tsika an:lol::lol::lol:
37. kala
(
17/11/2006 13:42)
1- fasaly
2- mamzelkely (:-* spécial)
3- Aino
4- tomazefa
:-*:-*:-*:-* sipan'ny serasera ê!
milay daholo nareo
2- mamzelkely (:-* spécial)
3- Aino
4- tomazefa
:-*:-*:-*:-* sipan'ny serasera ê!
milay daholo nareo
