Tonga fotoana.

1. fasaly ( 16/11/2006 07:01)
Andao indray hifampitantara ny azy ary e!
taminareo tonga fotoana tam volaohany de nanao ahoana sy ahoana ny fisehony sy ny fandehany????:? ny ahy zistoire be:wink: aleo tantaraiko fa tsy misy olana, zavatra naitoraly izany....
Tam mbola kely izany dia miaraka am mama misasa ao am douche foana satria maro vavy be zay! dia hitanay dool ny fombafomba hatao momba ny fisasàna sy ny fatao reefa tonga règle.....na mbola kely aza satria manara-body azy foana refa handeha hi sasa izy:lol:
Fa tamzà tonga fotoana volaoha ny angamba tany am 12 ans tany, vao nifoha vao maraina tonga de naloto be ny slip, marron be , tonga de koboko hoe izao zany lay tonga fotoana, iny aho no lasa nanapaka drap bdb tany am douche de izà ihany no nikarakara ny tenako teo fa menatra hande hilaza izany am mamanay...
Izahay moa refa maraina laohan'ny handeha hianatra dia sam miborosy trano kely dool satria malalaka ny trano de sam manao efitra iray, raha niborosy trano iny aho dia tena sahirana be fa tsy toy ny andavan'andro manao dingandava be maika ny hahavitra, fa teto kosa mi coince ka micoince lasa tena X be zany ny tongotra tena sahirana mitsy, hoy aho hoe marina tsy ho latsaka eto izy zany:-D:-D:-D:-D
kanjo kobon'y mamanay lay tongotra manao X be miborosy trano tonga dia natsoiny aho hoe avy ange enao e! tonga fotoana angaha ianao??? noetiny tany am douche io dia ozy zà hoe eny wa! de asehoy hoe ny nanaovanao azy, de naseho, hoy izy hoe hummmmmm hay efa mahay tsara:? dia izay iiiiii!:-D:-D:-D
fa fahatairana ny ahy avy nifoha nandeha toilette nahita ny slip maloto beuh! mafinaritra lay experience e!:wink::-D:-D:-D
répondu par fasaly le 02/01/2007 17:40
2. Fiffi ( 16/11/2006 08:05)
hummm....tantara iny ka tantara ....
raha misy mampianatra sy manoro an'ireny de tena tsara , io koa moh taloha toa somary tabou hiany an ! de ao ny tsy sahy milaza , moa ny mpilaza tsy nisy de....tahotra be rehefa tonga voalohany !
3. fasaly ( 16/11/2006 08:19)
fiffi: ié! ka zay njinja no nanafenako azy kanjo toundé kobo:°) aiza ny tsy ho kobo eo anefa e!:lol:
4. tisera ( 16/11/2006 08:48)
:oops:izaho 11ans no tonga fotoana voalohany ; ary mbola adaladalakely , ny reniko koa tsy tany dago t@ izany fa no-opérer taty frantsa fa manan-joky vavy iray efa tonga fotoana aho ; moa ny dadako izany no tsy maintsy noteneniko hoe marary za fa misy rà ny slip-ko : ny reniko moa sage-femme dia manazava aminay mirahavavy taty aoriana ny cycle sns... . Fa avy eo isam-bolana dia mijaly foana @ aretin'ny kibo : efa nandalovako daholo ny spasfon , algobuscopan ; spasmaverine etc... dia nony nihalehibebe indray dia diane 35 (saingy nisy effet secondaire tsy nety tamiko dia najanona ): amin'izany tany a-pianarana raha vao marary dia efa kôpy ny iray kilasy hoe mandeha rà indray io satria hantsoina ny dadany na ny mamany haka azy fa mandoa , dia miolakolana ohatry ny bibilava ... dia hoe rehefa miray @ lehilahy (rehefa tsy virja intsony ) dia afaka io dia maimay ery vao 18taona dia hoe... andeha mba hanaiky .... sssh ! inona akory no afaka eo ny kibo sy valahana sy lamosina marary ... dia hoe rehefa miteraka dia afaka . An!an! mbola tsy maintsy mihinana anti-inflammatoire rehefa hoe sendra miasa nefa en règle raha tsy te-hiolankolana.
5. fasaly ( 16/11/2006 09:15)
mbola tsy fahenoko njay zany hoe mahafaka ny aretikibo ny tonga fotoana ny firaisaan am virja:°):-D zà kou nefa tena mijaly mitsy am douleur.....fa raha mba fatako meloha zany nitady virja zà:wink::-D
6. vale ( 16/11/2006 09:15)
Tisera: mampijaly io fa ny zandriko vavy izay koa manao ohatran'izany, fa izy tsy mbola niteraka fa ny avy eo no tsy fantatro, nisy ankizy izay koa nianar nianatra tamnay de isakiny tonga fotoana izy de miera mody fa marary be hono ny kibony de raha vao miera izy de efa fantatray rehetra izay! ihihi! :^),

Fasaly: ny anah kou tsy dia nananosarotra lotra satry maro mirahavavy koa de ndray2 tafiaraka @ mama kou, de efa mahita :-D, fa za mou izany 12ans ny tonga de nisy tache mena koa ny slipoko de natahotra a niteny t@ mama, tsy fantatro oe nanin :-/ , de ny serviette ny no nalaiko fa tsy itako ze atao tao:oops:, ny loza de reefa nanasa le izy zà, de tsy maintsy itany de nanontany anah izy hoe angah enao tonga fotona de ie wa, de hoy izy hoe tsy aloha be ve izany? sao de nanaonao foana tany:x, de nooon, wa! de nomeny ireny "pelia" ireny alou za de lasa izy nividy le efa vita amzay avy eo de zayyyyyy! fa tena rombotra be za le nataony hoe izy hono 15ans vo tonga nefa za 12 de so de tsy règle izany ny tiany tenenina fa hoe dé-viergé za:x :-D...zay nenah ry reto aaa!:^):oops:
7. fasaly ( 16/11/2006 09:22)
vale: nitovitovy zany ny atrika:wink: hihihihi! zà kou rombotra be taloha refa ataonajreo hoe sao bevohoka io:x tena krizy total mitsy:-D:-D:-D:-D
de ny serviette n'i mamanjy mitsy klou no nampesaina tamzany:?:-D:-D
fa lay manasa azy kou lou tamreny enjana be e! hihihih ny ahy ariko de mandrovitra drap....foana no hatao manimba drap:wink: fa tamzany mantsy mbola tsy de misy serviette facile otran'ny always marina ....
8. vale ( 16/11/2006 09:24)
(..izy akory(mama) tsy mampiasa coton fa mba mitahiry izy ampiasainy reefa mi-voyage ! ary zà tsy nahakobo oe nanana izy sinon iny no nalaiko :-D:lol:):wink:
9. vale ( 16/11/2006 09:30)
fasaly: voasongona njy za rapida be njy an! :roll:, tena nenazy aky no nalaiko a :?:-D:-D:-D:-D:-D:oops:, za ny zoky njinja aminay ankizivavy tsin de iny ny itako tao, soa fa mahavatra javel izy fa raha tsy izany! :-/ :-D:-D :oops:
fasaly: hihihih, njy manao ohatra an'izay zanjiko ray zay:-D, kamo izy manasa de mamorona isaka ny tonga koa:lol:, njekaky ooo:-D:-D:-D
10. fasaly ( 16/11/2006 09:38)
vale: ka za ange loza be raha hanapotika drap e! afeniko mitsy lay izy tamzny fa sao bedy:-D
afeniko ary ananona be ary amzay tsy kobo.....loza mitry:-D:-D:-D
11. vale ( 16/11/2006 09:39)
fasaly: ie,:-Dhenjana le manasa azy :lol::oops:, ny a tonga de manao ranona javel anaty koveta kely alou ; de tsy asiko savony a ,de atsipiko ao alou mba hiala ny lokon 'ile rà :roll:, sinon tena :? :oops:, de avelako ilona kely 10 mn eo alou de sasaiko amzayyyy!;-)
12. vale ( 16/11/2006 09:42)
fasaly:

vale: ka za ange loza be raha hanapotika drap e! afeniko mitsy lay izy tamzny fa sao bedy:-D
afeniko ary ananona be ary amzay tsy kobo.....loza mitry:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D fasaly


13. vegas ( 16/11/2006 09:47)
hay va re! 8O8O8O8O8O
14. booboo ( 16/11/2006 09:52)
Zà koa 12ans tonga red re.Tonga zà dia nankany @ mamanay dia manontany sady nisahotaka beeee hoe fa maninona zà mandeha rà :-D:-D:-D (zà nieritreritra hoe ho gli :-D:-D:-D).

Dia sendra tao aminay ny rahavavin'ny mamanay anaky 3 t@ zay, dia izy 4 mirahavavy no nifanindimby nanazava tamiko tao @ douche en long, en large, en profondeur sns sns ny fandehan'ny cycle, ny fametrahana serviette hygienique sy ny tariny. Zà tondé tsy tia an'ilay lambalamba reny :{:{:{.

Dia zà koa isan'lé mpanao règles douloureuses, dia mora fantatry ny tany am-pianarana fôôôôôôôôôna na hatr@ zao aza :oops::oops:.

T@ zà 17 ans, no nentin'ny mamako tany @ gynéco sao hoe misy tsy mety @ ilay mijaly lôtra, dia nanomboka teo dia sous pillule @ zay dia mba tsy nijalijaly tsonyyyyyy. Dia nony nitady zana-booboo dia niverina narary velona ndray. :^):^):^)

Fa lé hoe refa miteraka dé tsy maninona tsony klou klou tsy hinoako mitsy e :^):^):^):^)


15. fasaly ( 16/11/2006 10:02)
booboo: hiihih tena nisy cours tampoka teo zany tamin'io an! tsy nadilo ve ny sofinjy tamzany oul efatra be zao manazava ny en log, en large en profondeur:roll::-D:-D:-D
16. booboo ( 16/11/2006 10:11)
Fasaly > hihihihi, nanohatra noho nanatrika cours-na sciences hihihihihihi
17. tisera ( 16/11/2006 10:15)
:^):^):^) grave ilay marary kibo ka . Fa dia tsaroako tokoa aloha ilay manasa salaka é! Izaho angamba herintaona nanasa foana fa mbola vitsy dia vitsy ny "à jeter " t@ izany . Ny bebeany no manjaitra ny carré-na molleton (ilay fanao lamban-jaza é! ) : dia kosehina , dia alona rano mafana dia asiana eau de javel + vovon-tsavony dia ny ampitso vao kobanina ... corvée koa ireny an!
18. fasaly ( 16/11/2006 10:17)
vegas:

hay va re! 8O8O8O8O8O

:-D:-D:-D:-D te hitsofotsofoka ato zay vao gaga eo!:roll::-D


19. fasaly ( 16/11/2006 10:20)
tisera mitovy dool zany am lay fanazàna e!:-D:-D kamo mitsy ny hanàsa azy tamreny mé bon! amzao efa tena facile be mitry:P



"Fa dia tsaroako tokoa aloha ilay manasa salaka é!"
:-D:-D lay filazanjy azy kou nge de mampmé mitsy e!
20. ari.malala ( 16/11/2006 12:13)
ny ana 13 taona tam zay 23 decembre teo am-pangonana tany ambanivohitra d tsy nampoizina mintsy, de nody alo nanapotika bodofotsy zany. Fa narary tsara mintsy an. Ny anay tsy mba nanoro anay zany ny neninay hoe zao sy izao fa ozy fotsiny hoe ef tonga fotoana zao enao ka tandremo tsara kitikitihan'ny lh lfa tonga d bevoka, d ny zandriko lahy d naika tsy nety niara natory t@ anadahiko tsony za :-D:-Dnefa ny fandrianay superposé d zay dahy ao ambony mo dada sy neny ao mabany, ny trano tery rahateo:°) fa le refa tonga fotoana zany d marary b foana e! otran'ny ho tapaka ny valahana, d minana spasfon sy spasmaverine fona ko, d manao suppo ndraindray, fa ehe... hatr@zao, efa roa ihany ny kilonga fambola marary e! indrindra moa le 2è jour! maka dispense de gym mintsy tam zany refa tonga fotoana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2343