Tonga fotoana.

21. caprio ( 16/11/2006 12:17)
Ny ahy ndray t@ tonga voalohany dia t@za 15taona de gaga be mintsy za we:kay ve lety koa mahay manisin-delo fa tsy ny orona hiany e :roll::roll::roll:
22. vale ( 16/11/2006 12:27)
:roll::roll::lol::lol::-D
23. vale ( 16/11/2006 12:28)
vegas, fasaly::-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. Fiffi ( 16/11/2006 13:12)
vegas: :-D:-D:-D:-D
25. majakely ( 16/11/2006 14:42)
tsy marina lay hoe avy niteraka de tsy marary tsony ,,ny ahy zao efa misy zanan-dramajakely fa mbola maraaaaaary kibo sy lamosina fona zà isam-bolana..Donc:?
26. fasaly ( 16/11/2006 14:45)
ari.malala: taratara ihany ny anjy zany vao tonga an!:?:wink::-D:-D:-D:-D sipa manifinify ngamba injy tam mbola kely:wink: enjana be kou zany niady saina rery zany an!:-D:-D:-D amzay njay toundé de hampitahorina hoe tandremo so de bevohoka:roll::-D:-D:-D
fa ny ahy mandrapahalehibe zao aza ange be douleur be tsy zàka mitsy e! tena mila handady mitsy vao tratran'ny 1er 2eme jours sy avant!....:x
27. fasaly ( 16/11/2006 14:47)
caprio:

Ny ahy ndray t@ tonga voalohany dia t@za 15taona de gaga be mintsy za we:kay ve lety koa mahay manisin-delo fa tsy ny orona hiany e :roll::roll::roll:


njenestôôôôô!:{:{:{:{ de naka drap sa naka volona bodofotsy:roll::roll::roll::-D
28. fasaly ( 16/11/2006 14:48)
fiffi, vale: kou resabehivavy no hidirana kou aiza no tsy hivotirika ihany ny maso:-D:-D:-D:-D
29. ari.malala ( 16/11/2006 15:07)
fasaly:

ari.malala: taratara ihany ny anjy zany vao tonga an!:?:wink::-D:-D:-D:-D sipa manifinify ngamba injy tam mbola kely:wink: enjana be kou zany niady saina rery zany an!:-D:-D:-D amzay njay toundé de hampitahorina hoe tandremo so de bevohoka:roll::-D:-D:-D
fa ny ahy mandrapahalehibe zao aza ange be douleur be tsy zàka mitsy e! tena mila handady mitsy vao tratran'ny 1er 2eme jours sy avant!....:x


hatramzay mints ky no manifinify a! efa hainjy e ;)

ieee, fa ny fitaizana anay anie le misy resaka hoe tabou io resaka fotoana io de tsy azavaina tsara e, de zany no fampitandremana hoe tandremo fa tounde bevoka ra vo kitihan'ny lhl, niaka ny anadahiko avy no halako! nga ts loza e
30. fasaly ( 16/11/2006 15:44)
:wink: lay resaka tabou io kou alou tsy ahalalana nin nin mitsy e!:-D:-D:-D:-D
31. pissoa ( 16/11/2006 17:04)
2 mois tsy hoe 14 ans zah no namomboka tratran'zany red red zany. Nandeha smooth fa tsy nisy fahagagana na tahotra satria efa ary nifampiresahanay sy neny foana ary efa nianarana tany ampianarana koa. Fa c'etait pas amusant aloha e, satria tany ampianarana zah tamizay - ary sahirana be ny tongotro rehefa nandeha nody :oops::-D Dia ... zay :roll:
32. booboo ( 16/11/2006 17:07)
ary sahirana be ny tongotro rehefa nandeha nody


hihihihihi azoko an-tsaina lé izy hihihihihi
33. fasaly ( 16/11/2006 17:38)
pissoa: ary otranlay an'i namako tany mapenarana mitsy ny anjy zany, ny azy tany ampenarana no tratra de nitete be otran'ny rano nijiridina be!, orakoraka ny an'i zazalahy tao ampenarana, fa mba nisy namana mafinaritra zay dia ny tablier no nasainlay sipa nosikinina de naterina nody!:wink: zà kou alou anisan'ny nihomehy be sy nikakakaka nanampy ny zazalahy e! de naheno tsaho zà hoe zay miomehy dia tratra, fa afaka une semaine zà de tratra:x:-D:-D:-D:-D ny tongotra marina mibakabaka otran'ny reny nanin reny:-D
34. vale ( 16/11/2006 21:20)
ihihihihihi, fasaly!
@ voalohany tkou matahotra be foana hoe sao de latsaka , ha ha!:lol:

tisera: hihihihi, manampa-tsinay koa indry @ le hoe salaka:-D:-D:-D:-D:-D:oops:, ka indry ange izany sambatra mba tsy de nanasa firy fa zà raha tsy nanomboka niasa vao mba afaka tamzany! zay 4 bavy beuuu zao ary tsin de tsy maintsy mikosoka eo ihany e:-D, sady tenenin'i mamanay hoe vhv kamo hono ny mapiasa an'ireny coton ireny:roll::o, de asa alou fa kamo vavy daholo zany ny vazà koa:-w, aty toa tsi mba nahalala an'izany manasanasa izany fa tondé "pelia":-P:-D:-D:-D:-D
35. fasaly ( 16/11/2006 21:44)
vale: fa lay mansa taloha koa alou raha kamo manasa dia tsy afa dranotsavony iny tena laniny mitsy e!:wink::-D
36. fasaly ( 16/11/2006 21:45)
soa fa efa misy zao ny tampax sy ny karazany:wink::°)
37. vale ( 17/11/2006 08:58)
fasaly::-D:-D, sady maaanjeraka kia le izy no :? :lol:, ..ie, :°)soa ihany fa efa misy ny à jeter!
38. Aino ( 17/11/2006 16:12)
ny ahy indray t@izhao handray 15ans tadidiko tsara fevrier aho handray 15ans dia tonga faraparany desembre tany ilay izy!!!
sendra niaraka ny famille iny tsara izany aho no nanotaniany tantine hoe, ary njy ty ve aloha efa tonga totoana sa tsy eh? dia namaly aho izany hoe ah ah!! aza mandainga eo hoe! hoy izy namaly ahy. de lasa aho nivaoka ny trano haingana satsia samy tao dol ny famille rehetra dia menatra be aho!!!
kely kely ny iny aho dia lasa nande tany @ wc pa tahaka ny poritra kay tsy te hipipy aho fa zavatra hafa no tazako, dia sady gaga aho no menatra hoe saode feno ny pataloha dia nisolo akandro haingana!!
dia tsy niteny teny an'iza n'iza aho fa efa 2jours taloha nataperany angamba vao hitany neninay aho mande manaha serivette be dia be ary ambadikiny terasy satsia any tsy misy nandende mihintsy de gaga mamanay fa makany faona aho rehefa avy ao @douche.
39. Aino ( 17/11/2006 16:14)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 16-11-2006 22:45:31
Lohateny : Re : Tonga fotoana.
soa fa efa misy zao ny tampax
tsy tiako hireny fa manelingelina be!!!:oops::?
40. Fiffi ( 17/11/2006 16:43)
mety tsy haindry ny fampihasana azy raha izany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5002