Tonga fotoana.
41. fasaly
(
17/11/2006 17:35)
fita wa; ny serviette tsotra no manleingleina aky a! ny tampax no tena ao tsara raha kely rà! aletika tsara ange fa tsy atao eo ambavany e!
mé bon! il faut voir kou hoe mbola zaza kely njy mbola virja:°):wink::wink: de zay ngamba no antony:°):-D:-D:-D
mé bon! il faut voir kou hoe mbola zaza kely njy mbola virja:°):wink::wink: de zay ngamba no antony:°):-D:-D:-D
42. majakely
(
17/11/2006 18:11)
aino aa,,sokafy tsara mintsy ampidirana azy de tsy manelingelina mintsy,,raha akombokombonjy ny mampiditra tampax de eo ambavahady eo ihany le zvt de manelingelina be no mankararirary mintsy...
43. Aino
(
17/11/2006 19:06)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 17-11-2006 17:43:29
Lohateny : Re : Tonga fotoana.
mety tsy haindry ny fampihasana azy raha izany !
efa nanadrana ihany fa tsy haiko!1 tahaka ny manelingelina ahy faona.
44. Aino
(
17/11/2006 19:07)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 17-11-2006 18:35:09io faona aloha no nampiasaiko hatr@ izao fa ilay minify kely hireny!! tsy le serviette lamba ah:-D
Lohateny : Re : Tonga fotoana.
fita wa; ny serviette tsotra no manleingleina
45. fasaly
(
17/11/2006 19:30)
aino: aleo refa mahay mampiasa tsara ny tampax vao mapiasa azy njy sao mananao foana eo!:? sao alefanjy any anatiny ambakan'ny tady kely hisontomana azy :-D
46. vale
(
17/11/2006 19:37)
ihihi,
Aino zà koa manao ohatra njy e! tsy de azoazoko kou ny a le tampons, fa le ety ivelany ihany, raha tsy hoe hilomano angaha ka tonga le zavatra e!, reko koa fa tsy de mahasalama noho ny ety ivelany hono ireny satria miditra contact direct @ ao anaty ao;-)
Aino zà koa manao ohatra njy e! tsy de azoazoko kou ny a le tampons, fa le ety ivelany ihany, raha tsy hoe hilomano angaha ka tonga le zavatra e!, reko koa fa tsy de mahasalama noho ny ety ivelany hono ireny satria miditra contact direct @ ao anaty ao;-)
47. fanaina
(
19/11/2006 18:53)
fasaly izay vao hidiran-doza8-)
vale ye marina izany, ny ahy n tsy dia azokazoko, tampax ray ka sitring ray manelingelina ahy hireny.:oops::roll:
vale ye marina izany, ny ahy n tsy dia azokazoko, tampax ray ka sitring ray manelingelina ahy hireny.:oops::roll:
48. fasaly
(
20/11/2006 15:02)
samu manana ny ahazoany aina aky a! samy manao ny zay tiny fa mety dool na in na in e!:wink:
49. ari.malala
(
21/11/2006 12:23)
za indremande mba nanao tampax fa narary velona otran'ny inona, nasorina otran'ny tsy teo!:-D:-D:-D:-D:-D
50. fanaina
(
21/11/2006 14:40)
ari.malala :-D:-D izhao koa mba nanandrana ihany fa tahaka ny tsy tafatombona @toherana iray fa tahaka ny hafahafa be iznay.
51. ari.malala
(
22/11/2006 06:00)
fanaina, ny ana aky narary b a! de nalàna faingana otran'ny tsy teo :-D:-D:-D
52. fasaly
(
22/11/2006 17:35)
ari.malala, fanaina: matoa izy marary tsy norme aky a! mety tsy tafiditra tsara fa eo ambavany eo fotsiny:? aletika beuh nge e!:-D tadiny sisa mijanona ivelany fa raha tsy mahay azy alou aleo tsy manao sao lasa any anatiny mbakan'ny tady vao danzéré be! mahafaty mitsy satria plus iny otran'ny vovo iny mando plus izy mibontsina be de.....:?danzéré be, na nyh mankarary azy koa maina lotra ny fifampikasohana de zay.....aza manao anreny nareo ka! tsy milamina ny saiko:-D:-D:-D:-D:-D
55. ikaretsaka
(
27/11/2006 20:49)
ny sipa gasy izany tsy tia mitsentsina fa ny mitapona ny tiany @ io zavatra 1 io e:wink:
56. fasaly
(
27/11/2006 21:44)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dde zay tia mitstsina de aon zany ry karetsaka:wink::-D
57. Rasiligaoma
(
27/11/2006 23:01)
mitsentsina tampon. no tsara sa mitampona serviette
hahahahahahahaha
hahahahahahahaha
58. ari.malala
(
28/11/2006 08:00)
:-D:-D:-D za aky fasaly efa tsy nampiasa tsony mintsy a! aleo iay serveta tsotra e!
60. Aino
(
28/11/2006 21:43)
serveta tsotra e!ny ahy io faona aloha hatr@ izay!!
Mpandefa : Ralay [ Valio ] 28-11-2006 19:14:42fa misy inn? hihihi
Lohateny : Re : Tonga fotoana.:-w:-$:@
