1/4 de tour de vita pour ra8

1. besoiiin ( 26/10/2006 21:29)
tena logik b io ary tsy hisy ny 2ème tour. Ny antony? tsisy candidat tena manana potentialité handrakotra an'i Mcar afatsy ra8

lainiriko
répondu par akama2006 le 31/10/2006 10:08
2. caprio ( 26/10/2006 22:10)
besoiiin:na i Ra8 na i Ratsiraka letsy samy nanao ny tsy mety fa ny hala-bato tsy maintsy misy ary t@ andron'i deba koa anie mba nisy we nangalabato deba eee de nanao an-zao eeeee samy rangory fototry ny fahantrana letsy reo roa lahy ireo an
3. fijo ( 26/10/2006 22:32)
caprio,tsy mitovy kosa izy roalahy ireo.ny iray mpanapoaka tetezana ,ny iray mpanamboatra tetezana
4. MTN ( 27/10/2006 00:09)
fa ahoana no mbola misy resaka deba ihany eh?h
5. Zina ( 27/10/2006 03:31)
marina ny an'i fijo,
ny olona vovony t@ andron'ny deba angaha tsy fantatrao ry caprio?
6. manantsoa ( 27/10/2006 04:50)
Vaovao farany momba an' i Deba :
Fety be hono no nataon-dry zareo sy ny malagasy marobe tany ampita tamin' ny fandrenesana fa disqualifié I Pierrot .
Mbola hotohizana et M/kara hono izany fety be izany .
Raha nandray fitenenana voalohany hono ny filoha dia nilaza : " ....akory izay , tsy misy mpanohitra tafavoaka amin' io fifidianana io raha tsy mahazo ny tso-dranoko .....".
7. moi ( 27/10/2006 05:42)
Raha tarafina tamin'ny fifidianana conseillers sy Maires farany teo dia ambany ihany ny fandresen'ny TIM !
Eo koa anefa ny fahakivian'ny sasany tamin'ity Ra8 ity.
Marina fa ny mpifanandrina tsy dia tena mampatahotra loatra, nefa tsy fandresena mialoha ho an'ny TIM ity fifidianana ity.
Ka hoy aho hoe "HOMANO DIENY IZAO NY CONFRONTATION" fa ao ny tsy hanaiky fa 1er tour dia vita, ao ny tsy hanaiky fa tokony ho ilay handray anjara 2ème tour

Inona anefa no maharatsy ity confrontation ity e ?? Tsy mi-confirmé ny fandresena ve izy ity e, ka manamafy sy manamarina ny toerana ??
Ary aleo dieny izao dia ambara mazava hoe asiana confrontation, fa tsy hoe resy vao mitaky izany !
Zany ry Fanjakana o !
8. pika ( 27/10/2006 05:44)
saingy le misy 2è tour olona roa iny anie no tena misy ambiance e
mahafinaritra ny mihanino ny fifanaovana taimbava etsy sy eroa :-D:-D
9. HS ( 27/10/2006 06:24)
Raha araka ny hevitro, aoka tsy hisy hiteny mialoha mihitsy ny candidat sy ny mpanohana azy tsirairay hoe 1er tour de vita na kandidam-panjakana io na ny kandida mpanohitra. Tsy hoe rehefa nahavory olona marobe tamin'ny fampielezan-kevitra ny kandida iray de manantena fa ho lany avy hatrany ao amin'ny toerana nanaovana izany. Ny olona tsirairay misafidy ao anaty isoloir no tompon'ny teny farany. Io 1er tour de vita io ihany no fototry ny korontana t@ 2002 ka lasa nirona tany ny fisainam-bahoaka ka tsy fantatra intsony ny tena marina. Ka tsy misy te hiaina ny krizy 2002 intsony fa aleo hangarahara tanteraka ity fifidianana ity fa tsy tokony hisy haminany voka-pifidianana izany ka rehefa tsy mitovy @ le faminaniana ny tena vokatra de lazaina fa diso.
10. jentilisa ( 27/10/2006 06:37)
Ny fampitaham-bato anie efa tafiditra ho lalana fahafantarana ny marina e! tsy iadiana intsony io fa mandeha ho azy!
11. sareraka ( 27/10/2006 07:20)
[quote=besoiiin]
tena logik b io ary tsy hisy ny 2ème tour. Ny antony? tsisy candidat tena manana potentialité handrakotra an'i Mcar afatsy ra8

lainiriko
12. besoiiin ( 27/10/2006 07:24)
fa ny tena marina kou alou raha niditra teo i poireau d possibl hisy ny 2eme tour. fa ny logik d ravalo iany no mivoaka mpandresy. kanefa indrisy mantsy fa olona tsy fanao ianao ny anao lahy sady mpangalatra no mpamono olona no mpanimba zavatra, kanefa dia mbola misy mpitia ihany.... mahagaga sa v raha tsy mitovy tsy miaraka???
13. xxx ( 27/10/2006 07:29)
besoiiin:

fa ny tena marina kou alou raha niditra teo i poireau d possibl hisy ny 2eme tour. fa ny logik d ravalo iany no mivoaka mpandresy. kanefa indrisy mantsy fa olona tsy fanao ianao ny anao lahy sady mpangalatra no mpamono olona no mpanimba zavatra, kanefa dia mbola misy mpitia ihany.... mahagaga sa v raha tsy mitovy tsy miaraka???



ianbao izany koa toa sady mampiditra no mamoaka tsy hita be ny ihany raha sujet de philosophie aloha dia mahazo 16/20 ianao e! fa ankoatr'izay dia 0 manatody!
14. besoiiin ( 27/10/2006 07:41)
xxx: cas possibl no nolazaiko ary heritreritra nandalo iny. fa raha izao cas misy izao dia 1/4 de tour dia vita...
15. besoiiin ( 27/10/2006 07:54)
sareraka: calme alou sao dia reraka eo! ny saina sy ny logique no ampiasaina dia ita io ary mitombina à 99% ny tombatombako. ekena fa misy ny variable kanefa misy koa ny limite au borne izay tsy azo ivalozana. donc ny resultat dia 1/4 de tour fôna d vita...:D:D
16. mandrindra ( 27/10/2006 11:00)
besoiiin, avy aiza hono ireo tarehi-marika ireo?
17. sonwin ( 27/10/2006 11:06)
avy any amin leiry ireo ka
18. kitjo ( 27/10/2006 11:16)
Moi
Inona anefa no maharatsy ity confrontation ity e ?? Tsy mi-confirmé ny fandresena ve izy ity e, ka manamafy sy manamarina ny toerana ??
Ary aleo dieny izao dia ambara mazava hoe asiana confrontation, fa tsy hoe resy vao mitaky izany !
Zany ry Fanjakana o !


na misy halabato aza ka efa fantatra fa ra8 no lany atao inona ndray confrontation raha resaka virgule no tsy marina tsy handany vola fts ve sady mandany fotoana.
19. kitjo ( 27/10/2006 11:17)
besoin
kanefa indrisy mantsy fa olona tsy fanao ianao ny anao lahy sady mpangalatra no mpamono olona no mpanimba zavatra, kanefa dia mbola misy mpitia ihany.... mahagaga sa v raha tsy mitovy tsy miaraka???


iza io?
20. caprio ( 27/10/2006 11:45)
Ka tsy marina ndray ary ve no nolazaiko we samy rangory fototry ny fahantrana i deba sy Ra8?ny anareo efa hita maso be zao ny tsy mety dia mbola lalana eee zao eee makatsy eee makaroa eee ary ataovy ao an-tsainareo tsara fa izahay vahoaka mahantra anie no nifidy an-dR8 teo kanefa nareo manankarena sy manana fiara no voavonjy aloha,ary dimy taona zay no lasa mbola vary sosoa foana no ao am-bilaninay dia mbola ampiana dimy taona manaraka indray ve tsy ho ranomangatsiaka sisa no ao am-bilany satria raha ny zava-misy dia mety ho tsara hiany ny fiainana nohon'ny lalana atao kanefa mety mbola afaka 20taona na 30taona any vao mety hitondra fiovana ny lalana vita koa tsy efa razana ve ny mahantra @izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409