1/4 de tour de vita pour ra8

41. manantsoa ( 28/10/2006 17:45)
Mankalaza Ra-besoiiiiiiiiiiiiiiiiin a!
Depiote firy fotsiny ireo aza tsy hainao ny nitantana sy nandrindra ny asany , maika fa ny firenena malagasy iray manontolo .
Firifiry akory ny vehivavy bevohoka no tsy sahy mijery télé rehefa i leiry no aseho sary eo .
42. kitjo ( 28/10/2006 17:58)
:-D:-D:-D

hahaha..saika tsy iomehy iany a ry manantsoa fa ts nety marina!

mba te ho vedety @empechement lery fa aiza d Zafy rery ve no nahazo toerana amzany ngamba ozizy
43. besoiiin ( 28/10/2006 18:22)
manantsoa> =))=))=))=))=))=))=))=)) tssssss tena tsy tao antsaiko io kanefa zavamisy marina =))=))=))=)) vedety marina ry kitjo, fa i zafy vedety be molotra fa tsy vedety rapida :-D:-D:-D
44. kitjo ( 28/10/2006 18:42)
ka mazda lery zany fa nilingilingy nanao vedety anaty rano zay naharendrika azy
45. besoiiin ( 28/10/2006 18:54)
kiiiiiiiiiii aza mahatsikaiki ry kitjo a :-D:-D:-D ary ndry ty manantalenta a! ze alehako mampihomehy daholo, tsy mba mipoitrapoitra mampalahelo ve le mazda be molotra fa mivindavinda mampite hanaikitra???:-D:-D sahindry v ny manaikitra iny molony iny???:-D:-D:-D
46. caprio ( 28/10/2006 23:19)
besoiiin:milaza nareo we t@ andron'i adama sy eva dia efa voasoratra ny we:(ny atsembohan'ny tavanao no hinananao)kanefa raha samy tsemboka daholo less vao mihinana tsy hiady hevitra mintsy tsika fa tsy zay no zava-misy ankehitriny fa misy tsy tsemboka nefa voky lalandava,ary ny we manantena mana avy any andanitra ndray dia tsarovy fa nisy nampanantena tao mba ahazahoana seza kanefa refa lany dia lasa lamokany daholo ny fampanantenana rehetra ary samy manana ny fandinihiny io ry zareo fa tsy ho lany eto ny adi-hevitra fa aleo aloha atrehina ndray ny 3dec de ho hitantsika eo ny tohiny:^)
47. besoiiin ( 29/10/2006 08:10)
caprio> marina tokotrany zany, ka isika kou ngah lesy nomena saina e! tokony hampiasaina kou zany ny saina raha tsy te hitsemboka! ary tsarovy fa ny asa saina aza no mandreraka koukou noho ny asa vatana; ary tsarovy fa nampiasa saina daholo ireo ireo efa milamindamina sy voky lalandava ireo,be côcô reo, ilay fampanantenana poakaty indray de io foana ilay nolazaiko we, aza manantena sy minomino fahatany olona izany we, miezaha alou @ herin'ny tena dia tsy ho diso fanantenana velively ianao fa izay hafafinao iany no jinjainao, ady less ny fiainana eto antany a, samy manao izay mba hampetipety ny fiainany daholo, ka asak'asak'izay mbola hiakindoha sy hijapy masininan'ny @ hafa
48. manantsoa ( 30/10/2006 04:51)
Vaovao farany .
samy tafaverina voafidy 2è mandat daholo ny filohan'
i serbie sy brésil .
Miandry ny an' i RDC sy M/car isika ....
49. kitjo ( 30/10/2006 08:48)
manantsoa> eee...jamais 2 sans 3...:lol:

besoiin> haha...ra tena tsy maintsy orohana iny d akimpiko ny masoko d asiko akondro eo @ vavako fa tonga izy d faly be d mamitsaka d mitsoaka amzay za..hahah:-D:-D

caprio> tsy voatery tsemboka araka ny lazainao fa manjar lafobe ny vidin' ny parfum raha izany sinon sempotra ao daholo sika mianakavy

ravalo, ra tsy fantatrao , tsy matory alohan' ny @ 2h maraina ary @ 6 mifoha na alohan' izay aza inddray, toy izany daholo ankamaroan' ireo olona tafita @ fiainana fa tsy manao ariary zato am-pandriana. Jereo documentairendry Donald Trump, C Rice, K Singh...fa tsisy matory mihoatra 4h/j reny olona ireny

Mitovy amlay resaka zana-dambo iany ty!
50. akama2006 ( 30/10/2006 09:41)
beoisn>> aza miteny olona hoe mba mampiasa saina fa ny anao aza tsy mbola nihetsika fa fanaratsiana olona no mba takatry ny sainao!mba mahiaza miady hevitra hoa fa tsy ny vola no maha rangah fa ny fanahy!


kitjo>fa niara natory taminy angaha ianao sa izay ilay hoe mytho... logie!raha resaka torimaso no hilzanao fa mahatafita ny 4mi no tokony ho tafita voalohany satria matory tara ary mifoha alohany rehetra hitsindroka sy hivarotra ny entany! ny mampiomehy ahy aminareo mpiondana ra8 ireto dia izay tiana ho hita ihany no hita!mba lazao anay tsy mahay aza hoe ny historique ny ra8,lazaina hoe "self made man" izany hoe? dia ho hitantsika eo izany olona tsy nisy nanampy izany sy nahazo faveur izany? raha tena mba mahay ny tantarany dia lazao aza ho jerenay vendrana rehetra e!:oops:
51. besoiiin ( 30/10/2006 17:22)
akama2006> aza mandray antendrony less a! ny tian'ny olona lazaina @le we tsy matory ngeh lety de we miasa e, tsy mitomemepoana fa mitady izay ahasoa foana!atoro foana v lesy ela vao mahatakajavatra... ary io wa na faly ingahy na tezitra ingahy de 1/4 de tour de vita
52. akama2006 ( 30/10/2006 19:33)
besoin>> dia miomana aminy apirine ingahy fa ny 1/4 de tour izany dia mety sty ho hisy!

ary mba valio le fanontaniana ry wawawa a!izay moa le filazany maitrenla wawaaw!heveriko ho rataplan no dessin anime nadeha taminy nikozy izany lery!hay ve ka olona prezida e!gaga fotsiny aho!:lol:
53. besoiiin ( 30/10/2006 19:44)
1/4 de tour less de vita a! ao fa hilazako ingahy refa tonga izay andro zay raha tsy efa lasankorazana mialoha:D
calme iany an:D
54. akama2006 ( 30/10/2006 19:48)
mety tsy mbola ho lasa ko razana aloha lesy satria mbola mba maniry ny ahita ny fiafarany le8,wawawa kely!ohatrany ahona re ny poziny amin'izay e!mety ho valaketraka ohatrany taminy 2001 angamba!ka tia manao ratsy lotra koa tsy mitisnjo lavitra!
55. besoiiin ( 30/10/2006 20:03)
eo less sika maita izy a! veloma ny aina zany ahitana ny farany e, efa miomankomana iany nefa ialahy fa efa ho itako eto sahady ny fietseponla:D:D:D dieny izao less dia mionona fa 1/4 de tr io d vita a! mba tsy hamampoka anla no hamerimberenako io fôna
56. akama2006 ( 30/10/2006 20:06)
ary raha tsy lany 1/4 izy dia inona no ataonao ity ra besoin??? lazao ihany aloha mba hivatsiako fanafody fa malagasy ihany ny tena tsy mainsty mba mitsinjo ny gasy ohatrany tena na dia voa aminy adalany aza izy!:D
57. besoiiin ( 30/10/2006 20:19)
k'efa we lany kou raha tsy lany ahoana??? za ndray lety tsy manana fisalasalana ohatranla zany @ hevitro a! omany iany alou le fanafody e! satria za sur fa ela io iany no hiletra azy! sitrany ahay aho tsy miala vola rehefa misy ny manjo an'ialahy
58. akama2006 ( 30/10/2006 20:25)
izany ve no nampianariny le8 kristianina hoe rehefa sahirana ny gasy ohatranao dia aza miala vola!

fahamasinana an!
59. besoiiin ( 30/10/2006 20:30)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D mivimbina iany lesy dia mba tsy miala vola aho a :-D:-D:-D:-D
60. akama2006 ( 30/10/2006 20:32)
:D fahamasinana e!sy kristianina alahady .....dia tohizo rehefa lundi!!!ahhahahahah:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6177