1/4 de tour de vita pour ra8
21. tenagasy
(
27/10/2006 11:57)
Mankamamy!
Aiza kosa r'i caprio ah!
Milazà olona iray ary ianao afaka hanova ho vary maina ny any ambilanin'ny malagasy rehetra ao anatin'ny fotoana fohy; raha misy izany, tsy hiandry 3 desambra intsony isika fa avy de soloina faran'izay haingana io eo io.
Ny fahitako azy, fantatra fa tsy misy mihitsy ny tonga lafatra eto an-tany, sa iza isika no sahy mijoro fa tonga lafatra?
Ka araka izany ny tokony ho fomba fijery @ fifidianana amiko dia izao:
samy tsy tonga lafatra daholo ireo milatsaka ireo fa jerena fotsiny izay mba manakaiky indrindra an'izany (na dia lavitra tsy mahazo moyenne aza, dia izay no fidina. Fa tsy hoe, ito no tiako ka na tsara na ratsy io dia io ny ahy.
Mirary soa!

23. papala
(
27/10/2006 12:04)
caprio > ary enao any frantsa io ? ol mahantra ve tonga any ? aza miteniteny foana hoa, fa ny Malagasy misaina monina aty Madagasikara tsy ho azonareo @ io fomba fiteninareo io ? sy ny fomba fandrebirebenareo io ? hita mihintsy hoe mpanaraka an'i deba any Paris ?
24. kitjo
(
27/10/2006 12:14)
tena gasy:
reny ilay miandry "miracle mon ami" sy faly fts mitaraina lava dia miandry mana milatsaka avy any an-danitra..
Zay lay miandry fanampiana lava e!

25. besoiiin
(
27/10/2006 12:16)
kitjo> i vatokely io e!
caprio> fa iza lesy no antenainla hampivadika varimaina ny sosoa be rano ao ambilanin'ialahy? de ho ravalo v sa idaniel rajakoubà sa i hasina? tena ho lasakorazana raim marina ialahy isany raha izany no fotompisainan'lisany kou. ialahy isany ngamba t@nianatra anisan'ilay nanontany ny prof de math hoe fa inona ramose no ilana ny mathematik @ fiainana???? mitovy @ hoe fa inona no idiran'ny lalana vita @ vary sosoa ao ambilany??? misy ifandraisany v? raha misaina lalina mety hahitany valiny iany! fa raha foy fisainana de eeeeeeeeeeeeeee... ho lasakorazana.

26. zandikely
(
27/10/2006 13:28)
Mba hazavao aminay hoe inona ity fifidianana un quart de tour de Vita ity fa mbola tsy naheno zany mihitsy aho. Mba ho ara-dalana ny fifidianana dia tsy maintsy feno un tour vao valide manko fa tsy ho un quart de tour.
27. besoiiin
(
27/10/2006 13:46)
zandikely> ôtranlé moteur velomina io e:D misy quart de tour de velona fa misy 58 tours vô velona 2CV ohatra :-D:-D:-D:-D
28. kitjo
(
27/10/2006 13:49)
besoiin> ay ve e,..oh nifampitohy be manko ilay izy ka izay nahatonga an ilay ranamana nilaza hoe toa sady mampiditra no mamoaka
zandikely> araho ny tantara dia ho azonao..hihihi..

29. caprio
(
27/10/2006 22:40)
besoiiin,papala,tena gasy:nareo ve mihevitra fa ho lany teo Ra8 t@iny fifidianana farany iny raha niteny we(o ry vahoaka oooo amboariko daholo ny lalana fa mila miafy kaloa nareo fa fidio za)angamba hinoko fa tsy lany teo Ra8 raha niteny an-zany.tsy nareo wa no miaina @karama kely sy miady @ fahantrana dia mora2 @nareo no milaza we bla bla bla.Mitovy hiany wa lay raikalahy taloha sy ilay raika ankehitriny fa ny anay vahoaka refa tsy mahavita azy dia tsy maintsy miafara tahaka an'i deba hiany eeee
30. fijo
(
27/10/2006 23:44)
izao anie no tsy azoko e.
nilaza i pety,fa izy dia tsy mbola resy mihintsy ary tsimaintsy handresy.
vao nilaza koa i monja fa izy tsimaintsy handresy.
ka raha ravalo sy ny hasina izany no manao 2eme tour dia ahoana???????na ravalo sy lahiniriny??????sa izay le hoe rehefa tsy za dia rà

31. kolokanto
(
28/10/2006 02:54)
Miarahaba ny rehetra!
Fanontaniana apetrako ho an'i caprio: hono ho'ah ianao io ve mipetraka eto Madagasikara ka mahita ny zava-misy aty aminay? Toa nilaza manko ianao hoe "tsy ianareo no miaina @ karama kely", ekena fa kely ny karama saingy madio sy tsara ny tanàna, afaka mampiakatra vokatra izao ny ankabeazan'ny tantsaha izay tsy nanana fahefana nanao izany teo aloha, mandeha mianatra ny ankizy...
Taloha izany zavatra izany tsy nisy fa sady kely karama no niaina tao anaty loto. Raha mba mankany ambanivohitra lalana tokony ho vita adiny iray efa ho adiny dimy vao vita....!!
Mba fakafakao sy diniho ihany aloha vao mampitovy olona roa. Jereo tsara ny foto-kevitra rehetra ampitahanao izany olona izany!Ary aza manao fitsarana mitanila!!!
Ekena fa tsy misy olona lafatra eto an-tany saingy ilaina ny mandinika hoe iza no manakaiky kokoa ny tsara!!!
Ary mora ny mitsikera saingy sarotra ny manantanteraka!!!

32. besoiiin
(
28/10/2006 06:39)
capr> zao less e! mba hain'ingahy v alou ny definition an'ilay we vahoaka e? toa milaza mantsy ianareo hoe vahoaka, ka ho itantsika eo ary izay ho safidinareo(safidimbahoaka) apres 3 decembre e, satria izay tian'ny vahoaka iany no ho lany eo. Ary oviana mou lesy ny gasy no mba nikarama be? ary t@andron'iza no tena bobaka ny 4-mi teto @ tanana? t@ androniza no nisy filaharambary menaka siramamy teto @ tanana? t@ androniza no nisavovona ny trosan'i Mcar? t@ andron'iza no dibodrano sy fotaka anosibe durant 10zaine d'année? t@andron'iza no ratsy b dôly ny lalana??? ôe ôe??? ôôôeeeeeeeeeeee....:-D:-D:-D ary zao lesy no fika atoroko an'la a! mba midemerdiava sy mba mihetseha fa ho resinla io karama kely sy fahantranlisany io! za kousa alou mahita fa raha olona no antenainlisany hanampy an'lisany @zao de eo lisany no raisina e! miainga @ initiative perso iany lessy alou dada a, manaraka wazy ny ambiny.aza ny mpitondra no hanilian'lisany ny incompetence n'lisany eo @ fiainana, matou ela mahantra dia ialahy no responsable voalohany @ fahantranla fa tsy dadanlisany na i fijo na i tenagasy; ary tsarovy fa ady ngeh ry akama ny fiainana fa tsy kilalao na sangisangy e! izay nandra iany no perdant,efa t@ andron'i adama nheg lesy no efa nahazo hafatra we ny hatsemboan'ny tavanao no ihinananao de mbola tsy kôpy iany ve ela hatramizao??:D:D
fijo> ka izay ilay tsindry e! na dia efa hita fa impossible zao ary dia tsy maintsy manindry kou!i monja v lesy no milaza we tsy maintsy mandresy izy:D:D arizato ampandriana tssssssss:-D:-D:-D

33. kitjo
(
28/10/2006 10:07)
caprio> ka na tsy niteny aza izy dia ny vahoaka misaina mahatsapa ho azy fa mila miafy aloha fa tsy misy miracle tampoka2
averiko iany caprio an> iza ary zany no tokony apetraka eo e! dia hanankarena dol tsika mianakavy

34. xxx
(
28/10/2006 11:18)
Io resaka tsy halavaina ry zareo an ! Satria ho an'ny olona tena mandalina sy misaina tsara dia efa mazava fa tsara ny fanohizana izao zava-bita sy fandrosoana efa vaky vazana izao .Fa tsy misy antony tokony ilaina hanaovana kajikajy be intsony io fa fomba tsy maintsy atao ilay hoe fifidianana fa ny vahoaka tsy adala izay efa niainany sy hitan'ny masony intsony .
Aza mandrere-tsaina manao kajy lava @io fa mazava be ny lalana ivoahana @ 03 dec !
SAMIA VELON'AINA ! HOMBA ANTSIKA ANIE ANDRIAMANITRA .

35. manantsoa
(
28/10/2006 12:42)
ô Ra -fijo a!
Samy olona avy any atsimo be kere ireo olona milaza fa hanao 2è tour ireo .
Ka tsy ho lasa kere daholo M/kara iray manontolo raha sanatria ka ireo no lasa filoha eto.

36. besoiiin
(
28/10/2006 15:49)
xxx> marina io ra x a! izay ngah wa no mahatonga ahy hiteny we 1/4 de tour de vita e
39. kitjo
(
28/10/2006 16:40)
efa mba ataoko maka bahana ary zany fa manjary wen lery dia mba mena courage fa besoiin ko ttssss
40. tenagasy
(
28/10/2006 17:30)
Mankamamy!
Ka ny sasany anie be fitetika hoe avy de eny @ arrivée no mitontona eh! De hoe: K'aôna?
Ny olona anefa tonga eny: maina, kinan'ny hatsembohana, efa mivoaka sira mihitsy; ry zalahy miaraka amin'ny fitafiana mody jôjôpilla be nefa tonta nolokoina, tsy tsemboka fa bolangina sy mandimandina ery.
De tsarain'ny karatra eo, ambakan'ny LOOK-ny, fa ny olona niady sy nifofotra ary nanao ka nahavita matoa tonga eo, fa ialahy mpijapy lamasinina (VIKOVIKO LASA TGV) fotsiny!
Asa aloha izay ho sodoka sy hanaiky ho voalambolambo sy voalangolangon'ny mpanangoly e!
Samia mandinika lalina ary mifandiniha sy mifampizarà @ malagasy manodidina anao.