Tsy azo atokisana ny lehilehy
1. mimilove
(
02/10/2006 09:32)
Jme 2mand prq lè mec sont jams fidel:cry:
Dikany amin'ny teny malagasy malalaka.
Manontany tena aho hoe nahoana ny lehilahy no tsy azo isokisana mihitsy :cry:
Nahitsin'i hery
Dikany amin'ny teny malagasy malalaka.
Manontany tena aho hoe nahoana ny lehilahy no tsy azo isokisana mihitsy :cry:
Nahitsin'i hery
répondu par kanto10 le 27/10/2006 09:34
2. fiderana
(
02/10/2006 10:12)
Mimi ve aloa io sa i love ê....satria raha i mimi io,... aleho aloha tsy lazaiko indray sao tezitra eo i mimi....:lol::lol:8)
3. xxx
(
02/10/2006 10:23)
Ny olombelona de tsy misy tanteraka efa toetra tsy afaka tsony io mitandrema @manaraka:D tsiky de ampy :)
4. pissoa
(
02/10/2006 10:36)
mimilove:tsy azoko io :oops::oops::oops::-D
Jme 2mand prq lè mec sont jams fidel:cry:
5. diamondra27
(
02/10/2006 10:52)
pissoa: je me demande pourquoi les mecs sont jamais fidèles?
io akia zany ny traduction-ny a!;-):-D:-D
io akia zany ny traduction-ny a!;-):-D:-D
7. fens
(
02/10/2006 11:09)
bimanoa:
les hommes sont naturellement infidèles
tsy mitovy hevitra aminao aho!
Aza généraliséna le izy ry mimilove fa tsy dia mety loatra e! sa enao efa niaraka tamin'ny lehilahy rehetra maneran-tany è? :?::?::?::?: no mahatonga anao hiteny zany?
Mbola tsy niaraka tamiko enao de tsy mahita hoe ahoana zany lehilahy tena tia sy fidèle zany!
:lol::lol::lol::lol:
8. pissoa
(
02/10/2006 11:18)
diams - m'cie akia an :oops::oops::oops::-*
Misy fideles ka - dia misy tsy fideles. Toy izany koa ny vehivavy.
Raha mino an'Andriamanitra dia Izy angatahina mba ho fidele ny olona iarahana sy hotiavina. Dia ataovy mifanaraka amin'izay ny toetra ; izany hoe tsy manao ze hampa-infidele ny "partenaire" :roll:

9. emiliennh
(
02/10/2006 11:38)
slt azafady aho raha mbola manotany tsra hoe ahoana no manao ny tsy ze hampa-infidele ny partenaire izany mba homeo porofo sy torohevitra kely azafady raha misy mba hisoroako ny hoaviny ny fitiavako ( fa afa ankoatran' Andriamanitra )izay akia ry pissoa
10. booboo
(
02/10/2006 12:05)
Mimilove> Ny olombelona aby aby no mety manao an'io fa tsy ny lehilahy irery kah. Aza dia idéliser-na be loatra izay olona tianao fa jereo sy raiso araka ny maha-olombelona nofo sy rà azy (manana ny fahalemeny, ny toetra ratsiny, ny hatsarany, sns.) dia tsy dia ho décue beeeeeeeeeeeee loatra intsony ianao @ manaraka e !
11. Fiffi
(
02/10/2006 12:20)
misy tena fidèle kosa fa aza genéralizena le izy eh! Raha tratran'zany ianao ry mimi de mampalahelo tokoa fa tsy ny lhl rehetra no manao an'zany !
12. fiderana
(
02/10/2006 13:12)
misaotra ny nampahafantatra ahy fa atao hoe akia i mimilove, izaho mimi hanao fidel sady hampiako castro,tsy miala raha tonga amin'izany sady tsy hanampy no tsy hanesorana, dikan'izany mba misy ny lhl fidel sy manampikasana ho fidel kà! ary mety ho vitsy ary ny infidel noho ny fidel satria , hitanao efa mba misy anie ireo aretina maro ka naizany fotsiny aza dia tokony hampianatra ny rehetra ho fidel na lhl io na hvh8).
13. lapino
(
02/10/2006 13:12)
emiliennh:Raha atao fonction iray ny fidelité an'ny bandy, mba firy ny angaha variable miditra ao? :roll::wink:
slt azafady aho raha mbola manotany tsra hoe ahoana no manao ny tsy ze hampa-infidele ny partenaire izany mba homeo porofo sy torohevitra kely azafady raha misy mba hisoroako ny hoaviny ny fitiavako ( fa afa ankoatran' Andriamanitra )izay akia ry pissoa
15. Bethebest
(
02/10/2006 13:51)
- Tsy ny lehilahy rehetra no tsy azo itokisana
- Fantaro raha tena mitombina sy mifanandrify tsara ny zavatra na ny hevitra na ny firehana tadiavinareo
- Matoa misy tsy fifampitokisana eo amin'ny olona roa na maromaro dia misy fitiavan-tena miafina ao ambadik'izany, raha ianao no mahatsapa ilay lesoka dia tadiavo ny antony nahatonga izany dia ho hitanao ny hisorohana azy

16. patrick2002
(
02/10/2006 14:10)
ka io arakaraky ny definition homeonao ny atao hoe fidelité ihany ry Mamilove ah!
Ny ahy raha ny sainy lehilahy ao aminao nefa ny vatany any ankafa mbola azo lazaina fa fidele ny lehilahy .
Fa raha ny vatany ao aminao nefa ny sainy any ankafa infidele izy izay.
Raha ny vatany sy ny sainy moa ao aminao dia fidele be izy izay.:lol::lol::lol:
ka anjaranao no mieritreritra.

17. bobone
(
02/10/2006 14:27)
:D
Ny saonjo iray lohasaha tsy ilaozan'izay mamarara akia Mimi an! misy tsara ka !ary misy ratsy ! izay sendran'ny ratsy aloha de atao ahoana moa !fa tsy maintsy miaritra:(
fa izay sendran'ny tsara kosa de avo ny lanitra ka tsy takatra!:D

18. mandrindra
(
02/10/2006 14:55)
patrick2002, izay mihitsy ilay izy.
izaho izao mizara fitiavana be dia be fa izay omeko dia tena mahazo matoky ahy tanteraka mandritra ny fotoana hizarako.
izaho izao mizara fitiavana be dia be fa izay omeko dia tena mahazo matoky ahy tanteraka mandritra ny fotoana hizarako.