Tsy azo atokisana ny lehilehy

21. pissoa
(
02/10/2006 15:45)
patrick2002, izay mihitsy ilay izy.
izaho izao mizara fitiavana be dia be fa izay omeko dia tena mahazo matoky ahy tanteraka mandritra ny fotoana hizarako.
mandrindrakoooo, io no mahatapatsinay anah eo ka inona indray :-D:-D:-D:-D:-D

23. pissoa
(
02/10/2006 15:54)
emiliennh:
slt azafady aho raha mbola manotany tsra hoe ahoana no manao ny tsy ze hampa-infidele ny partenaire izany mba homeo porofo sy torohevitra kely azafady raha misy mba hisoroako ny hoaviny ny fitiavako ( fa afa ankoatran\' Andriamanitra )izay akia ry pissoa
Miankina amin\'ilay iarahanao ihany k. Ianao no mahafantatra azy - dia ianao no afaka mandanjalanja ny fihetsikao.
Ohatra koa mba te hiaraka @ olona fidele nefa ny tena aza tsy dia fidele loatra ary tsy azo hitokisana (amin\'ny hevitry ilay iarahana), na amin\'ny fihetsika sy fiteny na amin\'ny akanjo anaovana sns ... Ka tokony ho gaga ve raha tsy fidele ny iray ?
dia vakio ito :-D:-D:-D
- Fantaro raha tena mitombina sy mifanandrify tsara ny zavatra na ny hevitra na ny firehana tadiavinareo
- Matoa misy tsy fifampitokisana eo amin\'ny olona roa na maromaro dia misy fitiavan-tena miafina ao ambadik\'izany, raha ianao no mahatsapa ilay lesoka dia tadiavo ny antony nahatonga izany dia ho hitanao ny hisorohana azy

24. pissoa
(
02/10/2006 15:55)
mandrindrakoooooo, koa ngah refa tapa-tsinay dia midika hoe tsy serie :roll::-D:-D:-D

27. xxx
(
02/10/2006 19:37)
zao ny hevitro: miankina @ lay vevavy io: rah ti anao izy, ka hendry ianao (tsy manao an'zay fihetsika tsy tiany) d tsy hampirafy, ka vevavy hendry koa izy.

28. xxx
(
02/10/2006 19:52)
fa misy kosa vhv tena hendribe fa le lhl no tena....nefa ny vadiny tena faran'zay mahatoky azy !

29. Ralay
(
03/10/2006 07:09)
Zah aza tena mba malahelo tsy nataon'ny RAR -ko hoe Fidele ny anarako nefa zah mba te ho fidele ihany :lol: Raha mba hoe MAHATOKY Z

30. Ralay
(
03/10/2006 07:11)
Tohiny fa votsitra> raha mba nataony hoe MAHATOKY Zaho Fidele zao ny anarako tena manja mintsy :lol:

31. vegas
(
03/10/2006 08:18)
Ataovy ze ahafidely azy e!
Video ny kitapondrononony fa tsy afaka ny haninona any ivelany mintsy izy.:lol:
Video ny kitapondrononony fa tsy afaka ny haninona any ivelany mintsy izy.:lol:

32. kala
(
03/10/2006 12:45)
Raha raisina hoe ny lhl no tsy azo atokisana, tsy ny lehilahy rehetra kosa klou ê!:oops:
Ary tsy tokony ho faly hanome tsiny lhl foana fa misy antony ao, asa mety défaillance avy amin'ilay vhv koa ange no mahatonga azy tsy azo atokisana ê! :twisted:
Ary tsy voatery ny lehilahy ihany no tsy azo atokisana fa ny vehivavy koa.
Zany hoe raha azo lazaina izany dia "misy ireo lhl sy vhv tsy azo atokisana mihitsy".
Ary ianao mba ahoana ny amin'io???
:D de ampy
Ary tsy tokony ho faly hanome tsiny lhl foana fa misy antony ao, asa mety défaillance avy amin'ilay vhv koa ange no mahatonga azy tsy azo atokisana ê! :twisted:
Ary tsy voatery ny lehilahy ihany no tsy azo atokisana fa ny vehivavy koa.
Zany hoe raha azo lazaina izany dia "misy ireo lhl sy vhv tsy azo atokisana mihitsy".
Ary ianao mba ahoana ny amin'io???
:D de ampy

34. mbaliana
(
04/10/2006 10:39)
ny hitako ndray dia izao e... mitady ny tany malemy mora hanorena-pangady ny ankamaroan'ireo lhl aty andafy reo... (enga anie tsy izy rehetra)
(ny hitako waa)...
(hahazo toraka votabia bdb zao za eto aho hihihihhi....)
(ny hitako waa)...
(hahazo toraka votabia bdb zao za eto aho hihihihhi....)

35. mandrindra
(
05/10/2006 09:05)
mbaliana, tsara anie ny tany malemy, indrindra raha lonaka, hanorenampangady e. satrai io mahavokatra beeee :-D:-D:-D

36. mamafara
(
05/10/2006 09:12)
tsy azo atokisana ny lehilahy, fa ny vehivavy no tsy maintsy mahatoky sy matoky :lol:

37. mbaliana
(
05/10/2006 09:53)
mandrindra.. njisy mantsy fa ny tany lonaka ange efa niasana efa ela be ee, nisy nanondraka sy nikarakakara (nisy nihafy nanao an'izany)...tsy aleo ve miaraka mikarakara sy manondraka dia samy faly fa nahita vokatsoa teo amin'ny tany niarahana nasaina.. toy izay nde hitady ny hioty fotsiny ny an'ny hafa ... raha misy ny vonona tsy maninona fa raha zay no tena tediaviana eo amin'ny fiainana... tsy misy fahamatorana !

38. mandrindra
(
05/10/2006 10:13)
mbaliana, aleo sady mioty ny efa misy no mikarakra izay hivoaran'ny hafa

39. mbaliana
(
05/10/2006 10:47)
mandrindra dia tsy maintsy zay ve no tediavina eo amin'ny fiainana ry mandrindra?