Tsy azo atokisana ny lehilehy

41. mandrindra ( 05/10/2006 11:03)
mbaliana , tsy hoe tsy maintsy izay. fa izay no hitako fa mety. ny fiainana mandalo ka aleo atao kely dia kely ny contraintes fa ny fy no ampitomboina.

anarim, tsy izaho no lafatra. fa izaho aloha miteny ny marina ny mikasika ahy.
42. mbaliana ( 05/10/2006 19:23)
mandrindra raha ohatra anao daholo zany ny lhl dia tsy misy intsony ny azo ianteherana hanampy amin'ny famahana ny olana miseho eo amin'ny fiainana... raha vao misy ny blem dia nareo no mitsoaka voalohany... sady no tonga dia hitady hafa zay tsy misy problem!
Ary mino mihitsy aho fa rehefa resolu ny blem tamin'ilay olona voalohany, tsy hahamenatra nareo mihitsy ny hitodi-doha hiverina hiaraka amin'ilay olona.
43. mandrindra ( 06/10/2006 08:49)
mbaliana, diso kosa izany fandikanao ny hevitro izany. tsy mitsoaka olana mihitsy fa mamaha ny olana rehetra izay misy na anatiny na ivelany. izay no atao hoe fizarana
44. pissoa ( 06/10/2006 11:04)
:-D:-D:-D:-D:-D
45. mbaliana ( 07/10/2006 21:38)
mandrindra ok ary e.. fa hono wa ianao zany tsy hiditra raha tsy @ vhv manana ny ampy?
46. mandrindra ( 09/10/2006 15:12)
mbaliana, hidirako daholo rehefa vehivavy mahafinaritra ahy ka finaritra amiko:wink::-D:-D
47. booboo ( 09/10/2006 17:46)
:-D:-D
48. mbaliana ( 09/10/2006 18:41)
mandrindra zay ahay ...:-D:-D:-D
49. mandrindra ( 10/10/2006 09:14)
booboo sy mbaliana, finaritra amiko ary ve nareo aloha e?:°):°):-D:-D:-D:-D
50. ikalakintina ( 10/10/2006 09:32)
mandrindra:

mbaliana, hidirako daholo rehefa vehivavy mahafinaritra ahy ka finaritra amiko:wink::-D:-D


io no mampatongan le oe: tsy azo itokisana ny lhl:oops:azafady o!


51. mandrindra ( 10/10/2006 11:30)
ikalakintina, inona no tsy atokisana amin'izany?? izaho mi asuure fa hizara fahasambarana dia tsy atokisana ve??
52. mbaliana ( 10/10/2006 18:59)
mandrindra hatramin'izao aloha eto amin'ny serasera dia yeuu (net) .. ny toeran-kafa mbola tsy hay :-D:-D:-D
53. Fiffi ( 10/10/2006 19:46)
:-D
54. cutie ( 10/10/2006 22:17)
Mpandefa : mbaliana [ Valio ] 10-10-2006 20:59:09
Lohateny : Re : Tsy azo atokisana ny lehilehy
mandrindra hatramin'izao aloha eto amin'ny serasera dia yeuu (net) .. ny toeran-kafa mbola tsy hay

nga tsy any @ dite le toeran-kafa e :-D:-D:-D
55. mbaliana ( 11/10/2006 10:18)
za mbola tsy nahita an'i mandrindra nisotro dite koa...
56. mandrindra ( 13/10/2006 09:32)
mbaliana, anadao indray ary hanadrana toerankafa dia ho amin'izay hay ny valiny e. sady amin'izay mahita ahy misotro dite:lol:
57. mbaliana ( 13/10/2006 09:40)
dia aiza fa tsy ho eto ihany ve...ianao tsy hita mihitsy koa :-D:-D
58. mandrindra ( 13/10/2006 10:40)
tonga hoa, dia sokafy ny maso amin'izay mahita:-D:-D
59. Fiffi ( 13/10/2006 18:03)
ka raha hakipy kosa ve akia de hahita ? :roll::-D
60. mbaliana ( 13/10/2006 18:08)
fa iza no nanakipy maso e? izy no nanjavona koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.33