Tsy azo atokisana ny lehilehy

61. Fiffi ( 14/10/2006 08:53)
nanjavona marina !
62. mbaliana ( 14/10/2006 20:39)
:-D:-D:-D
63. Fiffi ( 14/10/2006 21:39)
:-D:-D
64. kala ( 16/10/2006 12:26)
:-D

toa reak'olondroa sisa no niafarany! :oops:

65. mbaliana ( 16/10/2006 18:44)
kala nanjavona ny sasany e
66. Fiffi ( 16/10/2006 20:03)
f'ita hoa !
67. mandrindra ( 17/10/2006 13:13)
iza indray ary izany nanjavona izany:wink:
68. mimich ( 18/10/2006 13:16)
mimilove:

Jme 2mand prq lè mec sont jams fidel:cry:

Dikany amin'ny teny malagasy malalaka.

Manontany tena aho hoe nahoana ny lehilahy no tsy azo isokisana mihitsy :cry:

Nahitsin'i hery



ny fahitako azy de tsy de mety hanana fahamatorana tanteraka ny lhl (na antitra aza:roll::roll: )de izay no mahatonga azy tsy mari-toerana amin'izay ataony , satria anie ka misy fotoana de tena ilay maha zaza be azy iny no miseho ee, de zay no mahatonga ilay hoe tsy azo itokisana ee, infidèle sns
69. mandrindra ( 19/10/2006 11:48)
mimich, fa inn kay ilay atao hoe fahamatorana?
70. mimich ( 19/10/2006 12:37)
mandrindra>fahamatorana ara-pitiavana io resahiko io an!!!
71. mimich ( 19/10/2006 12:38)
mandrindra > tsy hitako ze fomba anazavana azy fa de zay aloha no tsapa am ankapobeny ee
72. mandrindra ( 19/10/2006 13:32)
mimich, ka izay indrindra ilay mampieritreritra ahy amin'io resaka fahamatorana io. tsy mbola nahazo valinteny mazava na mitovy aho mandrak'ankehitriny. ny tiako ho lazaina amin'izany dia toa miova isaky ny tsirairay ny dikan'izy io, noho izany amiko tsy azo angalana tsoakevitra ho lasa akapobeny io resaka io.
73. tahirikely ( 26/10/2006 12:26)
t sy ny lehilahy rehetra kosa angamba e mbo marina moa e . miankina aminao ihany io. misy ny azo itokisana amin'ny lehilah . iano ve moa hitoky saka raha trondro no laoka. tsiky kely fotsiny de ampy e.
74. kanto10 ( 27/10/2006 09:34)
zany izy io ry Bimanoa an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5022