resa-porum!
1. kitjo
(
31/08/2006 17:23)
salama dol!
manahirana ihany ny milaza an'ity kanefa mahasoa antsika mianakavy,
asa raha izaho irery no mahatsikaritra an' ito fa somary sorena aho indraindray miditra forum ato @serasera.
Ny antony dia inddray ianao mametraka sujet important ary matotra,
valiny tsy mihoatra ny folo anefa ary tena mbol amandeha ny dinika dia misy manova foana ilay sujet ka lasa resaka mibolila tsy hay hoe inona fa lasa mifanala sy manao resaka anjorony fts sisa.
tsy hita intsony izay niafaran' ilay resaka.
Ny tsikaritro dia misy groupen' olona mpiresaka matetika ary izay resaka ampidirina ato dia ny resaky ry zareo any ambadika any no ampidiriny.
AOka mba tsy hisy hamaly an'avona hoe "aza mankato", fa ataoko fa ilaina ny tsikera toy izao satria manimba ny imagen' ity seraseraNTSIKA ty,
mahakivy ihany koa indraindray ary ny mpitazana koa mety ho gaga.
Ny mahakamo indrindra dia na rehefa mifanatri-tava aza ny samy Namana dia tena hita taratra koa ilay resa-porum io! Mhitatra foana ny resaka ary tsy seriuex.
Ny iafarany, a long terme, dia raha sendra mifanena @olona (toeram-piasana na fivoriana) ka raha fantany hoe Mpiserasera ato mety Sanatria izay no hitsaran' ny olona antsika oe "Olona tsy serieux"
Ilaina ny manala azy fa raha alana dol tsisy intsony ny farany:!:
Miala tsiny ho an' izay mety ho tafintohina!

répondu par tywa68 le 07/09/2006 11:11
4. Fiffi
(
31/08/2006 18:12)
kitjo:Zina: zao ve tsy hahagaga ahy ? Raha tsy mahagaga anao de heu...fa mahagaga ahy zao an! Namana mifankahita ve de hoe hita taratra le resa-porum ? :wink::roll:
Ny mahakamo indrindra dia na rehefa mifanatri-tava aza ny samy Namana dia tena hita taratra koa ilay resa-porum io! Mhitatra foana ny resaka ary tsy seriuex.
5. fijo
(
31/08/2006 18:29)
sehatra telo ihany izao no tsy ahitana io fanamarihana io loatra,dia ny politika,ny fahasalamana ary ny hoy ny lalana.
ny sehatra hafa moa tsy dia tsidiako ka tsy haiko.
fa tokony alefa tokoa aloha ny forum,fa rehefa hita fa vvita ny adihevitra vao mifanala amin'izay.

6. andry08
(
31/08/2006 19:06)
Tsy hitako izay hidiran'ny resaka hoe serieux sy ny mpiserasera:roll:
7. vale
(
31/08/2006 19:25)
Kitjo:zaho koa nahatsikaritra an'io akia! mba hasiana fotoanany daholo ny zava-drehetra e!
8. Fiffi
(
31/08/2006 19:38)
nijery ny dinika rehetra nalefan'i kitjo hiany aloha zah fa tsy de tena hitako hoe tena nisy derapage be hoe ahoana ka nahatonga anao miteny an'ireo an! Sao kosa misy antony hafa ?
10. malalatinasoa
(
31/08/2006 22:06)
Izaho vao haingana no nianatra nanao forum teto @ serasera. Natomboko t@ famakiana fotsiny aloha dia nahatsikaritra an\'io zavatra mivaona io foana matetika @ sujet serieux mi-interesser ahy.
Na manana sombintsomin-javatra tiana hotenenina aza dia lasa miahotra sy sadaikitra ihany. Aleo dia tsorina ny marina fa lasa toa manelingelina be ny \"resaka manokana\" ifanaovan\'ny sasany ao @ sujet an\'olona.
Tsy izay malalatinasoa kely sy bitika ity akory no andeha ampianatra ny fahalam-pomba sy ny fifanajana fa mba tsetsatsetsa ny ahy.

11. hery
(
31/08/2006 22:25)
Eritrereto fotsiny hoe misy olona eo amin'ny 20 eo ao anaty efitra iray.
Dia mametraka fanontaniana momba ny lohahevitra iray ny anakiray amin'izy ireo.
Dia mamaly aloha ny iray, ny faharoa, ny fahatelo
Dia avy eo mitsatsaingoka ny fahaefatra, tsy mamaly ilay fanontaniana fa tadidiny ny resaka nataony tamin'ilay fahadimy momba ny lohahevitra.
Dia mamaly i fahadimy hoe tadidiny tokoa
Dia miverina ilay fahaefatra manitatra
Dia lasan'izy roa irery ny dinika.
Dia samy mahita hoe aiza no iafaran'ilay lohahevitra.

12. malalatinasoa
(
31/08/2006 23:11)
hery:

Dia izay no antony ity post ity hoe, iangaviana ny tsirairay mba ahatsapa tena, tsy anao hors sujet ny fangatahana fanampiana ataon'ny namana sasany.
Manjary samy iditra abonnement forfait illimite @ hors sujet daholo, tsy hisy ifankahitana intsony :wink:.
13. fameusecousine
(
31/08/2006 23:51)
za koa nahatsikaritra io zava misy teo aloha teo fa lasa entre quelques personnes lay izy nefa mino aho fa natao ho an'olona rehetra ny sehatra.:?::?::roll::roll:
15. lapino
(
01/09/2006 01:48)
Ary raha izao ary e: aza tonga dia milefa rehefa soso-porum, fa raha averina amin'ny laoniny ny dinika? Ny resaka an-jorony manko misy foana, ny tsetsatsetsa koa be no tsy aritra, fa ataoko fa tsy nisy hoe gafy niniana akory ;)
Rehefa manao adihevitra serieux manko, indrindra misy olona maro, dia ilana olona mitarika. Dia adidin'iny mpitarika iny no mitondra ny resaka handeha amin'ny laoniny. Raha eto amin'ny forum, izay nanao ny size no hitako toa mety indrindra amin'izay toerana izay.

16. soanja
(
01/09/2006 02:33)
Inona izany no fepetra raisina fa rehefa dinihina izany ity lohahevitra ity ka namaky ny rehetra aho dia samy manaiky daholo isika fa marina ny resak'i Kitjo.
-Zah tokoa aloha dia mpanova resaka saingy tsy hoe te hamily ilay lohahevitra fa misy resaka voaresaka tsy nahy. Na hoe koa nihevitra aho fa efa voaresaka daholo ny tiana horesahina momba ilay hevitra.
Fa androany kosa aho dia haka fepetra fa tsy hanova sujet intsony raha mbola azoko atao satria manelingelina ny namana mpisera hafa ary rehefa te hanala azy/ mampiresaka aho dia any amin'ny mail sa ahoana no atao? Mba manampy ahy manala ilay sorisory koa manko ilay mampiresaka.

17. hery
(
01/09/2006 05:28)
Izaho aloha mpanao an'io matetika. Ny ahy dia mamaly ilay resaka aho aloha dia avy eo asiako an'ilay manokana hoe xxx> blah blah.
Marina io tenenin'i soanja io, raha misy manitikitika tampoka @ namana dia afaka mandefa hafatra manokana eo no ho eo. Izay izany no hatao manomboka izao.

18. LazaDaddy
(
01/09/2006 06:10)
dia tadiavinareo tsy mba hiresaka kosa ve izahay sy ry cutie sy simplex? :lol:
Herimiafina:HM> ahoana tokotrany le kozy varamba iny e? Efa akaiky indray ange ity ny weekend e! hahaha!
Mifona aminareo re raha nanao an'izany zah e! :^):(:(
19. Fiffi
(
01/09/2006 06:34)
ka le izy kosa ange de zao eh! zah aloha tsy mandaha hoe miova le resaka fa kosa : inona no nampiova azy ? arak'io nolazain'i Hery io hoe ny faha-5 sy ny faha-4 sisa no miresak de ny antony fotsiny de arakarakin'ny namalian'ny olona 1 azy de iny fa mihitatra.
20. booboo
(
01/09/2006 06:44)
Fiainam-porum aby zany eeeeeeeeee, efa nisy bli bli beeeeeeeee tahaka ity koa t@ tsy tadidiko firy taona lasa izay, dia izao miverina ndray. dônky : làlam-porum aby zany hihihihihi.
Zà klou tsy miraharaha refa hitako oe misy resak'oul vitsivitsy mivaona ao fa tondé mitsaitsaingoka miditra mamaly ilay tena sujet raha tiako ilay izy.
Zay koa no isafidianako manokana ny forum serasera satria tena ohatra any @ cour de recréation zany ny raha hitako ato hihihihihihihihi : misy ny mpisari-gaigy, misy ny be bla bla, misy ny matotra beeeeeeee, sns...dia @ zay hitanao fa mampetipety ny humeur-nao fotsiny no idirana dia zay kouh ...tsy maintsy misy ao !