resa-porum!

21. pissoa ( 01/09/2006 06:47)
Ny resaka sendra mivily kely inoako fa tsy dia olana, araka ny antony efa notenenin'i Hery io ambony io hoe tadidin'i forumistaN.5 ny resaka nataony tamin'i forumistaN.4 sns :-D:-D:-D

Ny tsy mety kosa, dia ny valiny efa 152 mifanesy dia hors size daholo. Tsy hoe zavatra nandalo, fa tena lasa size vaovao mihitsy ... angamba misy manana PhD amin'io fanovana size io :-D:-D:-D

Efa niteny ny tenako aloha indray mandeha (satria dinika nataoko no voaova):oops::oops::oops:

Aza dia fenoina resaka tsisy hidiran'ny ady hevitra ny resaka (raha tsy hoe hatsikana angaha) fa aleo mandeha any amin'ny hafatra ( http://namana.serasera.org/index.php?rub=namana/hafatra&asa=post ) na ny karajia ( http://karajia.org/ ) ... Manjary rehefa misy olon-kafa tena maneho hevitra fa tsy manoratsoratra zavatra hafa dia

# na eritreretina hoe efa resaka tsisy hidirako intsony ny ao izao ====> tsisy mijery ny hevitry ilay namana.
# na raha misy mijery ny namana sasany dia ela be vao chargee ny page nefa zavatra tsy misy hidirany amin'ilay dinika akory no manaela azy. (Tsy ny olona rehetra no tsy mandoha vola be rehefa miserasera )

fa ny valiny azo dia hoe

:lol::lol::lol::lol::lol:
hay ve, za njay tsy maintsy miteny refa mahita hotenenina ary refa mbola misy mamaly foana:-D:-D:-D
raha tsy we voafafa nga
refa tsy tian-jy reo nataon-jy quote reo de asaovy fafan'i admin e
in ny pble:roll::roll::roll:

22. booboo ( 01/09/2006 07:05)
hihihihihi ...amiko klou drôlisme beee ny raha vakiako @ ilay valiny 152 mahery dia vao maika maha-tsara ny météo ao an-dohako e hihihihihihihihi.

Fa raha ohatra ka misy namana te-handray anjara @ famaliana ilay raha dia tsy mampaninona mihitsy ange ( tsy voararan'ny fepetra klou hatreto ) ny manokatra sujet vaovao hitondrana ny heviny. Tsy haiko hoe efa misy firy zay ny sujet miverimberina tato fa tsy quoi zany, @ zay mahita koa ny namana vaovao na ny tsy naharaka t@ voalohany sns. :wink:. Aza manasaro-draha fa ento @ onjany sy moramora eny foana e
23. dd ( 01/09/2006 09:14)
miarahaba antsika rehetra ...
efa lava be ilay resaka fa araviko avy hatrany @ fanamboarana ny forum, hevitra atsipy any @ i hery izany no tiako aroso avy hatrany :

Maninona raha asiana karazana "point" ataon'ny namorona ny lohahevitra, dia azony ametrahana point tsirairay avy ny hevitra tsirairay mandeha, ohatra hoe eo ankavanan'ny hevitra asiana 12345 dia rehefa hitany fa mivoana ny resaka dia ampidininy ny point ho hitan'ny rehetra, moa raha tonga h@ valinteny tiany ho azo ny lohahevitra nataony ka efa nasiany 5 daholo, dia azony akatona @ zay ny lohahevitra tsy hanohizana azy intsony, dia misy marika kely eo @ io lohahevitra io hoe : 'mikatona'.

Indraindray mantsy tena mandreraka be ilay mamaky hevitra efa misy 70 ao anatiny nefa ianao vao mba te hamaky ny tany @ faha 5 na faha 17 any hoany, dia rahoviana vao ho tonga any @ farany...? @ zay mantsy dia izay misy 5 azo tonga dia jerena avy hatrany fa ny 1 sy 2 azo dinganina tsy vakiana akory ..

hevitra iray io fa mety misy azo anampiana azy koa ...

24. hery ( 01/09/2006 09:38)
Hevitra tsara kosa ilay naroson'i dd.

Izany hoe asehon'ilay mpanoratra forum rehefa avy eo ny valiny nilainy :-) Izy izany no miteny hoe ity hors sujet sns.

Techniquement ilay izy réalisable :-) (zany teny gasy kle)

- Ny positif amin'io dia rehefa mandalo ny olona hafa dia izay ambony point ihany no vakiany (izay tsy hors sujet) ka na misy 100 aza ny eo dia efa voasivana avy hatrany ny hovakiana.

- Ny negatif amin'io dia ho vexé ihany aho raha toa ka omen'i dd isa 2 kanefa sao dia tsy hors sujet... na koa rehefa tsy reviko ilay valinteny dia omeko isa 2 na dia tsy hors sujet tanteraka aza. Amin'izay tsy misy hafa mamaky.

25. ravatorano ( 01/09/2006 09:39)
tsy maintsy ilay lohahevitra aloha no valiako aloha zay aho vao manala fa io misy foana e ary efa ela anie izany ary tsy hoe lohahevitra anakiray ihany fa zé mitranga eo d misy an izay foana injinja ange ka lasa lavalva ilay famalina ilay adi hevitra:wink:
26. dd ( 01/09/2006 10:15)
hery:

Hevitra tsara kosa ilay naroson'i dd.

Izany hoe asehon'ilay mpanoratra forum rehefa avy eo ny valiny nilainy :-) Izy izany no miteny hoe ity hors sujet sns.

Techniquement ilay izy réalisable :-) (zany teny gasy kle)

- Ny positif amin'io dia rehefa mandalo ny olona hafa dia izay ambony point ihany no vakiany (izay tsy hors sujet) ka na misy 100 aza ny eo dia efa voasivana avy hatrany ny hovakiana.

- Ny negatif amin'io dia ho vexé ihany aho raha toa ka omen'i dd isa 2 kanefa sao dia tsy hors sujet... na koa rehefa tsy reviko ilay valinteny dia omeko isa 2 na dia tsy hors sujet tanteraka aza. Amin'izay tsy misy hafa mamaky.





@ lay negatif, @ zay anie ilay mpanoratra, mamadibadika kely impito ny kilavier -ny vao mamaly e! mba tsy ho hors sujet izy @ zay, ary hita tsara hoe mitombo ny hevitra, mankany @ izay mampandroso fa tsy dia mampiteniteny foana foana! ...

dia hiasa be ndray izany i hery ato ho ato, efa vita ny vakansa an! ... :roll: :roll:
27. boubounezy ( 01/09/2006 10:30)
;-)kitjo za dé tena faly @ ity hevitra nataonao ity satry tena zavatra marina dé marina toko io. zao nefa ny zavatra ho ita refa manao zao resaka izao enao dé tsy tiny oull fa milaza ny tena marina ary ny toetrany sera dé tsy misy milaza ny marina fa izy kosa ve itono tena eo??? zany wé ho itanao @zay eo @ fomba famaliny ny tena mpanao io toetra io:twisted: misy mintsy aza mody manao ps bdb dé mody andefasany hafatra enao dé anotaniny dôly @zay ny momba anao retra fa mody alainy namana alou enao, azony zareo agent (e) secret:roll::roll: @zay ny momba anao??? dé anaovany mot codé ato na lhl na vhv:twisted::twisted:@zay ny fiainanao dé enao malala fa enao io resainy io satry tadidinao fa ny resaka nataonao t@ lé namana. TANDREMO!!! fidio tsara ny namana azo iseraserana fa tsy wé eto @ sera2 akory izy na malaza bé eto na be mpitia na bé points na bé resaka tsy votery honamana tsara zany ary tsy midika kou fa tsara io namana io.:wink:
28. naritsimba ( 01/09/2006 10:37)
Ny tsara izany dia miezaka ny tompon'andraikitra mamafa izay resaka hafa ankoatran'ilay lohahevitra ao @ Dinika e!
29. booboo ( 01/09/2006 10:42)
tssssssssssssssssss aza fafana zany kosa lé ! aleo lé point point io ihany ndray raha zany fa zà manko mpi-HS isaka zay mihetsika zay :°):°).
30. hery ( 01/09/2006 10:43)
naritsimba> io manipy andraikitra io ihany :-)

Tsoriko aminareo fa gratos daholo no handraisan'ireo mpiandraikitra ireo anjara eto, mitovy aminareo ihany izy ireo, samy miasa sy sahirana. Misy ny zavatra efa ankinina aminy... koa anjaran'ny tsirairay no miezaka fa tsy hoe alefako eo ity dia hohita izay ataon'ny tompon'andraikitra.

Dia rehefa manao ny ataony ny tompon'andraikitra dia hoe naninona no nofafaina sns :-)

drat> tena mbola kandra be io fa hodinihana raha tokony hatao marina.
31. dd ( 01/09/2006 10:44)
boubounezy:

;-)kitjo za dé tena faly @ ity hevitra nataonao ity satry tena zavatra marina dé marina toko io. zao nefa ny zavatra ho ita refa manao zao resaka izao enao dé tsy tiny oull fa milaza ny tena marina ary ny toetrany sera dé tsy misy milaza ny marina fa izy kosa ve itono tena eo??? zany wé ho itanao @zay eo @ fomba famaliny ny tena mpanao io toetra io:twisted: misy mintsy aza mody manao ps bdb dé mody andefasany hafatra enao dé anotaniny dôly @zay ny momba anao retra fa mody alainy namana alou enao, azony zareo agent (e) secret:roll::roll: @zay ny momba anao??? dé anaovany mot codé ato na lhl na vhv:twisted::twisted:@zay ny fiainanao dé enao malala fa enao io resainy io satry tadidinao fa ny resaka nataonao t@ lé namana. TANDREMO!!! fidio tsara ny namana azo iseraserana fa tsy wé eto @ sera2 akory izy na malaza bé eto na be mpitia na bé points na bé resaka tsy votery honamana tsara zany ary tsy midika kou fa tsara io namana io.:wink:



azafady raha mitsaingoka ny resakao !
misy foana anie ny hors sujet sy ny namana mikivilavila e! tsy ilaozan'ny zany ity tany ity, saingy mba hanatsarana ny eto no tadiavina!

nijery ohatra iray aho zao teo : dia hitako hoe misy mitady namana any @ toerana iray, d rehefa mandeha ny resaka dia mibolila ilay izy, nefa ny tena antony tsy voaresaka intsony. Dia izay no anaovana ilay resaka point, raha toa ka hitan'ilay nanao ny lohahevitra fa efa azony sy hitany fa efa eo ny vaha olana @ resaka noresahiny, na tsy tiany intsony ho lasa lavabe amin'ny tsy antony ny resaka dia akatony @ zay, izy na ny mpandrindra ny lohahevitra no manakatona.
Resaka deontologie ho an'izay nanao ny lohahevitra io, ary isika rehetra hanaraka zay fanontaniana apetrany @ zay fa tsy hiresaka anjorony fotsiny, ... misy toerana azo anaovana an'izay qlq part raha tsy diso aho! ... azo atao ao @ Eritreritra mandalo ohatra ... sns ee!

32. boubounezy ( 01/09/2006 11:03)
dd marina zany fa mitovy ny volazany lay nametraka hevitra iany ny teninao ary za sady nanamafy no mba manazava ny itako kou mba samy isainany retra fa tsy ampiady oull na te hanao resabe akory. ary za refa mametraka hevitra ka itako fa avadikiny oull lasa resaka ratsy dé avelako ny farany fa lasa resala mivila2 arakiny teninao. ary ny zavatra nolazaiko dé zavatra tena misy mintsy io ato tsy nisy noforoniko na kely aza:lol:
33. dd ( 01/09/2006 11:10)
hery :
lignes 2 fotsiny angé zany ry hery ee! :lol: :lol:
ery ankavanan'ny lay hoe "mpandefa" ohatra ny point 12345, dia asiana hoe "alefaso ny isa", eo ambaniny ny hoe "akatony ny lohahevitra" raha tompony ianao, na mpandrindra ... :wink: :-P

fantatro fa be ireo asa @ zao fotoana izao, dia manosika sosokevitra foana moa no ataonay, ka atao ahoana..? ny hanatsarana an'izy ity no tanjona, sa ahoana ?

rehefa tonga ny fotoana mahamety azy dia ataovy ry hery!
34. dd ( 01/09/2006 11:20)
booboo:

tssssssssssssssssss aza fafana zany kosa lé ! aleo lé point point io ihany ndray raha zany fa zà manko mpi-HS isaka zay mihetsika zay :°):°).


tsy fafana ka!
fa hidina tsy tohizana intsony: ny lohahevitra efa mihidy izany dia siora ianao fa efa matotra ny ao! mety hisy valinteny mikasika izay ilainao raha sendra ny fanontaniana mitovy @ zay apetraka ao ny itadiavinao valiny eo @ fiainanao ! ...

ohatrohatr'izay lay hevitra ...
35. booboo ( 01/09/2006 11:41)
hum...raha hidian'ny tompon-tsizé na ny mpiandraikitra aza ilay lohahevitra, fa eritreretiny hoe efa voalaza ao aby ny hevitra mikasika io raha io, nefa mbola misy namana hafa mahita hevitra tsy tao an-tsain'iretsy farany iretsy. Dia akory ?
36. pissoa ( 01/09/2006 11:49)
booboo:
hum...raha hidian'ny tompon-tsizé na ny mpiandraikitra aza ilay lohahevitra, fa eritreretiny hoe efa voalaza ao aby ny hevitra mikasika io raha io, nefa mbola misy namana hafa mahita hevitra tsy tao an-tsain'iretsy farany iretsy. Dia akory ?


'Tenin-jy ihany no mamaly an'io k'inn njay :lol:

booboo:
Fa raha ohatra ka misy namana te-handray anjara @ famaliana ilay raha dia tsy mampaninona mihitsy ange ( tsy voararan'ny fepetra klou hatreto ) ny manokatra sujet vaovao hitondrana ny heviny. Tsy haiko hoe efa misy firy zay ny sujet miverimberina tato fa tsy quoi zany, @ zay mahita koa ny namana vaovao na ny tsy naharaka t@ voalohany sns. . Aza manasaro-draha fa ento @ onjany sy moramora eny foana e

=))=))=))
37. pissoa ( 01/09/2006 11:51)
drolisme be izy izany :lol:
38. Fiffi ( 01/09/2006 11:51)
39. dd ( 01/09/2006 12:07)
boubounezy:

dd marina zany fa mitovy ny volazany lay nametraka hevitra iany ny teninao ary za sady nanamafy no mba manazava ny itako kou mba samy isainany retra fa tsy ampiady oull na te hanao resabe akory. ary za refa mametraka hevitra ka itako fa avadikiny oull lasa resaka ratsy dé avelako ny farany fa lasa resala mivila2 arakiny teninao. ary ny zavatra nolazaiko dé zavatra tena misy mintsy io ato tsy nisy noforoniko na kely aza:lol:


marina ny anao anie e!! ka io resahinao io indrindra no ilazako hoe mba tsy avadika ny resaka fa mba lay siozé hatrany no atao resaka! ... @ zay mandrisika ny sasany hamaky hoe io fa mitomba @ points 4 na 5 ny resaka fa tsy 1 na 2 foana, na tsy misy points mihitsy aza ...

ny ahy koa mantsy hitako hoe raha lava loatra dia tsy mampazoto ny mamaky azy rehetra, nefa raha misy lay point 4 dia mety hovakiako ihany fa tsy zappé-ko !



40. booboo ( 01/09/2006 12:07)
pissoa > aza ampifamadiana ny laharana nametrahako ny hevitro fa tsy napetrapetraka fahatany akory eeeeeeee.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0509