resa-porum!

41. pissoa ( 01/09/2006 12:13)
booboo, hay! azafady ary e :lol:

booboo:
hum...raha hidian'ny tompon-tsizé na ny mpiandraikitra aza ilay lohahevitra, fa eritreretiny hoe efa voalaza ao aby ny hevitra mikasika io raha io, nefa mbola misy namana hafa mahita hevitra tsy tao an-tsain'iretsy farany iretsy. Dia akory ?


Ito ny hevitso:
Fa raha ohatra ka misy namana te-handray anjara @ famaliana ilay raha dia tsy mampaninona mihitsy ange ( tsy voararan'ny fepetra klou hatreto ) ny manokatra sujet vaovao hitondrana ny heviny. Tsy haiko hoe efa misy firy zay ny sujet miverimberina tato fa tsy quoi zany, @ zay mahita koa ny namana vaovao na ny tsy naharaka t@ voalohany sns. . Aza manasaro-draha fa ento @ onjany sy moramora eny foana e

Mety ve? :*:@
42. HESHA ( 01/09/2006 12:14)
Marina le voalaza fa saingy, ndraindrai ange mahafinaritra le manisi sira keli e, na le mahita ni sasani mifanala eni anelanelani eni e, fa izai mba liana am le hevitra zao de mba manohi aza ara-dalana fotsini de efa ampy zai ra ni fahitako azi.
Ohatra hoe niresaka village serasera zao i fila tary de nifanala i soanja si HM de maninn mou ?
43. booboo ( 01/09/2006 12:19)
pissoa > hihihihihi tsy ratsy kah, bien bien hihihihihi
44. dd ( 01/09/2006 12:34)
HESHA:

Marina le voalaza fa saingy, ndraindrai ange mahafinaritra le manisi sira keli e, na le mahita ni sasani mifanala eni anelanelani eni e, fa izai mba liana am le hevitra zao de mba manohi aza ara-dalana fotsini de efa ampy zai ra ni fahitako azi.
Ohatra hoe niresaka village serasera zao i fila tary de nifanala i soanja si HM de maninn mou ?


tsy maninona anie lay manisy sira ndraindray e! fa lay mahita ny resaka hoe 15 voalohany ihany no misy hevitra fa ny 65 hatrany @ farany resaka hafa, mandreraka be !! sady tsy voaaraka intsony hoe fa naninona moa lay mpamorona ny lohahevitra nanao io lohaheviny io?? zay lay ataoko hoe deontologie ny hevitra narosony ...

asa aloha aminareo fa amiko dia manjary tsy mampazoto ahy ny mamaky an'ilay resaka raha mihoatra ny 20 ny resaka ka lasa voatarika @ zavatra tsy niheverako azy e!

45. lapino ( 01/09/2006 12:35)
dd, ahiako hampitombo olana ny fametrahana an'io kanefa tsy tena hamaha ny olana antom-pisiany:
- lasa hifampitsara daholo izany isika; mety hitsara vilana, mety hitsara marina
- ny critère hitsarana misy riska hoe tsy izay mifanaraka amin'ny size, fa hoe izay tsy mitovy hevitra amiko (na tsy orsize aza) dia omeko isa ambany
- lasa asa hafa en + koa ny hitsara ny ... tsy ny size tsirairay fa ny hevitra tsirairay
- misy toa tsy miasa tsara ny fanomezana isa eto amin'ny serasera. Ao amin'ny tononkalo ohatra, misy tononkalo milay be, fa ambany ny isa azony; kanefa misy tononkalo tsy dia tsara loatra mahazo isa 5 dia milahatra ho tsara indrindra. Ny antony dia indraindray maromaro no manome isa, indraindray olona 1 ihany no nanome 5
- maka fanahy hanao robot manao server flood ny tsy fahafaham-po amin'ny fanomezana isa, na asa izay mety ho fifaninanana hanenjika isa eo indray
- sns ...

pissoa @ booboo:
:*:@ Mety ve?
Kokloo za haka pilasy kle ... :-D:-D:-D
Azafady kely amin'i kitjo :wink:
46. simplex ( 01/09/2006 12:43)
:D:D:D:D

Aleo tonga de tsorina hoe za de anisan\'le ol mpanodina size tato. Tsy haiko, matetika aho mieritreritra ihany hoe tena tsy ao intsony zany kozy izany, de misaina kely, kanefa le kozy mbola mitohy ihany. Tena hoe jiolamboto zany e, hoe refa revy de revy fa tsy asiana koi koi koi zany...

mifona ary azafady indrindra re, hoan\'izay tompona size ka tratran\'ny izay haratsian-toetra izay. Efa ela no nieritreretako an\'io hoe tokony tsy hanao toy izany kanefa za matetika mba ialana @ ilay serieux @ ilay andavan\'andro no tena andehanako eto @ forum. De raha vao hoe mbola tsy maintsy ho serieux ihany de tena lasa hoe aleko indray ary tsy mamaly forum.

Na izany na tsy izany, hita ary tsapa fa tena tsy mety ary mandaginina be ilay size rehefa mivadika tampoka, vao mia koa izany manampy trotraka ilay olana na resaka tokony novaliana ilay izy. Mitovy @ hoe \"rabat-joie\" ihany izany e. Efa nisy koa namana moa niteny ah hoe izay size ihany valiana de izay. Ka hoy aho hoe, ho ahy manokana, tapitra hatreo ny momba an\'iny. Size ihany de izay ;-). Ny ambiny aleo atao hafatra :D:D

Tsara dia tsara ilay forum, ary misy hevitra mbola tsy koboko mintsy ra tsy nandalo teto za. Aleo tsy sombaina izay hevitra mitranga, na farafaharatsiny asiana degre-ny ny fivilianana.

--------------------------

Farany hoan\'ilay hevitr\'i dd: Mba ialana @ ilay hoe \"impartialite\", de aleo angamba samy hanome naoty an\'izay valiny mitranga eo ny mpamaky mandalo. De azo atao hoe ny moyenne no atranga eo, na statistique hafa ... otran\'ny hoe sondagen\'ilay hevitra zany e. Tsy manin koa na omena privilege manokana ny mpanokatra an\'ilay size hoe akatony @ izay, refa afa-po izy. Izay te hanohy manokatra vaovao. Azonareo atao koa ny hoe izy mangataka fanakatonana de nareo no mijery hoe azo atao na hoe tsia, fa mety hoe kandra be indray @ zay.

Mety ho olana kely fotsiny angamba izao de mety ho ampriatin\'i Vancleef indray ny matosy @ izay. Na koa hoe mety tsy dia misy loatra ny ol interesse @ ilay fitsarana ka lasa tsy mety tsara ilay izy. Na izany aza anefa mitovy @ tsy nasiana noty ihany @ izay. Asa, tsara ilay hevitra hoy aho :°):°)

Tena farany, tsy azo atao nga ny manisy \"rubrique\" anakiray vaovao hoe: \"manala azy\"??

Azafady fa somary lava ilay resaka.

misaotra indrindra,

S.

:-*:-*
47. xxx ( 01/09/2006 12:45)
lapino:

- maka fanahy hanao robot manao server flood


:oops:


48. Fiffi ( 01/09/2006 12:46)
fijo: ka ny olona zay mamakyan'le tononkalo tsy manome isa sao de zay no mahatonga azy koh ? fa ny mavitrika hiany no mba manomé an'le isa ?
49. dd ( 01/09/2006 12:57)
simplex:

Farany hoan'ilay hevitr'i dd: Mba ialana @ ilay hoe "impartialite", de aleo angamba samy hanome naoty an'izay valiny mitranga eo ny mpamaky mandalo. De azo atao hoe ny moyenne no atranga eo, na statistique hafa ... otran'ny hoe sondagen'ilay hevitra zany e. Tsy manin koa na omena privilege manokana ny mpanokatra an'ilay size hoe akatony @ izay, refa afa-po izy. Izay te hanohy manokatra vaovao. Azonareo atao koa ny hoe izy mangataka fanakatonana de nareo no mijery hoe azo atao na hoe tsia, fa mety hoe kandra be indray @ zay.
...


hitanareo ary zany fa misy hevitra foana? mihatsara aza ny fijeriko azy raha io filazan'i simplex azy io no atao... raha mahita an'ity izao i hery dia hihevitra anazy @ zay hoe ataoko ohatr'izao izany no mampety azy ...
io nge lay hoe ny hevitry ny maro mahataka-javatra e!

tohizo foana fa mamaky foana zahay e!
50. pissoa ( 01/09/2006 13:05)
Fiffi:
fijo: ka ny olona zay mamakyan'le tononkalo tsy manome isa sao de zay no mahatonga azy koh ? fa ny mavitrika hiany no mba manomé an'le isa ?

Lapino io fa tsy Fijo :-D:-D:-D

lapino:

Hoy i pissoa @ booboo:
:*:@ Mety ve?
Tsy io no nambarako teo :twisted::-D:-D:-D (Haiko njay ny neritreretin'lah teo :evil: )

Simplex:
Tsara dia tsara ilay forum, ary misy hevitra mbola tsy koboko mintsy ra tsy nandalo teto za. Aleo tsy sombaina izay hevitra mitranga, na farafaharatsiny asiana degre-ny ny fivilianana.
^:^^:^^:^

Simplex:
Tena farany, tsy azo atao nga ny manisy "rubrique" anakiray vaovao hoe: "manala azy"??
Mety azo atao ao amin'ny hatsikana ka :-*
51. lapino ( 01/09/2006 13:13)
Dia rehefa avy eo ...
booboo:
pissoa > hihihihihi tsy ratsy kah, bien bien hihihihihi
Hitan'i kitjo, ny tsetsatsetsan'i pissoa tsy aritr'i booboo !! :wink::-D:-D
52. lapino ( 01/09/2006 13:16)
Fiffi, ka izay indrindra manko ange e! Inona ary no tsy haha torak'izay ny eto amin'ny forum?
ps: tsy Fijo za ka! nafangaronao indray ;)
53. tywa68 ( 01/09/2006 14:09)
tsy hitako izay olana ry kitjo ! rehefa tsy mety aminao ny valiny hitanao dia miovà sujet na aza vakiana h@farany !

Tsy afaka ho ferana ny olna satria matoa izy manketo dia tsy hoe ho sérieux be zany daholo !

- mba miova @ asa tsy tiany atao ohatra,

- hijery ny rediredin'ny sasany !

Ka amiko aloha tsy mitombina ny hibedesana ny manao resaka hafa², fa raha tena misy sujet sérieux tianao atao, dia alefaso email any @ireo namana tianao resahina sy fantatrao hoe sérieux ohatranao.

Ny mametraka note indray dia tsy hanova inona satria ny efa teo taloha hifanome notes dia zareo samy zareo ho voalohany sy hijanona eo satria tsara notes foana ?

Azafady raha somary lava fa tsy maintsy niteny kosa aho hoe tsy d'accord @io remarque io ary tsy hankarary andoha ny aleha eto fa mijery ny namana, na manome toro-hevitra manampy, fa tsy hoe i ranona hors sujet etc ... tsy voatery hitovy analyse akory satria samifaha niveaux ! :wink:
54. pissoa ( 01/09/2006 18:26)
Vakio hoe aloha fa sao feno mifanohitra ny nosoratan'i tywa68 :lol:
55. vale ( 01/09/2006 18:49)
tywa> ny fanaovana resaka kivazivazy eny enalanelany amiko aloha dia tsy hitako izay olana rehefa tsy mivaona @ ilay sujet fotsiny!!

Misy moa miteny hoe miala @ fiainana isan,andro ny tena hidirana forum, izany hoe te hifanala ve izany???:idea: raha izay indray kosa aloha dia efa misy toerana manokana ange ato eh , any @ hatsikana sy lalao eh, ouuuuuay, be dia be ny fanalana hamohamo ao kanooooo!!
56. IMR ( 01/09/2006 19:04)
tywa68:

tsy hitako izay olana ry kitjo ! rehefa tsy mety aminao ny valiny hitanao dia miovà sujet na aza vakiana h@farany !

Tsy afaka ho ferana ny olna satria matoa izy manketo dia tsy hoe ho sérieux be zany daholo !

- mba miova @ asa tsy tiany atao ohatra,

- hijery ny rediredin'ny sasany !

Ka amiko aloha tsy mitombina ny hibedesana ny manao resaka hafa², fa raha tena misy sujet sérieux tianao atao, dia alefaso email any @ireo namana tianao resahina sy fantatrao hoe sérieux ohatranao.

Ny mametraka note indray dia tsy hanova inona satria ny efa teo taloha hifanome notes dia zareo samy zareo ho voalohany sy hijanona eo satria tsara notes foana ?

Azafady raha somary lava fa tsy maintsy niteny kosa aho hoe tsy d'accord @io remarque io ary tsy hankarary andoha ny aleha eto fa mijery ny namana, na manome toro-hevitra manampy, fa tsy hoe i ranona hors sujet etc ... tsy voatery hitovy analyse akory satria samifaha niveaux ! :wink:



ka izay indrindra anie no anaovana fandaminana e!
iza moa no te ho eto ka hankarary andoha no aleha fa kosa tsy hikivalavala na izany aza?

izaho indray d'accord @ lay resaka satria ahafahako maka izay tsara fa tsy izay adalan'ny rehetra ity dia tsy maintsy hovakiako daholo, ... ianao ihany milaza hoe mila torohevitra sy mila mifanampy, ka raha toa ka hors sujet, tsy andeha mihitsy aho hanonona an'itsy na iroa hoe izy diso, fa ilay sifra fotsiny no ilaiko hita hoe mifanaraka @ siojé ny ilay resahina fa tsy mivilambilana!! na zany aza, tsy maninona na misy aza mivilana, hoy lay teny iray izay hoe ... vilany mitongilana, ka zay tsy mety arenina ... sa ahoana hoy nareo ??


57. tywa68 ( 01/09/2006 19:27)
dia miandry ny fandaminana izany koa (zahay aloha miezaka manao ny mety @ sainay fa rehefa tsy azo na manafintohana dia azafady); tsy maninona fa tsy hankarary andoha ny aleha eto ê tsiky dia ampy moa ô !:lol::lol:
58. diamondra27 ( 01/09/2006 22:01)
kijo: rariny sy hitsiny ianao amiko raha manoratra dinika manitikitika anao.

Hitako eto tokoa aloha io resaka io an!
ao ny manao resaka serieux
ao ny manala azy
ao ny mampiresaka
ao ny diso serieux be loatra
('za daholo no lazaiko @ireo an!quoique...)

fa za kosa aloha mbola tsy hs
nisy fangatahana hs ohatra tao @ le faminaniana iny nataoko , ao @ fivavahana satria resaka mahaliana ahy.

Ankoatran'izay dia miezaka aho ny mamerina ny olona manao resaka HS mba hiverina @le size rehefa mahaliana ahy le size


Tsy ho fantatrareo ve hoe:iza no tena mpamadi-dresaka sy serieux @ size e! de bon, ekeo fotsiny any izy fa zay no mahafinaritra azy sy talentany , fa manaova quote foana de avereno le size , tsy hijanona ve izy @ farany

tsy midera tena fa izay no nataoko any @ fivavahana any raha tsy diso aho
Ao ihany no toerana tena hoe: sérieux amiko tsy azo ivazivazina, na de smileys aza mila tsy ho sahy alefako ; kanefa toa manomboka misy mivazivazy izy ao

De asakasak'izay manao an'izay moa fa de azy sy Andriamanitra io fa atsy ho ahy.


59. diamondra27 ( 01/09/2006 22:08)
simplex:
=D=D^:^
60. kitjo ( 02/09/2006 11:52)
tywa> efa ela b za no tato @ serasera ary ekipa solide t@ forum tato fa tsy hoe vao niditra akory fa aza atao valiny ohzany fa mahasoa ilay critique matoa natao.

Ilay mifanala ange mifanala dol e, za akory tsy milaza hoe andao hifanao Tompoko rehefa miresaka,

ny fomba firesaka mifanala tsy koi mitsy rehefa tsy miteny ratsy sy tsy manompa!tsy ny fomba ifresaka no lazaina fa ny zavatra resahina :)

nyresaka eto fts dia hoe misy olona mba tena mila hevitra dia zara raha misy olona 3 na 4 no mamaly ilay fanontanian' ny olona fa mivadika resaka hafa tsy fantatra mihitsy ilay izy avy eo.

raha ianao no mametraka ilay sujet dia hafatra 10 voalohany ohatra mamaly resaka, hafatra 11 k h@ 73 ohatra resaka hafa dia nisy niditra tampoka hafatra faha74 mba namaly ilay resaka dia ho hitanao ve sa tsy maintsy hamaky ny resak'olona rehetra isan andro ianao oe mba nisy namaly ary ve ilay hevitro?

ny mahasosotra koa inddray dia hafa ny hoe mifanala fa ilay izy nddray lasa resaka perso fa tsy itambarana tsn

tywa iany>
Ka amiko aloha tsy mitombina ny hibedesana ny manao resaka hafa², fa raha tena misy sujet sérieux tianao atao, dia alefaso email any @ireo namana tianao resahina sy fantatrao hoe sérieux ohatranao


inona ny ilaina ny forum raha izany?

Fiffi:
Hoy i kitjo:
Ny mahakamo indrindra dia na rehefa mifanatri-tava aza ny samy Namana dia tena hita taratra koa ilay resa-porum io! Mhitatra foana ny resaka ary tsy seriuex.
Zina: zao ve tsy hahagaga ahy ? Raha tsy mahagaga anao de heu...fa mahagaga ahy zao an! Namana mifankahita ve de hoe hita taratra le resa-porum ?


tena marina io rehefa tafaraka namana mihoatra ny 8 eo, tany Dago nahitako an'io, mahafinaritra ilay izy fa rehefa kely ny fotoana kanefa misy resaka tena tiana aroso dia mahatsiaro tena ho ato anaty forum mits za! ary tena ny PS ato @forum ko reo PS reel ireo.


Fiffi>
nijery ny dinika rehetra nalefan'i kitjo hiany aloha zah fa tsy de tena hitako hoe tena nisy derapage be hoe ahoana ka nahatonga anao miteny an'ireo an! Sao kosa misy antony hafa ?


Marina izany fa tsy hoe za manokana ange no ilazako an ity resaka ity e!
Fa betsaka ny resaka ataon ny namana no mba mi interesser ahy fa mamaky fts aho fa tsy mamaly. :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1723