resa-porum!
61. kitjo
(
02/09/2006 11:57)
dd> ny mety ho negatif @ hevitrao sao dia tsy hors sujet ilay olona kanefa manakiana na tsy mitovy hevtra @ilay mpanoratra dia ataony note ambany?
sa tsy azoko ilay izy?
nymety koa angamba ho an'ilay mpanoratra dia rehefa hita fa mivaona ilay resaka dia averina ho hevitra vao2 dia zareo avela hanohy ny resany ao fa amzay ny olona mbol ats nanoratra mba mahita ilay hevitra sayd mety misy valiny vaovao hafa
na izany aza tokony mba mifanaja fts nddray, surtt raha mba tena zavatra important @ilay olona no angatahiny hevitra, mba meteza ho amin' ny toerany!

62. diamondra27
(
02/09/2006 15:20)
kitjo: ié za koa "pour" an'io fifanajàna io
sady ho an'ny dago refa lavabe le resaka nefa HS de tsy tafa intsony fa mandeha be ny kontera
de 'zay zany e! avereno @ rails ny train refa misy déroulement, ho an'ilay nanoratra ilay size;-)
sady ho an'ny dago refa lavabe le resaka nefa HS de tsy tafa intsony fa mandeha be ny kontera
de 'zay zany e! avereno @ rails ny train refa misy déroulement, ho an'ilay nanoratra ilay size;-)
63. tywa68
(
03/09/2006 07:02)
kitjo > ilay olona mitady valiny tena mirary aloha dia samy mangetaheta an'zany dholo anie rehefa manome sujet na mamaky fotsiny aza !
Fa ny personnalité n'ny ts1-1 tsy ho ary formater-na hitovy daholo satria ny fomba fiteny (na ny fametrahana smileys)no hahitàna koa na sérieux ilay olona na tsia (tsy hoe tsy fanajàna ny mananihany). Enao mihevitra fa hors sujet izy nefa mety mifono hevitra ny valiny ataony anao.
Ianao efa ela tao indrindra no hitenenako hoe :dia raiso ohatranareo taloha ihany ê ! dia avy eo miha-"sérieux" ! satria tsy mahatanty ny ivelan'ilay hanihany dia lasa hoe mivoana sns ...

64. tywa68
(
03/09/2006 07:15)
fanampiny kely ho an'i ekipa solida = ilay karazana sujets no tsara mba limiter-na satria betsaka ny mitovy². Dia iangaviana ny ts1-1 mba samy hi-aérer- ny valiteny hahamora ny fifandraisana ! critiques mahasoa antsika zany an :wink:
65. malalatinasoa
(
03/09/2006 07:50)
tywa68:
kitjo > ilay olona mitady valiny tena mirary aloha dia samy mangetaheta an'zany dholo anie rehefa manome sujet na mamaky fotsiny aza !
Fa ny personnalité n'ny ts1-1 tsy ho ary formater-na hitovy daholo satria ny fomba fiteny (na ny fametrahana smileys)no hahitàna koa na sérieux ilay olona na tsia (tsy hoe tsy fanajàna ny mananihany). Enao mihevitra fa hors sujet izy nefa mety mifono hevitra ny valiny ataony anao.
Ianao efa ela tao indrindra no hitenenako hoe :dia raiso ohatranareo taloha ihany ê ! dia avy eo miha-"sérieux" ! satria tsy mahatanty ny ivelan'ilay hanihany dia lasa hoe mivoana sns ...
Sao dia tsy azon'ny tywa68 tsara aloha izany resaka izany? :wink:
Tsy misy hoe tsy maintsy serieux, na tsy maintsy mivanitika, na formattage ny coco, na tsy maintsy izao sy izao fa hoe mba atao misy mifandraika fotsiny @ sujet ny valiny apetraka..
Manohana ny hevitry diamondra27, hoe averina @ rail ny train raha sendra nibiloka kely.
Tsiky kely klou :D:D
66. hery
(
03/09/2006 08:40)
Izaho koa (enfin) tsy marisika amin'ny hamoronana fepetra vaovao isaky ny misy mibirioka eto amin'ny forum. Tokony tebahina (teny malagasy ofisialy milaza ny hoe ôgahina) imaso eo izay manova sujet dia avy eo sady mamerina ny sujet amin'ny laoniny. Efa misy hitako manao an'io.
Asa fanampiny indray raha manao zavatra hafa kanefa mety tsy hisy vokany mazava. Ohatra fotsiny io resaka point io dia tena mety tokoa raha:
- Hanome points tokoa ilay nametraka sujet (asa ho azy koa io satria tsy maintsy hijery izy hoe mivoaka lohahevitra ve sa tsia) Raha tsy manome isa izy dia miverina @ taloha.
- Hanome isa foana ve ilay nametraka sujet? Eritrereto hoe tsisy miraharaha izay isa apetrany fa mbola tohizan'ny olona ihany ny hors sujet... mahatratra 200. Dia ilay nametraka sujet izany voatery hanome isa 1 na 0 an'ireo valiny 200 ireo... ary hiandry sao mba misy azo omena isa 5 amin'ny farany?
Ka hoy aho hoe tsy misy vahaolana afatsy ny fahatsapan-tenan'ny tsirairay ihany.

67. LazaDaddy
(
03/09/2006 08:48)
amiko dia tena ilaina mihitsy ny mivaona @ lohahevitra indraindray rehefa hita soritra fa tsy hitondra voka-soa fa hanimba ny namana eto @ serasera.
Tsoriko fa izaho manokana dia mpanova dinika an-kolaka sy amim-pandinihina rehefa tsapako fa manimba ny maha-namana ny resaka ataontsika eto.
Tsoriko fa izaho manokana dia mpanova dinika an-kolaka sy amim-pandinihina rehefa tsapako fa manimba ny maha-namana ny resaka ataontsika eto.
68. tywa68
(
03/09/2006 08:57)
malalatinasoa > namaky h@ voalohany ve sa tonga dia ny valiny 3 na 4 ambony ihany no nojerenao ?
Hery > izay hitanareo ekipa fa mety atao fa aza miandry ny faneken'ny ts1-1.
Dia izay tsy afa-pò dia mamaky fotsiny ary tsy miverina raha tsy afaka ny fòny.:lol:
Hery > izay hitanareo ekipa fa mety atao fa aza miandry ny faneken'ny ts1-1.
Dia izay tsy afa-pò dia mamaky fotsiny ary tsy miverina raha tsy afaka ny fòny.:lol:
69. diamondra27
(
03/09/2006 13:30)
Mpandefa : malalatinasoa [ Valio ] 03-09-2006 09:50:06
Lohateny : Re : resa-porum!
Manohana ny hevitry diamondra27, hoe averina @ rail ny train raha sendra nibiloka kely.
Tsiky kely klou
malalatinasoa:m'ci :-*:-*, dia mazotoa:wink:
70. malalatinasoa
(
03/09/2006 13:33)
tywa68:
malalatinasoa > namaky h@ voalohany ve sa tonga dia ny valiny 3 na 4 ambony ihany no nojerenao ?
:-w Maninona no dia faly manao valimboraingina? Hevitra no ampiadina eto, entina hanatsarana zavatra, fa tsy ijerena hoe iza no diso na iza ny marina._
Dia aza dia :twisted: fa tounde omeko :-* eo an, :-P
Hery> mety amiko le hevitsa.
71. kitjo
(
03/09/2006 17:18)
tywa> enao zan oh manao valiteny boraingina foana e!
efa apetrako mazava io oe tsy koi mihitsy ny mifananihany, mampiasa smiley, mampiasa ze voambolana tinao, manala azy, rehefa mbola mahakasika ilay sujet ilay resaka
tsy ny fomba firesaka (mananihany) no ovaina atao serieux fa ny hevitra!
nisy foana ny hanihany @forum na taloha na izao ary mbola hisy! zay mitsy ary no mahafinaritra afaka mifampiresaka malalaka!
:):D:P:lol::-D

72. tywa68
(
04/09/2006 04:56)
Valiboraingina ahoana ary :lol: ilay foana aloha tsy marina ry kitjo sy malalatinasoa an :D
Efa io an'i Hery io zany no izy dia antenaina hahita an'io daholo e.
^:^^:^^:^
Efa io an'i Hery io zany no izy dia antenaina hahita an'io daholo e.
^:^^:^^:^
73. mimich
(
07/09/2006 06:48)
kitjo:
salama dol!
manahirana ihany ny milaza an\'ity kanefa mahasoa antsika mianakavy,
asa raha izaho irery no mahatsikaritra an\' ito fa somary sorena aho indraindray miditra forum ato @serasera.
Ny antony dia inddray ianao mametraka sujet important ary matotra,
valiny tsy mihoatra ny folo anefa ary tena mbol amandeha ny dinika dia misy manova foana ilay sujet ka lasa resaka mibolila tsy hay hoe inona fa lasa mifanala sy manao resaka anjorony fts sisa.
tsy hita intsony izay niafaran\' ilay resaka.
Ny tsikaritro dia misy groupen\' olona mpiresaka matetika ary izay resaka ampidirina ato dia ny resaky ry zareo any ambadika any no ampidiriny.
AOka mba tsy hisy hamaly an\'avona hoe \"aza mankato\", fa ataoko fa ilaina ny tsikera toy izao satria manimba ny imagen\' ity seraseraNTSIKA ty,
mahakivy ihany koa indraindray ary ny mpitazana koa mety ho gaga.
Ny mahakamo indrindra dia na rehefa mifanatri-tava aza ny samy Namana dia tena hita taratra koa ilay resa-porum io! Mhitatra foana ny resaka ary tsy seriuex.
Ny iafarany, a long terme, dia raha sendra mifanena @olona (toeram-piasana na fivoriana) ka raha fantany hoe Mpiserasera ato mety Sanatria izay no hitsaran\' ny olona antsika oe \"Olona tsy serieux\"
Ilaina ny manala azy fa raha alana dol tsisy intsony ny farany:!:
Miala tsiny ho an\' izay mety ho tafintohina!
Tena marina ilay voalazan\'ny i kitjo aloha ee, ary anisan\'ny nahatsikaritra an\'io hatrany amboalohany aho dia nijanonona ho mpamaky fotsiny tamin\'izay fotoana izay fa rehefa taty aoriana dia nieritreritra hoe izaho angamba no mety manana fomba fijery sy fitsara henjana loatra , izaho rahateo moa manana izay toetra somary henjana izay (ar matetika mampifanditra ahy am namana io ho an\'zay efa nihaona) , dia niezaka aho ny nandray anjara taty aoriana kelin\'io fotoana io ary matetika aza dia anisan\'ilay mpandray anjara amin\'ilay resaka efa miova rehefa any ambanimbany any, ny tenako moa tara train lalandava , tsy dia maharaka loatra ny fandehan\'ny dinika ka dia ny mamaky ny lohahevitra sy ny valiny 20 voalohany no matetika vitako , rehefa hitako fa voavaly efa nisy nanome hevitra mitovy amin\'ilay noeritreretiko tato , na efa voavaly ilay lohahevitra dia mandray ny any amin\'ny rambony aho sisa.
Hiezaka ee , zay angaha no azo lazaina.
De ilay resa-porum voalazan\'i kitjo: ny fahitako an\'iny ndray dia tsy de resa-porum fa resaka chat (fomba firesaka ao am chat)iny satria na izaho mpiditra sy mpandray anjara amin\'ny resaka mivadika ato forum aza tsy de maharaka ilay fomba firesaka loatra matetika.
Ilay fandraisana fepetra indray raha araka ny hevitro dia tsy dia tsara loatra. Ny olona manko arakaraka ny isian\'ny fitsipika mifehy no mampite-hihoa-pefy azy , ka de aleo ny tsirairay ny miezaka mifehy ny tenany.