Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika .
1. Fiffi
(
29/08/2006 10:50)
Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika mamorona zavatra .
-Ohatra hoe inona no zavatra azo na azo hatao @ ambona savony ?
-Inona no azontsika hatao @ ambona labozia ?
-Inona no azontsika hatao @ ireny zavatra efa somary lany tsy de azo hampiasaina intsony ao an-trano ireny ?
-Be dia be ny zavatra azontsika foronona ka zay mba manana na mahafantatra de mba zarazarao eh!
-Ohatra fotsiny zao ity hoe inona no azo hatao @ pate à sel ? http://paroledepate.canalblog.com/archives/lecons_en_images/index.html
répondu par ondinion le 12/10/2006 13:06
2. vale
(
29/08/2006 12:37)
:roll: tsy dia mahay mamorina loatra,:) fa ny ataoko izao dia manangona ny bouchon,ny tavoangy (plastika reny eh) dia ateriko any @ mairie rehefa feno ny sachet nanangonako azy, mba tsy ho verivery izany ireny fa mbola azo ampiasaina indray avy eo, mety hoe ahodina indray mandeha angamba? no mba manao oeuvre de bienfaisance koa eh!!
ny piles, bateria reny eh, tsy hariariako ny ahy fa efa misy boaty fanangonako azy dia ateriko any @ magasin,(miaro ny ttolo hiainana indray io hoe!):)
Mbola ho avy eo ihany raha mahita fa aleo aloha hieritreritra kely:)

3. simplex
(
29/08/2006 13:15)
Tsara kosa le izy an. Le blaogy koa :°):D:D
Fa izao ity misy torohevitra omena ny vehivavy rehetra eto ambonin'ny tany:
Rehefa misy ambin-javatra na fonon-javatra na ... ireny izay eritreretinareo hoe mety hisy ilana azy, de tonga de ario fa mameno trano fotsiny :oops::oops::oops:
Misaotra. :°):D:D
:-*:-*
5. Fiffi
(
29/08/2006 13:46)
simplex:zany ve ? raha hoe ny tttasy angamba mba hoe hariana fa tsy ny rehetra kosa eh! bdb ange ny zavatra azo foronina @ ireny eh!
Tsara kosa le izy an. Le blaogy koa :°):D:D
Fa izao ity misy torohevitra omena ny vehivavy rehetra eto ambonin'ny tany:
Rehefa misy ambin-javatra na fonon-javatra na ... ireny izay eritreretinareo hoe mety hisy ilana azy, de tonga de ario fa mameno trano fotsiny :oops::oops::oops:Misaotra. :°):D:D
:-*:-*
6. simplex
(
29/08/2006 14:00)
:D:D:D
azon'i Fiffi, matetika ny olona ra vao manao an'le hoe "tokony", de betsaka ny chance tsy anaovany an'iny :-D:-D:-D Ka ra vao hoe tsy ataonao zao le izy de probable kokoa ny hoe tsy hataonao io zavatra io. Enfin, ra vao ahemotra foana ny zavatra izay atao hoe "tsy voatery hatao" de lasa tsy atao mintsy. Kanefa enao manangona manangona ihany isan'andro hoe sao de mety misy ilana azy ary ity...
Fa za tsy miteny hoe ario doly a, refa ozy enao hoe anamboatra perle za zao de tonga de ataovy :-*:-* fa aza atao hoe tahiriziko ity fa mety hanaovana perle. :°)
somary aoro size iny fa tohizo le fampizarana an'ilay fahaizantsika ;-):°):D

7. pissoa
(
29/08/2006 14:15)
Mba mamela ny vola sy ny tsy vola hihodina koa e.
Rehefa hoe misy mpanamboatra kiraro - dia atero any ny kiraro tiana amboarina mba hihodina ny vola eo amin'ny tanana (sy ny firenenana) e. Rehefa misy ozinina mpanodina fako ireny - dia aleo ataony dia misy mividy indray ny vokatra avy eo. Raha samy hiazona ny volany sy handany andro hitahiry izay tsy ilainy eo anie ka tsy hisy handroso eo e.
Ny mahavoa mantsy - araka io lazain'i simp io - dia ny manao hoe ataoko io, ataoko ... kanefa avy eo na tsy vita akory, na vita ratsy ... dia manao toy ny hoe aleo very toy izay an-kavana.
Izany hoe io no hevitro amin'ny tokony atao amin'ireny zavatra mety ho ilaina ireny: atero any amin'ny mpahay azy :wink::-D:-D:-D

8. Fiffi
(
29/08/2006 14:46)
pissoa: marina akia ireo voalazandry ireo an! tena misy tokoa aloha ny hoe ity aleo tehirizina fa hanaovako zavatra hafa de mitombo hatrany de feno ny debaras de avy eo manao tri de hoe fa inona daholo ireto ? :-D:-D
9. Rafotsy
(
29/08/2006 15:31)
Zah ry reto dia tena terre à terre hoy ny vaza :ny ahy ny mofo maina dia hovaiko pain perdu !!:-D:-D
Na koa mixer ko miara @ sira , poavre ,thym dia ampirimoko anaty bocal atao chapelure !
Efa nanangona ambona savony be de be aho fa narina fotsiny fa tsy nahavitana n'inoninona ! Tahaka izany koa ny bouts de bougies !:-D:-D:-D

10. Fiffi
(
29/08/2006 16:41)
Rafotsy: ka zay ny olana fa rehefa mba hoe aleo ity tsy hariana de eo noho eo de tanterahana ny zavatra tiana hanaovana azy fa raha vao miandry fotoana de hadino ao , de hariana sisa ! :-D:-D:-*
13. Rafotsy
(
29/08/2006 18:36)
Fiffi,Soanja : zah aky tsy mahay fa vonona ny hianatra raha misy mazoto mizara an!:):):)
14. ferrari
(
29/08/2006 18:59)
alohako n'i harina entana dia mbola manao tri. zany efa zavatra tsara : participation a la lutte contre la pollution.
bDB ny zavatra mahazo atao isika. Pex.misy reste de vin dia ampirimiko tsara a l'abri du soleil dia lasa vinaigre atao rehefa manao vinaigrette.
Rehefa manao repassage dia anatiny lay fera asiko eau de cologne kely miarakaminy rano dia lasa manitra ny akanjo. Ny reste de repas mety atao gratin au four hasina atody, sira et poivre dia vita.
Iza tia manao recyclage na rehefa mirecuperer meuble dia amboriko zavatra afa.

15. vale
(
29/08/2006 19:23)
simplex:Simplex in ny idiran,ty resaka ity @ blaogy kay???8O tena tsy azoko,mmmmhhhhh! fa saotra aloha t@ compliment eh, ie tena tsara raha ny blaogiko ny tianao tenenina kah,betsaka ny miteny an,zany,,, ary ianao ngaha tsy mba hanamboatra?:-w oooops, aokan,zay fa za ndray no manitatra ilay resaka efa hors sujet eto!mmmhhh!!
Tsara kosa le izy an. Le blaogy koa :°):D:D
Fa izao ity misy torohevitra omena ny vehivavy rehetra eto ambonin'ny tany:
Rehefa misy ambin-javatra na fonon-javatra na ... ireny izay eritreretinareo hoe mety hisy ilana azy, de tonga de ario fa mameno trano fotsiny :oops::oops::oops:
Misaotra. :°):D:D
:-*:-*
za kosa aloha Ra Simplex dia tsy manaraka io toro,hevitrao io eh, satry aty france dia saika ny olona rehetra manao an,io zavatra ataoko io an, fa tsy zaho irery ohatra, ka nahoana no hariana? nefa ahavitan-javatra? simplex aloha vhv sa lhl?:idea::idea:, in zao ny anao ny mba zavatra ataonao koa mba tsy ho verivery foana ny raha ao antrano ao? sa ariana ??? mmmmhhhhhh!!
18. vale
(
29/08/2006 19:37)
Fiffi:Fiffi: indry angaha tsy mba manangona bouchon sy piles ireny? lay aterina any @ mairie eh? sa ny any @ misy anareo ngamba mety tsy manao an,zany ny olona,!?:roll:
pissoa: marina akia ireo voalazandry ireo an! tena misy tokoa aloha ny hoe ity aleo tehirizina fa hanaovako zavatra hafa de mitombo hatrany de feno ny debaras de avy eo manao tri de hoe fa inona daholo ireto ? :-D:-D
19. vale
(
29/08/2006 19:41)
pissoa:an? tsy marary maso fa gaga be zah koh!!! koa hoe miombon,kevitra @ simplex @ hoe ariana daholo ny zavatra?:roll:
20. pissoa
(
29/08/2006 19:51)
Fa maninona no gaga indray ary e! :-D:-D:-D
Vakio indray ny hevitro iray io dia tsy gaga intsony
Vakio indray ny hevitro iray io dia tsy gaga intsony
Mba mamela ny vola sy ny tsy vola hihodina koa e.
Rehefa hoe misy mpanamboatra kiraro - dia atero any ny kiraro tiana amboarina mba hihodina ny vola eo amin'ny tanana (sy ny firenenana) e. Rehefa misy ozinina mpanodina fako ireny - dia aleo ataony dia misy mividy indray ny vokatra avy eo. Raha samy hiazona ny volany sy handany andro hitahiry izay tsy ilainy eo anie ka tsy hisy handroso eo e.
Ny mahavoa mantsy - araka io lazain'i simp io - dia ny manao hoe ataoko io, ataoko ... kanefa avy eo na tsy vita akory, na vita ratsy ... dia manao toy ny hoe aleo very toy izay an-kavana.
Izany hoe io no hevitro amin'ny tokony atao amin'ireny zavatra mety ho ilaina ireny: atero any amin'ny mpahay azy