Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika .
61. cutie
(
31/08/2006 19:04)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 31-08-2006 20:21:15
Lohateny : Re : Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika .
ity indray ary an! ny "coquille d'oeuf" tsy hariana fa potehina de hatao ao @ zaridaina ! tena engrais tsara be mihintsy !
efa henoko io :P
63. cutie
(
31/08/2006 20:12)
le hodina mananasy ihany akia no haiko a :lol:
refa mahita za de lazaiko eto :lol:
refa mahita za de lazaiko eto :lol:
64. cutie
(
31/08/2006 23:25)
fiffi mahita kay za
ze hodina voankazo retraretra na legumes koa, tsy ariana fa azo atao zezika @ zaridaina koa.
Ze ambina sakafo rehetra tsy lany omena ny kisoa ze mpiompy kisoa fa tsy ariana koa:lol:
ze hodina voankazo retraretra na legumes koa, tsy ariana fa azo atao zezika @ zaridaina koa.
Ze ambina sakafo rehetra tsy lany omena ny kisoa ze mpiompy kisoa fa tsy ariana koa:lol:
67. soanja
(
01/09/2006 02:11)
Fiffi a> rehefa nandinika aho dia efa voalaza teto daholo ny ankamaroan'ny mba haiko kely. Aleo rehefa mahita hevitra vaovao aho vao mizara.
68. Fiffi
(
01/09/2006 06:41)
soanja: ok akia an! :):-*:-*
cutie: tena marina io an! lasa compost le izy de afaka tsy mampiasa an'ireny produit ratsy be ireny ho an'ny zaridaina fa lasa BIO @ zay!
cutie: tena marina io an! lasa compost le izy de afaka tsy mampiasa an'ireny produit ratsy be ireny ho an'ny zaridaina fa lasa BIO @ zay!
70. vale
(
01/09/2006 20:21)
cutie::-D:-D:-D:-D:-D:°)
fiffi mahita kay za
ze hodina voankazo retraretra na legumes koa, tsy ariana fa azo atao zezika @ zaridaina koa.
Ze ambina sakafo rehetra tsy lany omena ny kisoa ze mpiompy kisoa fa tsy ariana koa:lol:
71. vale
(
01/09/2006 20:23)
nahita koa za ty: ny tain-kafe tsy hariana koa fa atao @ voninkazo, indd le voninkazo maniry ao an-trano tena tia an,io:D
72. cutie
(
01/09/2006 21:32)
Mpandefa : vale [ Valio ] 01-09-2006 22:18:54
Lohateny : Re : Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika .
Hoy i cutie:
ampangotrahina akia a
njy koa
hay ve eh
ka andraman-jy ve e:-D
75. Herimiafina
(
03/09/2006 05:30)
Zah ry ireto donjona be fa voafitaka foana dia tsy hitako izay fahaizana mba zaraina klé. :^):wink::-w
78. Fiffi
(
04/09/2006 09:45)
ny pot an'ny yaourt en vera ireny zao azo hanaovana zavatra bdb fa iza no mahay ?