Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika .
41. LazaDaddy
(
30/08/2006 13:44)
pissoa:enga anie iny ka ahita piano rehefa niantsena @ manaraka...hahaha
satria ny vehivavy (amin'ny ankapobeny) na eny an-tsena azany izy mahita zavatra tsy dia ilainy akory dia vidiany ihany :-w:-D:-D:-D
42. simplex
(
30/08/2006 14:08)
Laza: asaivo mianatra teny gasy izy fa tssssssss ;-):D. Ny andry zalah teny ratsy no ampenariny voalohany. :-D:-D:-D
Aoro size doly tsika fa aok'izay. Miandry an'i cutie @ le fika hafa ;-):°):D:D
43. Fiffi
(
30/08/2006 14:12)
LazaDaddy::-D:-D:-D ka mba misy zavatra azo hanaovana zavatra hafa kosa ange fa tsy hoe hariana daholo zay ao eh !
mbola mi-insiste be i Fiffi nefa efa atoro hevitra hoe tonga dia ario fa mameno trano. hahaha!
Hitanao zao io ambim-damba io ? azo hanaovana tsara patchwork !
Ohatra indray zao hoe ny ambina labozy ! raha misy maromaro an! de hafanaina anaty vilany kely de hatao anaty vera indray hasiana menaka kely aloha mba tsy hiraikitra rehefa maina , hasiana tady kely de mahazo labozia en forme an'le vera enao na zavatra hafa eh!
44. cutie
(
30/08/2006 14:16)
Aoro size doly tsika fa aok'izay. Miandry an'i cutie @ le fika hafa
za mianjy an'i fiffi koa
za tsinona tsy mahita fika hafa :-D:-D:-D:-D
45. simplex
(
30/08/2006 14:22)
cutie,
ity ary misy fika hafa e :D:
ny ambin-damba an, azo anaovana patchwork :°):D:D
de ra mbola misy ambiny de anaovana tady kely de avy eo ampiarahana @ ambina labozia, azo anaovana labozia :°):-D:-D
:-*:-*
47. cutie
(
30/08/2006 14:27)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 30-08-2006 16:22:13
Lohateny : Re : Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika .
cutie,
ity ary misy fika hafa e :
ny ambin-damba an, azo anaovana patchwork
de ra mbola misy ambiny de anaovana tady kely de avy eo ampiarahana @ ambina labozia, azo anaovana labozia
:-D:-D:-D:-D
misaotra nizara e
48. simplex
(
30/08/2006 14:31)
cutie:
:-D:-D:-D:-D
misaotra nizara e
=))=))=))
Tsisy fisaorana e :D
ary hono hoah, inona no azo atao ra mba misy ambina Razia :?: :°);-):D
:-*:-*
49. cutie
(
30/08/2006 14:40)
ary hono hoah, inona no azo atao ra mba misy ambina Razia:-D:-D:-D:-D:-D
de tohizana @tosy e :-D:-D:-D:-D
50. Fiffi
(
30/08/2006 19:52)
:-D:-D:-D
jereo ange ity site ity eh ! ireo zavatra rehetra azo hatao avy @ taratasy , eo ambany io misy hoe "publicité -travaux artisiques http://www.origami-creation.com/creations.php3
jereo ange ity site ity eh ! ireo zavatra rehetra azo hatao avy @ taratasy , eo ambany io misy hoe "publicité -travaux artisiques http://www.origami-creation.com/creations.php3
51. vale
(
30/08/2006 21:37)
ninonati:ninonati< ka ny mba tsy hahaverivery mihintsy anie natao fanaovana ekonomia eh, oh ny hoditra mananasy tsy hariana fa omena ny trondro, ohatra!! ary ny ravi-karaoty koa tsy hariana, afaka homena ny bitro!!:-/
Ka ny eto amin'tanana aza nge tsy dia misy saosy hividianana ka inona no ambiny eo e sa le entin;ny rivotr'eny alatrano kony ireny efa misy kil ko mbay ery:-D:-D:-D:-D:lol::lol::lol:
53. Fiffi
(
31/08/2006 06:34)
LazaDaddy:LazaDaddy: zao indray ary: Hitanao ireny ambina mofo ireny ? rehefa lasa mafy be tsy azo ho hanina ireny an! pain perdu na pain rassis io ! Azo hatao tsara ny famadihana azy ho gateau fa tsy hariana izy ireny.
mbola mi-insiste be i Fiffi nefa efa atoro hevitra hoe tonga dia ario fa mameno trano. hahaha!
PUDDING
-Mofo maina (mofo rassis)
-Ronono
-Siramamy
-Crême frâiche
-Atody
Kapohina ny atody , hafangaro @ siramamy sy ny ronono, sy ny krema
Lemana @ io ny mofo , hatao anaty plat , azo hampiana voakanzo fa maina izay tianao !
Hasiana dobera ny plat de harotsaka ao ny mofo de hatao anaty four 20mn de lasa PUDDING.
Pain perdu
-Mofo rassis tapahina (en lamelle) fa somary hatao matevina
-ronono sy atody voakapoka , siramamy
-Rehefa voatetika ny mofo maina de hasosa anaty ronono , atody siramamy efa mifangaro de hendasina anaty lapoaly 1mn de avadika.
De ho hariana zany ve ireo ambina mofo nefa ahazahoana manao gouter tsara ery :miam::miam::miam:
54. booboo
(
31/08/2006 10:30)
Ny ambin-tsakafo koa raha afaka congeler-na dia congeler-na na anaovana gratin. Tsy andrasana efa pourri de chez pourri akory a ! hihihihihi
57. cutie
(
31/08/2006 16:45)
Mpandefa : vale [ Valio ] 31-08-2006 12:37:27
Lohateny : Re : Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika .
Hoy i cutie:
vale
hoditra mananasy atao jus
ataovy :-D:-D:-D:-D
60. Fiffi
(
31/08/2006 18:21)
ity indray ary an! ny "coquille d'oeuf" tsy hariana fa potehina de hatao ao @ zaridaina ! tena engrais tsara be mihintsy !
Ny coquille d'huitre raha ohatra ka manana akoho de totohina de omena azy mba ahamafy ny tranon'ny atodiny .
Ny coquille d'huitre raha ohatra ka manana akoho de totohina de omena azy mba ahamafy ny tranon'ny atodiny .