Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika .
21. vale
(
29/08/2006 19:53)
Fiffi: ty koa iray ky ah, ny hodimboasary ny ahy rehefa mamaofy azy dia ataoko lavalava faran,zay mety,:lol:, dia ahantoko ao an-dakozia, na alaiko iny hataoko dité, mmmmmm, manitra be an!!:D
24. vale
(
29/08/2006 19:59)
pissoa ah: fa tsy gagabe ve ny dikan,reo8O8O8O ireo?:roll:, sa inona?!:)
25. simplex
(
29/08/2006 20:45)
vale,
ary ndry masiaka be an :cry::cry:
hoahy manokana an, zavatra lehibe manan-danja no anaovako prevision. Fa ny zavatra somary kelikely mihoatra @ hafa de tsy manina na efa tonga ary ny fotoana ilana azy vao tadiavina ilay izy. Izay no mahatonga ilay hoe aleo ariana ilay zavatra madinidinika ambin-javatra refa tsy ampiasaina izao de izao (immediat) , fa mbola atao hoe sao de mety mbola ilaina io nefa tsy zavatra hoe ngoza be.
Ohatra hoe le odim-boasary teo zao, tonga de atao le dite de zay fa tsy hoe tahirizina klou le izy fa mety hatao dite indray andro any...
Tsy taritina lava be satria aoro size. Manjary tapaka le lesona, fikafika madinidinika azo ampiasaina ao an-trano.
:-*:-*

26. vale
(
29/08/2006 21:34)
simplex : ka manjary manao resaka hors sujet nge eh!dia tsy ho lasa hafa ve ny heritreritro? zà masika be ronono, ary masika rehefa kitikitihana ihany, (ny saka matory:-D),ihihihihihi:-D:°):°) fa avelao any ary fa lasa nampitomany anao za eh, zah koa aza tena nalahelo be, tam,lay resaka koh!!!!
ity koa ny ahy fa tany mcar, ny hoditra mananasy, tsy hariana fa tian,ny trondro be, ho an,zay miompy trondro ndray io!:)
ity koa ny ahy fa tany mcar, ny hoditra mananasy, tsy hariana fa tian,ny trondro be, ho an,zay miompy trondro ndray io!:)
27. ninonati
(
29/08/2006 23:21)
Ka ny eto amin'tanana aza nge tsy dia misy saosy hividianana ka inona no ambiny eo e sa le entin;ny rivotr'eny alatrano kony ireny efa misy kil ko mbay ery:-D:-D:-D:-D:lol::lol::lol:
28. booboo
(
30/08/2006 06:32)
Tsy fantatro ity na HS na tsia.
-Raha sendra misy ambina voasary makirana efa nampiasaina ireny dia atao anaty frigo fa iny manala ilay fofona bizarroïde anaty frigo reny. Na bolonga-tsarbô koa mety.
-Ny oignon, raha sendra misy very eo am-pamoasana azy iny, dia azo ampiasana ...alohan'ny hanariana azy :lol:.Kosehina @ iny zay raha rouillé dia afaka.

29. booboo
(
30/08/2006 06:36)
ouh, hadinoko, reny fatina tady reny koa afaka hanaovana macramé dia anantonana voninkazo na atao haingo-trano tsoatra fotsiny avy teo. fa tsy haiko manazava fanaovana macramé fa haiko fotsiny manao azy :-D:-D:-D
30. pissoa
(
30/08/2006 07:30)
vale:Shocked no fahalalako an'io satria izany no title eo amin'le sary kely :roll::-D:-D:-D
pissoa ah: fa tsy gagabe ve ny dikan,reo8O8O8O ireo?:roll:, sa inona?!:)
32. pissoa
(
30/08/2006 08:21)
Tsy haiko fa mba atoroy :oops::oops::oops::-D
Haiko fotsiny hoe tsy gaga be no dikan'ny amin'ny teny gasy :-D:-D:-D
Haiko fotsiny hoe tsy gaga be no dikan'ny amin'ny teny gasy :-D:-D:-D
34. Fiffi
(
30/08/2006 11:12)
simplex:tehirizina sy hamainina aloha io ry simplex vao hanaovana an'le dité kosa fa tsy tonga de eo no ho eo an! Ahantona aloha de rehefa maina iny izy zay vao hampesaina .
Ohatra hoe le odim-boasary teo zao, tonga de atao le dite de zay fa tsy hoe tahirizina klou le izy fa mety hatao dite indray andro any...
36. LazaDaddy
(
30/08/2006 12:57)
simplex:raha mba adikan'i toi @ teny anglisy io izao tena piesy miady amiko :-D
Fa izao ity misy torohevitra omena ny vehivavy rehetra eto ambonin'ny tany:
Rehefa misy ambin-javatra na fonon-javatra na ... ireny izay eritreretinareo hoe mety hisy ilana azy, de tonga de ario fa mameno trano fotsiny :oops::oops::oops: Misaotra. :°):D:D:-*:-*
37. Fiffi
(
30/08/2006 13:03)
Ohatra zao hoe misy ambina lamba ireny , tsy hariana fa azo hanaovana patchwork ! hummm ! de hanaovana coussin ireny na couverture mihintsy aza raha mismisy ny ambina lamba an! :)
38. LazaDaddy
(
30/08/2006 13:06)
mbola mi-insiste be i Fiffi nefa efa atoro hevitra hoe tonga dia ario fa mameno trano. hahaha!
39. cutie
(
30/08/2006 13:12)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 30-08-2006 15:03:06
Lohateny : Re : Andao isika mba hifampizara ny fahaizan-tsika .
Ohatra zao hoe misy ambina lamba ireny , tsy hariana fa azo hanaovana patchwork ! hummm ! de hanaovana coussin ireny na couverture mihintsy aza raha mismisy ny ambina lamba an!
mety mitsy zany
mba atoroy fika hafa any e :lol:
40. pissoa
(
30/08/2006 13:21)
mbola mi-insiste be i Fiffi nefa efa atoro hevitra hoe tonga dia ario fa mameno trano. hahaha!
Ka tsy mety mitovy ny hevitra amin'le hoe ario ... satria ny vehivavy (amin'ny ankapobeny) na eny an-tsena azany izy mahita zavatra tsy dia ilainy akory dia vidiany ihany :-w:-D:-D:-D