de ahoana ihany e!

1. diamondra27 ( 21/08/2006 12:06)
tsy ho hay intsony izany ny antony atao devant ordinateur fa manjary lazain'ny sasany hoe: tsy manankatao raha vao ela be eto?

inona no tokony hatao : asiana pointage angamba

rehefa tsy hita le olona anefa de oe: aiza ranona e!
rehefa eto foana de oe: tsy manakatao e!
rehefa mba mifandray ny tadi-donkanga de misy misaboty e! etc...

ny sasany tsy mahazo bizoroka fa mahazo bizoroka e
(maninona raha asiana concours bizoroka de ze couple be bizroka no atao mariazy serasera e!=))=))=))
ny sasany tsy mahazo hafatra e!


nya sasany ts mamaly hafatra e!
etc......
répondu par diamondra27 le 05/09/2006 08:11
2. Fiffi ( 21/08/2006 12:14)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
3. diamondra27 ( 21/08/2006 12:30)
maninon akia
4. mamzelkely ( 21/08/2006 12:46)
mistery zany anaka :-D:-D
5. nolalaina ( 21/08/2006 12:49)
diamondra27:

tsy ho hay intsony izany ny antony atao devant ordinateur fa manjary lazain'ny sasany hoe: tsy manankatao raha vao ela be eto?

ny sasany tsy mahazo bizoroka
ny sasany tsy mahazo hafatra e!



:-D :-D :-D :-D za klou de eto fona na iza an'inn na iza an'inn é!! :x aleo za hitan'ny sasany oé tsy manankatao eto fa tsy man'inn!! :wink:
De tsy ahazo hafatra sy bizoroka kous ve za ny farany?? hihihihihi



6. hery ( 21/08/2006 13:15)
Fa angaha tsy katao ny eto? :-p

Zah eto ny katao-ko dia manan-katao aho zany :-)

(katao = afera lol)
7. Fiffi ( 21/08/2006 13:25)
diamondra27:
tsy ho hay intsony izany ny antony atao devant ordinateur fa manjary lazain'ny sasany hoe: tsy manankatao raha vao ela be eto?

inona no tokony hatao : asiana pointage angamba

rehefa tsy hita le olona anefa de oe: aiza ranona e!
rehefa eto foana de oe: tsy manakatao e!
rehefa mba mifandray ny tadi-donkanga de misy misaboty e! etc...
zah kosa aloha de tena anisan'le tsy manankatao nefa hatao hiany le fahatongavana eto an! :wink: satria tsy azoko loatra ny dikan'le hoe "manankatao nefa de miditra eto hiany midika zany fa misy hatao !:-D:-D:-D:-D hehehehe mba vazi2 ny ahy fa tena marina kosa aloha io eh! (vazi2 tena marina) :-D:-D:-D


8. diamondra27 ( 21/08/2006 14:45)
fiffi: za mana-katao ka: mi-informer olona eto ohatra

sa tsy manankatao izany,
de indraindray mba manao hatsikana kely
(efa ela be)

aleo mba mitady zava-mahasoa eto @ internet e!
ny tsy manana any dago aza efa tsy hita sy tsy fidiny ze atao koa , raha za manana illimité njay ve no tsy hikaroka fahalalana eto?

be de be ny azo atao devant ny internet fa miakina @ fampiasanao azy ihany io e!
Omena antsy ianao izao, de tu coupes la viande avec, na hamoasana na hitetehana legumes sy fruits iny; raha ampiasainao hamonoana olona iny de zava-doza izay. DONC ampiasao @ tokoky ho izy ny internet-nao fa aza laniana @ tsy antony, bref matoa manao zavatra izay de misy antony daholo kay
moa:oops::oops:

de raha tsy miresaka koa tsy hahafantaranao ilay olona fa aza mitsara olona ivelany fotsiny .

voilà

nenà mbola mitohy foana araka ze azoko atao fa zay no maha diamondra ahy, mamiratra azo tarafina :-D:-D:-D:oops::oops::oops:
9. mandrindra ( 21/08/2006 15:32)
za dia mandeha eto matetika, ka raha tsy manankatao aho dia probelman'iza nefa?
10. nolalaina ( 21/08/2006 15:56)
probléman'ny manakatao kou!! hihihihi
11. Fiffi ( 21/08/2006 16:16)
mandrindra , nolalaina: zah aza mba gaga koh ! hoe problème ho an'iza aloha raha tsy manankatao zah fa laniko eto ny androko ? ahy hieny ry zareo aahh !!:-D
12. Fanja1 ( 21/08/2006 17:38)
za kousa nandoha illimité ve de tsy ho ampiasaiko? vola very raha idina fotsiny ty marina e!:) na hi se connecté eto 24/24h aza za dia maninona anefa.. zay nandoavana azy kou:P
13. booboo ( 21/08/2006 17:44)
Samia manao zay mahafalifaly ny fo fotsiny dia zay.
refa manao tsidi-pahitra no mampety ny fiainana dia ataovy e, refa tsy mety mitsy fa tsy maintsy mandalo kely ato isaka zay mihetsika dia ataovy kounkou e, zay bla bla tsy mahafaly dia tampeno ny maso sy ny sofina fotsiny dia miova sujet ndray hihihihihihi
14. Fiffi ( 21/08/2006 17:59)
de zay fotsiny eh! samia manao izay hahafaly ! de samia maka ny mahasoa azy sy fafinaretena fotsiny! tena marina akia zany ry booboo an! io lazaindry ireo an! =D=D=D
15. nolalaina ( 21/08/2006 18:06)
Io za zao fa niverina kely ndray !! :wink:
16. mandrindra ( 21/08/2006 18:15)
atsangano ny tanan'izay milaza hoe tsy manankatao ny mpiresaka ato
17. pissoa ( 21/08/2006 18:23)
Maninona ary ny tanako ato o :?::-D:-D:-D
18. mandrindra ( 21/08/2006 18:26)
pissoa-ko a, mieritreritra mafy aho fa tsy haiko izay ataony ô:°)
19. pissoa ( 21/08/2006 18:31)
mandrindra-ko, tsy nieritreritra akory :cry:
Kanefa nitendry keyboard fa tsy nitsangana :-D:-D:-D
20. mandrindra ( 21/08/2006 18:33)
tena tsy nampoiziko mihitsy hoe izay no natony :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2713