de ahoana ihany e!
41. andry08
(
23/08/2006 11:24)
Fa angaha ny hatao dia ho voafetran-drizareo?
Samy manana ny safidiny fa tsy voatery hoe tsy misy hatao ny olona, ny hatao aza tsy araka indraindray!:)

43. Fiffi
(
23/08/2006 15:55)
mandrindra:tsylainga ny diso kah! ny lainga mamorona fa ny diso tsy fanahinihana!
dia izay tsy diso ve izany tsy lainga?
47. diamondra27
(
24/08/2006 06:23)
fanja1: avereno ny volanay eeeeeeeeeeeeeeeee! tsy afaka mi-connecté tsony zahay eeeeeeeeee!=))=))
48. mandrindra
(
24/08/2006 08:19)
fiffi, ny tsy lainga izany mety ho diso, nefa mety ho marina koa:-w:-w
55. mandrindra
(
24/08/2006 13:43)
pissoa, ianao tsy miteny fa mivanitika fotsiny, noho izany tsisy marina izany
fiffi, ny lainga diso ve mba mety ho marina? :-D:-D:-D

57. fijo
(
24/08/2006 21:29)
possible io ka.oh:
raha mitantara zavatra iray amin'i mandrindra aho,dia lainga(mitantara lainga aho izany) no ataoko.dia iny lainga iny notantarain'i mandrindra tany amin'i fiffi.
avy eo aho anefa milaza amin'i pissoa fa lainga izany lazain'i fiffi izany.
dia mivadika.izany hoe iny lainga notantaraiko niampita iny ,rehefa hamariniko fa lainga,dia mivadika zavatra marina.