de ahoana ihany e!
29. vale
(
22/08/2006 01:09)
:lol::-D:-D
zay tsy manankatao afatsy ny mitsikera ny hafa no tena tsy manankatao, euuu, mandany fotoana @ tsisy dikany, efa be loatra ngamba ny azy ny fotoana ka ampiasaina @ zvt mandany roan-doha , ah,làlà!:lol::-D:-D:-D:wink:

30. diamondra27
(
22/08/2006 03:44)
:-D:-D:-D:-D
indraindray ny tsikera ange mi-avancer e!, constructif
misaotra anareo rehetra namaly :-*:-*:-*:-*

33. Bakobako2
(
22/08/2006 08:44)
Nanangatanana a de tsisy nahita ay iiiiii !
DE nefa a misy ataobedabe fa nahita sombiny nandeanana teto iany.
Ka ra misy atao ary ve zany de avela rery eto sera2.org e!
za lou zao vô (l) an le site.

35. kiali
(
22/08/2006 17:48)
aiza ny bizinoroka-ko ohhh! de zah ko ty ba mahazo hafatra mintsy! snif!
:wink:
:wink:
37. Bakobako2
(
22/08/2006 19:53)
hafatra ho an Kiali , de aza mi snif fa lasa be lelo.
faly kely am zay fa nahazo hafatra:D
faly kely am zay fa nahazo hafatra:D
38. vale
(
23/08/2006 00:30)
kiali::-D:-D:-D:wink: aiza kou ny hisy lhl mianjy tolorana zany:-D?:roll::roll::wink: