Restaurant
1. Bakobako2
(
20/08/2006 21:41)
Asa oa ry reto nareo ra nandinika , refa any am restaurant reny de mamonjy sisiny daôly le ol mipetraka mihinana, tsy zany mantsy fa tam sabotsy a zany le nanao pause tam 10 iny , de nôna ny fotoana nefa kely , selfservice zany de samy mitondra an zay oanininy, de io ary a de sady toranmé iany a zany fa efa tsikaritro matetika io fitrangan javatr'io, feno ol daôly ny sisiny nefa lay restaurant malalaka an. restaurant grande surface ,de za rery zany ny teo ampovoany teo.
Fa le tena mampanotany tena a de le oe mamenatra ve le mihinana? de tsy maintsy maka coin.
Fa le tena mampanotany tena a de le oe mamenatra ve le mihinana? de tsy maintsy maka coin.
répondu par Bakobako2 le 27/08/2006 05:01
2. Herimiafina
(
20/08/2006 21:46)
Ka eny amin'ny sisiny retsy no misy intimité kokoa an! Aleo maka sisiny ihany e! Sady mahita ny any ivelany no tsy voahelingelina raha eny ampovoany! :^)
3. boubounezy
(
20/08/2006 22:09)
ny anah alou dé tiko ny maka coin arakiny teniny HM wé maita ny any ivelany no tsy voelingelina fa ny anah lé maita ny miditra sy ny mivoka ary ny mpandalo eny ivelany zany ny tena tiko. lé mémbou anizay alou tsy any @ko mintsy e!:P8)
4. vale
(
20/08/2006 22:40)
:lol:hatraty io, coin ihany ny ady eo fa iza koa no hojerijerena mihinan-kana eo:oops::lol::-D:-D, tsy mahazo feeling tsara kory kanouuuu:lol::-D:-D, hikaly ny haleako any fa tsy hodinidinihana:-D:-D, zah klou tena tsy matelina firy raha dinidinihana zany misakafo e,:?:°)
6. LazaDaddy
(
21/08/2006 02:23)
Bakobako2:Tena tsy azoko mihitsy izany restaurant nefa self-service izany, sady amin'izay koa toa BYO (samy mitondra ny sakafony). Sa kosa sakafo maraina any @ hotely e? Sao dia mba tsy restaurant fa buffet na...cafetaria? Nefa na any aza toa tsy misy BYO (afa-tsy zava-pisotro indraindray).
...refa any am restaurant ...selfservice ...samy mitondra an zay oanininy
7. fasaly
(
21/08/2006 05:12)
ié! zà kou momban'ny lazain'i herimiafina io! eny afaka mi hummmmm be! miresaka mangingina mifampijery mpfampitsika na miady sns...:roll::-D
8. booboo
(
21/08/2006 07:16)
sady lé eo am-povoany, mandalo eo aby zao tontolo zao dia tsisy intimité marina
13. booboo
(
21/08/2006 14:00)
dia mihinana mitsangana re hihihihihi...ka efa tsisy toerana intsony aza kouh sa hipetraka @ tany ? hihihihihihi
14. mandrindra
(
21/08/2006 15:35)
ho ahy aloha dia tsy hitako izay olana, any amin'ireny any kaly rapida e. samy nandoha ny kaliny koa inn no ahamenatra ahy na eo ampovoany aza. kaly io, dia haniko ny ahy na hivandraka anah aza izao tontolo izao
15. fasaly
(
21/08/2006 16:20)
lay mipetraka eo ampovoantrano otran'ny mangitsy be zany kosa e! sady hivezivezen'ny oul rehetsa rehefa mande toilette:°)
19. fasaly
(
21/08/2006 21:19)
:-D:-D:-D:-Dmanarapofona ny fofona bizaroide kanou! tsy latsaka ny hanina:wink:
20. vale
(
21/08/2006 23:22)
mandrindra:mandrindra: ka revy samy hafa nge lay any @ rapidos sy lay resto tsy rapida zany eh,( sa tsy zay loha ny resahana eto? sao dia le rapida:?::D) fa hitan,toi any @ le rapida samy maika de rehefa samy voky de lasa koh, maika koh,;-), fa lay hoe enao rary no itokana table dia mbola eo afovoany:-D:-D:-D:-D:lol::lol::wink:
ho ahy aloha dia tsy hitako izay olana, any amin'ireny any kaly rapida e. samy nandoha ny kaliny koa inn no ahamenatra ahy na eo ampovoany aza. kaly io, dia haniko ny ahy na hivandraka anah aza izao tontolo izao