Restaurant
41. Bakobako2
(
23/08/2006 17:20)
mi roucoul fotsiny v ry andry , mangatsika fotsiny njay le kaly, njinja le krevaka:-w
44. LazaDaddy
(
24/08/2006 00:38)
vale> nividy krevety sy nihinana kou zany toi? Avia aty amzay ary otroriko raha mampangidihidy ilay izy. hahaha! Tsy otroriko tanana fa @ ireo baguettes ireo ihany an! hahaha =))
46. mandrindra
(
24/08/2006 08:22)
bakobako2, ka hikaly no aleha ho any amin'ny restau dia tsy koi fa ho eo ampovoany aho dia jereo tsara ny fihinanako azy :°):°)
lazadaddy, milay ny patsabe fa tsy ampy ahy raha io vilia kely io fotsiny. mba ataovy 2 plats farafahakeliny fa raha tsy izany miady ny kankana

48. mandrindra
(
24/08/2006 08:42)
kely loatra ny kaly dia tsy ampy ho hanin'ireo kankana ao ankibo akory
51. vale
(
24/08/2006 19:54)
LazaDaddy::-D:-D:-D:-D nefa za tsy alerzika na crevety,hahahahaha
vale> nividy krevety sy nihinana kou zany toi? Avia aty amzay ary otroriko raha mampangidihidy ilay izy. hahaha! Tsy otroriko tanana fa @ ireo baguettes ireo ihany an! hahaha =))
52. vale
(
24/08/2006 20:16)
LazaDaddy:hummmm, zany ve de mba tiko ry Laza?:!:, ka nareo mandrangitra ny saka @ trondro koh,:-D:-D:-D=))
vale> nividy krevety sy nihinana kou zany toi? Avia aty amzay ary otroriko raha mampangidihidy ilay izy. hahaha! Tsy otroriko tanana fa @ ireo baguettes ireo ihany an! hahaha =))
59. Bakobako2
(
26/08/2006 05:33)
Tsy manaiky mintsy kou nao mandrindra an!
nefa laniny kakana fotsiny.:):)
nefa laniny kakana fotsiny.:):)