Restaurant

21. vale ( 21/08/2006 23:30)
fasaly:

ié! zà kou momban'ny lazain'i herimiafina io! eny afaka mi hummmmm be! miresaka mangingina mifampijery mpfampitsika na miady sns...:roll::-D
:-D:-D:-D:°), zay eo ihany fa ny ah le kaly mintsy, tsy hitako ny trirony rah lôzako hitsingitsingina eo, de ny ahy alou na RDV ny aleaoko any na tsy de mifidy ze kaly mbola tsy finako ihany za eh:lol:, tenda:-D:-D:wink:


22. vale ( 21/08/2006 23:34)
booboo:

fasaly >:-D misy fofona bizarroïde mitselotselona ve ? :-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dhihih


23. vale ( 21/08/2006 23:42)
lazadaddy>:roll: sa ve any am-piasàna ve izany(ny "menza" ve:roll::idea:) , heuuu, raha izany indray kosa aloha de hafa be le mpiara-miasa @ bako2 zany an, na zay fomba any @ toerana misy azy any no tsy fantatro, fa raha any ampesàna indray kosa aloha dia tsy mifidy toerana aho kah!! ary na sendra cas ohatran,zany andri bako2 zany koa aloha aho dia tsy miasa saina mintsy e!:miam::miam::miam::-D:-D:-D:wink:
24. LazaDaddy ( 22/08/2006 01:57)
vale> tsy efa t@ fahagola ve izany "mensa" izany ry Vale? :wink: Efa "Yong Tat" sy ny mitovitovy aminy izao :lol:


aleo tapahina ny sary sao misy mitsikilo. hahaha!


yummmies!!

25. Bakobako2 ( 22/08/2006 08:22)
Vale, tsy any ampiasana zany , fa efa oe grande surface aty aminay tsisy grande surface bedabe fa 2 fotsiny ôtrany monopole zany daôly manko ny aty .
Fa de hitanareo reetra mintsy fa mavarina e.
ary mitovy daôly refa restaurant e, akiafina ze de tsy mahita sisiny boka eo apovôny.=))=))=))
26. Bakobako2 ( 22/08/2006 08:31)
Hoy LazzDaddy
Tena tsy azoko mihitsy izany restaurant nefa self-service izany,

Saika ôtr zay daôly le style aty Laza a! maka de mandanja "de maka sisiny" de minanana calma de enao iany ny mapirim- bily iny no navarina a tam vôlou, de etiny le kodiarana any anaty masinnna any ry vily.
27. LazaDaddy ( 22/08/2006 09:04)
hay ve ireny e! ireny angaha restaurant? :-D
28. Bakobako2 ( 22/08/2006 10:00)
tsy haiko alou e ! haiko iany ny namaky an le soratra teo aloany varavarana oe restaurant coop, de zay ny tao
29. LazaDaddy ( 22/08/2006 10:04)
Ra izay indray dia any Madagasikara no betsaka HOTEL sy RESTAURANT indrindra maneran-tany. :lol:
30. Fiffi ( 22/08/2006 16:41)
zany an ?:roll:
31. vale ( 22/08/2006 16:57)
:lol:milay be aloha le sary laza daddy ah, sady tena mmm, raha reo crevety be reo zao no miova tena izy an,ihihi:wink:, fa le menza le toerana fisakafoanana any ampiasana hoa :-D
32. vale ( 22/08/2006 16:58)
bakobako> hay ve eh, azoko @zay ky ah:°)
33. Fiffi ( 22/08/2006 18:08)
tonga de voky vale mijery an-le sarintsakafo an! :miam::miam::miam:
34. Bakobako2 ( 22/08/2006 20:02)
Nankaiza daôly ry be nify ,hitako teo manko nisy iany isan jatony tenda . azafady am mpanao regima an!
Andao ary tsika ho any am restaurant de ze momba an le mihinana eo apovôny ataotsika eo apovony de ze retra niteny oe sisiny zany trankil.
i Mandrindra io zany , milaza tsy koi io , de hitatsika eo izy ra mahinana ôtran reo kali be an Laza reo.Laza ahombiazako io krevaka io , kayyyyy.
35. vale ( 23/08/2006 00:49)
Fiffi::lol::miam::miam: ka efa we ny maso ftsn koh!!
36. vale ( 23/08/2006 00:56)
Fiffi: non, naniraka anah hividy mintsy le sarindry Laza :-*letie,:lol::-D:-D:-D:miam::miam::oops:
37. booboo ( 23/08/2006 05:54)
:-D
38. Fiffi ( 23/08/2006 09:58)
:miam:
39. fasaly ( 23/08/2006 10:12)
mampitsako tsy misy dool izy izany an!:-D
40. andry08 ( 23/08/2006 11:25)
Eny @ sisiny afaka mi-roucoul=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6113