tena efa ela mihintsy...
1. betay78
(
10/08/2006 14:24)
tena efa ela mihintsy izany izahay no tsy nandeha tany dago tany mety@mois de juin @herintaona anbgambany vao mba mety handeha hoany misy famadihana mantsy any ka tsy maintsy mandeha.ary ahoana ny heritreritrareo momba ny famadihana?
répondu par Fiffi le 17/08/2006 13:37
2. dd
(
10/08/2006 14:42)
afaka jerena lafiny 2 io resaka io :
amin'ny maha malagasy dia fomba hatramin'izay io, raha hoe nisy zvt hafahafa dia efa hay teny foana,
amin'ny fampianarampinoana indray dia tsy mety, kanefa moa ny tena sady gasy no sady mpino, inona no tena mety raha izany? alefaso ny hevitrareo ...

3. betay78
(
10/08/2006 14:58)
ny tena hanazavana izany any vadiko no tena tantara be izy tsy sarotiny fa mbola tsy nihaina sy nahita izany mihintsy izy
4. cutie
(
10/08/2006 15:00)
ilaina ny famadihana ka
fomban-drazana io tsinona tsy azo ariana na atakalo.
Ary ny razana koa zava-dehibe eo @Malagasy.
fomban-drazana io tsinona tsy azo ariana na atakalo.
Ary ny razana koa zava-dehibe eo @Malagasy.
6. betay78
(
10/08/2006 15:04)
tena marina daholo izany teneninareo izany,isika gasy ihany angamba no manao famadihana sa malala firenena hafa ianareo manao famadihana koa?
8. cutie
(
10/08/2006 15:07)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 10-08-2006 20:04:14
Lohateny : Re : tena efa ela mihintsy...
cutie: fa tsy fomban-drazan'ny Malagasy rehetra an!
Malagasy @ankapobeny no resahiko :lol:
9. Herimiafina
(
10/08/2006 15:08)
betay78:
tena efa ela mihintsy izany izahay no tsy nandeha tany dago tany mety@mois de juin @herintaona anbgambany vao mba mety handeha hoany misy famadihana mantsy any ka tsy maintsy mandeha.ary ahoana ny heritreritrareo momba ny famadihana?
Favy be leisy iznay klé, ny ahy ny tena reveko le mirevy bebeks THB dia ilay mamely vary be menaka, un point c'est tout! :-D:-*
12. Herimiafina
(
10/08/2006 15:56)
Mbola tsy adino koa ny fijerijerena ireo anjely latsaka antany sy ireo zazavavindrano malagasy izay tsy mena mitahy amin'ny hafa. :-D
14. Herimiafina
(
10/08/2006 16:09)
an3, tsy eo ampandihizana fa manjary tsy misy anakafizana azy fa ilay mipetrapetraka mamely labiera iny tena lasa manja daholo hatramin'ny ratsy rehefa miakatrakatra iny izy! :wink:
18. xxx
(
10/08/2006 16:33)
raha mbola lazaina fa mitahy ny razana ka tokona havadika, maninona izy tsy mivoaka irery tao ampasana tao aloha dia mamadika irery ny tenany eo; dia avy eo hita eo indray ny manaraka..
20. xxx
(
10/08/2006 16:39)
cutie: ilaina tokoa ny famadihana ary tokony ho atao raha te ampahantra firenena sy ny mampandandy sy hampitrosona ny olona @ tany sy vovoka.
raha mampandroso ny famadihana dia efa noverezin io nosintsika io lavitra ireo firenena matanjaka ireo.
raha mampandroso ny famadihana dia efa noverezin io nosintsika io lavitra ireo firenena matanjaka ireo.