tena efa ela mihintsy...
41. zed
(
10/08/2006 17:59)
Hoy HM : " tonga dia haratsiako hoe fomba avy aiza ity mivavaka amin'ny vazaha ity? Kou raha tsy hoe ny vazaha no niteny izany dia marian foana an? Ka raha hinana maloto izy dia hanao koa ve?"
Dia mbola hoy HM hoe : "Ny manaratsy anefa dai manambara tsy fahampian'ny analizy"
Dia hoy aho hoe: "tapitra"...kay olona nasosan'ny 'evaluation edonistique' no mba te hiresaka 8O
Dia mbola hoy HM hoe : "Ny manaratsy anefa dai manambara tsy fahampian'ny analizy"
Dia hoy aho hoe: "tapitra"...kay olona nasosan'ny 'evaluation edonistique' no mba te hiresaka 8O
43. Herimiafina
(
10/08/2006 18:04)
Ka izay indrindra, izay manaratsy ihany no haratsiako satria mety tsy ampy koa ny analiziko ny amin'ny fomba fisainany!
Ataoko fa raha nasosany leisy ry Zed mety tsy tafasoratra teto akory angamba klé. Kilasy de premiere ireny dia efa maitriser-na hehehehe:-D
Ataoko fa raha nasosany leisy ry Zed mety tsy tafasoratra teto akory angamba klé. Kilasy de premiere ireny dia efa maitriser-na hehehehe:-D
46. Herimiafina
(
10/08/2006 18:08)
Hay ve fandokafana e! aza atao be loatra fa sao dai mampisosa hoy ny fitenenana! :-D
48. Herimiafina
(
10/08/2006 18:12)
zed:
Dia hoy aho hoe: "tapitra"...kay olona nasosan'ny 'evaluation edonistique' no mba te hiresaka 8O
Izaho aza mba manana honor be mba nasosany fa any misy tsy mba nahazo ny anjara fisosana, ary misy koa ny nasosan'nyz avatra hafa dai mivoana, hehehehe:-D
52. Herimiafina
(
10/08/2006 18:23)
Miala tsiny ry ireto fa nanome intrigue be ho ahy ilay resaka fandrosoana tonga eto amin'ity resaka ity e!
Ny mpanjanantany fahiny mantsy no niteny tahaka an'io ka tsy dai laitrako loatra.
Amiko tsy ny tambanivohitra mandany ny volany amin'ny famadihana no nampahantra ny tany fa ny sivilizasiona imposée nentin'ireo mpanjanaka ireo ary nitsaratsarany ny fomba isankarazany izay nataony hoe barbare fahiny.
Izany no mahatonga ny tsy fandosoana ankehitriny, ny vide coutumier mipetraka etsy sy ero amin,ny lafiny rehetra izay misahana ny toe-karena satria tsy adaptée ny sivilizasiona entina sy ny misy! :roll:

54. pissoa
(
10/08/2006 19:06)
HM :wink:
Maro ny zavatra tsy hita maso tsy hitan'ny materialista amin'ireny fait social ireny.
55. xxx
(
10/08/2006 22:18)
pissoa t@ 10-08-2006:
Misy ny lafy ratsiny ao - dia misy ny lafy tsarany
lafy ratsiny 99%
lafy tsarany 1%
56. diamondra27
(
11/08/2006 05:09)
raha resaka famadihana aloha de: samy manana ny fisainany e
fa raha resaka hoe: te- ho any dago de manomana voyage organisé izahay , 180 places , @ novembre raha mahasoa anao elabe tsy tany dago
, contact me
fa raha resaka hoe: te- ho any dago de manomana voyage organisé izahay , 180 places , @ novembre raha mahasoa anao elabe tsy tany dago
, contact me
57. pissoa
(
11/08/2006 05:41)
xxx:
lafy ratsiny 99%
lafy tsarany 1%
Izaho tsy siora hoe tena mahay manisa i xxx ito kle (Oops). Sady tsotra be ny ahy ny hevitro e - ilay lafy tsarany ihany atao - fa ilay lafy ratsiny ario daholo :-D:-D:-D
Ary aza manao affirmation gratuite ry ise rehefa mamoaka chiffre fa omeo ny source na teneno avy ny lafy ratsiny 99 hain'ise (Ohatra) - dia omeo ny lafy tsarany 1 an! Raha tsy mahita hafa tsy iray ise dia ambarako eto ny hafa rehetra :}:-D:-D:-D
PS tsy mila valiana fa fanamarihana fotsiny: Ary maninona kay ny mpanao famadihana ampangaina ho manao zavatra ratsy indray no miseho ps fa tsy ny olona miapanga e :-D:-D:-D Izaho mantsy plainte contre x no fahenoko fa tsy ny mivadika amin'io dia gagagaga zah :roll::-D:-D:-D
59. Hubert
(
11/08/2006 11:46)
Toa tsy dia voasoritra teo ary momba ireo Japoney. Jereo fa mitazona ny fombany izy nefa tena lasa lavitra.
Ary fototra iray tsy mampandroso ny Firenena iray ihany koa ny fanariana ny fomba nentimpaharazana ka maka tahaka be fahatany ny fivoarana rehetra izao, izay tsy voatery hahasoa daholo.
Avy dia inona no ilazana anao rehefa arianao ny fombandraza maha-malagasy anao: gasy vazaha sa japoney8O:roll:

60. xxx
(
11/08/2006 11:48)
Hono ho'a ry pissoa, sao dia fanatrao kay ito olona ito?
" Sipakely miavonavona be. Sarotra hifandraisana. Mora tezitra sady mpitana alahelo. Kizintina."
Tena sarotra hifandraisana mihintsy io olona io zany koa. :°)
" Sipakely miavonavona be. Sarotra hifandraisana. Mora tezitra sady mpitana alahelo. Kizintina."
Tena sarotra hifandraisana mihintsy io olona io zany koa. :°)