tena efa ela mihintsy...
61. Fiffi
(
11/08/2006 11:52)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../F_14WA%7E1.GIF[/IMG]
62. prime
(
11/08/2006 12:04)
Raha kolon-tsaina mikasina an'i sina, indo, egypta, japana... no ataonareo fandrefy dia tsy hitovy mihitsy, sivilizasiôna efa an'arivon-taonany (millénaire) tsy azo oharina @ vao tsy misy 500 taona akory...
Raha ny fiarovana ny kolon-tsaina gasy indray dia anisan'ny mpiaro mafy ny tenanay fa tsy ary tsara avokoa io... mila fitandremana sy fandalinana mafy...
Raha ny fiarovana ny kolon-tsaina gasy indray dia anisan'ny mpiaro mafy ny tenanay fa tsy ary tsara avokoa io... mila fitandremana sy fandalinana mafy...
63. pissoa
(
11/08/2006 12:08)
xxx:
Hono ho'a ry pissoa, sao dia fanatrao kay ito olona ito?
" Sipakely miavonavona be. Sarotra hifandraisana. Mora tezitra sady mpitana alahelo. Kizintina."
Tena sarotra hifandraisana mihintsy io olona io zany koa.
Ie - fantatro tsara io fa ao amin'ny mombamomba ahy ato amin'ny serasera. Merci pour le compliment :*:-D:-D:-D
Ary hono hoa fantatrao ve i xxx http://serasera.org/namana/iza:xxx ny momba azy ... Oops, kay moa tsisy =))
(Hors size ito: Izaho kosa aloha tsy sahy miteny hoe izaho tsotra be, tsy tia mandainga sns nefa mandainga foana any anaty forum e :oops::-D:-D:-D)
67. dd
(
11/08/2006 13:16)
diamondra27:
raha resaka famadihana aloha de: samy manana ny fisainany e
fa raha resaka hoe: te- ho any dago de manomana voyage organisé izahay , 180 places , @ novembre raha mahasoa anao elabe tsy tany dago
, contact me
o ry diamondra27, mba alefaso aty ary ny info ee!
70. cutie
(
11/08/2006 18:10)
Hoy i diamondra27:
raha resaka famadihana aloha de: samy manana ny fisainany e
fa raha resaka hoe: te- ho any dago de manomana voyage organisé izahay , 180 places , @ novembre raha mahasoa anao elabe tsy tany dago
, contact me
mbola hisy koa ve @ nov 2007 :wink:
72. Herimiafina
(
12/08/2006 13:04)
Ary mbola tsy tapitra ity resaka ity an!
Toa lasa fanaratsiana namana izy izany klé, sa lany hevitra dia manondrana!
Izao fotsiny e, rehefa hanohana hevitra dia apetraho ny fanazavana manohana izany fa manjary tsy raharahian'ny olona anie e! :wink:
Toa lasa fanaratsiana namana izy izany klé, sa lany hevitra dia manondrana!
Hono ho'a ry pissoa, sao dia fanatrao kay ito olona ito?
" Sipakely miavonavona be. Sarotra hifandraisana. Mora tezitra sady mpitana alahelo. Kizintina."
Tena sarotra hifandraisana mihintsy io olona io zany koa.
Izao fotsiny e, rehefa hanohana hevitra dia apetraho ny fanazavana manohana izany fa manjary tsy raharahian'ny olona anie e! :wink:
74. cutie
(
12/08/2006 16:58)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 12-08-2006 09:47:54
Lohateny : Re : tena efa ela mihintsy...
Za tsinona @ io vo mandeha any koa:P
79. diamondra27
(
13/08/2006 09:33)
cutie: mbola tsy hay ny @io fa ny famadihana misy foana isantaona ka