TEXAS. L’un des 22 boursiers malgaches à l’université
1. Fanja1
(
31/07/2006 11:38)
http://www.midi-madagasikara.mg/
répondu par prime le 20/09/2006 09:34
2. Fanja1
(
31/07/2006 11:41)
Ialako tsiny fa tsy nety nivoka ilay page tiko haseho anareo.. voatery ataoko C/C eto .. nitady ny dikany @ teny gasy aho fa tsy nahita ao @ midi madagascar :
TEXAS. L’un des 22 boursiers malgaches à l’université chrétienne d’Abilène, aux Etats-Unis, est classé meilleur étudiant du campus.
L’Etat paie 30.000 dollars par étudiant annuellement
Le Président Marc Ravalomanana veille personnellement à la progression des études des 22 boursiers malgaches de l’ACB ou Abilene Christian University de Texas, aux Etats-Unis. « A l’issue de chaque épreuve, toutes vos notes me sont transmises. Je suis également en contact permanent avec le responsable chargé de s’occuper de vous sur le campus », a précisé le chef de l’Etat à l’endroit de ces jeunes étudiants, samedi dernier à Antsirabe. Ces boursiers sont en vacances au pays, depuis le 8 juin dernier, jusqu’au 20 août prochain, après les deux premières années d’études.
Vola Andriamanana
En fait, le Président veut s’assurer en personne que ces jeunes privilégiés, -qu’il considère déjà comme la fierté de Madagascar -, réussissent leurs études. Et il n’a pas tort puisqu’un étudiant coûte environ 30.000 dollars annuellement à l’Etat malgache. Cette somme sert à payer les frais de scolarité, - ACB étant une université privée-, ainsi que l’hébergement sur le campus. Les boursiers, quant à eux, ne perçoivent pas d’argent de poche de l’Etat malgache. Par contre, ils peuvent se faire un peu de « dollars » en se chargeant des petits boulots sur le campus, notamment le jardinage, les petites réparations, etc. « En moyenne, nous pouvons gagner jusqu’à 100 dollars par semaine puisque nous avons le droit de travailler au maximum 20 heures par semaine, à raison de 5 dollars l’heure. Mais tout dépend de l’organisation de chaque étudiant qui doit impérativement suivre 12 à 18 heures de cours par semaine. En fait, nos gains servent à couvrir nos dépenses personnelles comme l’habillement, les frais de communication par téléphone… », a expliqué Fenohasina Randrianjafy, une jeune fille de 19 ans issue de la région d’Amoron’i Mania, étudiante en science de l’Environnement.
En tout cas, même sans argent de poche, Fenohasina et les 19 autres boursiers se débrouillent à merveille et comptent bien rendre au pays le privilège qui leur a été accordé. Pour l’instant, ils n’ont pas déçu le pays puisque l’un d’entre eux a été classé meilleur étudiant du campus. Et pour les encourager et les soutenir davantage, le Président n’a pas manqué de leur prodiguer conseils et conduite à tenir au cours de leur rencontre.

3. Fanja1
(
31/07/2006 11:42)
tena faly sy ravo² ny tena mba maheno vao² mahafaly otr'izao.. maro² ny tahak'azy.. sady ny gasy raha teo malaza mahay.:)
6. Hubert
(
31/07/2006 12:09)
Tena reharehan'ny Malagasy izany anie! Izany no maha tonga ny fitenenana hoe: Gasy ka manja ry zareo a!8)
7. xxx
(
31/07/2006 12:19)
mahafinaritra :
30.000 $ * 12.500 = 375.000.000 fmg
375.000.000 * 22 = 8.250.000.000 fmg
8.250.000.000 * 4 = 132.000.000.000 fmg
ary raha tsy diso aho tsy par an le izy fa par session dia misy session 2 par an zany hoe mbola mety 60.000$ annuelle le compte zany hoe au lieu de * 4 lasa * 8 = 66.000.000.000.000 Fmg (mille milliard)
(fa ça reste à verifier fa aleo aloha ilay hoe 30.000$ no raisina)
132 milliards kosa ve tsy mba mahavita Institut iray mba eo eo ihany afahana mampianatra ankizy anjatony zay mahay eto antoerana?
na koa anafarana Mpampianatra mpanofana hanofana Mpampianatra maromaro hanofana Mpianatra?
Na zaraina 6 = 22.000.000.000 Fmg avy hoan'i oniversité any @ tanàna???
à titre d'information : ny bourse connabex zay homen'i fanjakana hoan'i ankizy mianatra europe dia
382 euros zay marihina fa 10 ihany no mahazo an'io ary tsy voahatoka ny frais sy ny vacances :

8. xxx
(
31/07/2006 12:24)
fanitsina kely 10 volana ihany no mahazo an'ilay bourse 384 euros zany hoe 3.840 euros par an izany
tsy voahatoka ny frais mandeha sy ny vacances ary samy afaka miasa 20h par semaine koa fa saingy 7euros de l'eur ny kandra :roll:
aiza ho aiza @ budget an'i ministeran'i fampianarana le somme voalaza teo aloha teo???
2.640.000 $ pour 22 élèves (pour une formation de 4 ans).

9. Herimiafina
(
31/07/2006 12:24)
Favy mihintsy izy izany an! tena favy be, saingy ny olana lasa manana dette morale amin,ny fanjakana dia lalaoviny toa ny baolina tsy manantsafidy tsony, tsy afaka mangataka green card raha mahita asa favy.
fa na dia izany aza manja be kah! :wink:

11. Hubert
(
31/07/2006 12:40)
Ny tsy azoko aloha dia izao e! f'angaha moa tsy ireo Université any ivelany no miantoka ireo etudiants ireo fa ny fanjakana Malagasy; ie: ny bourse amin'ny ankapobeny izany? alohan'ny hiresahana ireo vola am'na miliara maro ireo.
12. pissoa
(
31/07/2006 12:46)
Zah koa te hanontany an'io, fa
L’Etat paie 30.000 dollars par étudiant annuellementIza io Etat io?
13. xxx
(
31/07/2006 12:54)
ilay hoe Etat dia ny Fanjakana malagasy, ary entité hafa ao @ etat ilay izy ataon'i ankizy any @tanàna hoe bourse an'dRavalomanana, fa tsy ilay an'i commission National des Bourses Exterieur zay ny ministera no miantoka azy.
Ilay oniversite dia voalaza tsara fa tsy miankina, noho izany tsy mbola izy indray koa no sady efa hanafatra anao no mbola iantoka anao,
Itsika anie mahay e, maninona raha any @ oniversite tsy mandoha sarampianarana no mianatra? maro anie ny gasy no mianatra @ ireny any US e, raha tsy hilaza afats' i ry Razafimahaleo fotsiny, sy ry Monja Roindefo, Raboanary, ... misy gasy mianatra mihitsy ary ao @ MIT.

14. nanourand
(
31/07/2006 12:57)
gasy kah manja e: manja kely dôly kosa alou le sipa ao @ ACB an, le gasy io :oops:
kôpy nareo hoe iza avy ary le manja oooo

16. fens
(
31/07/2006 13:27)
politika zany ka politika klé!mazotoa rzareo namana fa de zay lo tsy tafa any e!Volantsika malagasy iany no omena anreo e!
17. Hubert
(
31/07/2006 13:32)
Raha izany no izy dia misy tanjona lavitra be ao, sa ahoana hoy i xxx? Ary marina ny an'i herimiafina io hoe: izay tiany hanaovana anao avy eo:{
18. Herimiafina
(
31/07/2006 13:42)
Mbola tsy fantatro ny fisian'io vatsimpianarana io ry zareo fa raha izaho manokana klou de tena tsy mahatoky tsony ny fomba fanomezana bourse any dago any e, raha tsy hoe tonga dai ny ambassade directa na ny organisme internasionaly iray no mitsara, tsy ampy mantsy ny fahaizana hangatahana azy fa toa mbola mila magie magie hafahafa izany vao lany amin'ireny klé.
Ny tenanany aza moa efa hoe lany dia efa hoe handehan vao misy telephone tampoka hoe niantso ra-anona dia ovana indray hono ny fempetra dai miala tsiny zhay. renjekaky oo :{:{

19. Fiffi
(
31/07/2006 14:21)
nanourand: fa iza zany ? 8O
Noheveriko koa hoe rehefa boursier de ny firenena nanome ny bourse no mandoha an'io fa tsy ny firenena nihaviana , heu...mahagaga ahy aloha zany an !

20. Lalah
(
31/07/2006 15:48)
Tsy rariny kosa zany kleaza an tsy ho be fialonana aho na misy kely ihany aza, satria zao maro ny gasy any antanana te hianatra, nefa lanin Ravalo any amin ireo ankizy reo fotsiny ny saosy, nga reo ihany no zaza malagasy. Ary reo anie toa undergrade e, inona no fampadrosoana vitan ny undergrade raha hoe vitany ny fianarana ka mody reo raha amin izao situation an Dago zao, ary raha ataoko hoe mbola hiditra graduate koa aza reo, de mbola hoatrinona indray no vola aloha ny malagasy any antanana amin ny fanohizana ny fianarany ireo.