TEXAS. L’un des 22 boursiers malgaches à l’université

61. Zina ( 09/08/2006 00:32)
Dia maniry anareo hianatra doly e...

Tsy TOEFEL na GRE ihany ry reto fa ny GMAT koa

manaova TOEFEL( fanadinana teny anglisy io, anontanio ao amin ny CCA)
dia ny GRE koa, fanadinana zavatra jeneraly fanadinana zavatra jeneraly( misy maths, misy anglais texte lava be sns....hanontanio ao amin io toerana volaza eo ambony io ihany


GMAT mombany gestion (misy maths, finance,misy anglais texte lava be sns....)

62. Herimiafina ( 09/08/2006 19:20)
MELAB, sns koa mbola adinonjy ry Zina!

Ho an'i Lalah manokana!

Ny undergraduate aza retsy no tena ilaina izao fa tsy le be theorie ary amin,ny graduate sy ny postgraduate ary, nentin'ireny ny firenena efa ho efapolo taona izao, aiza izay vokany?
63. prime ( 22/08/2006 12:18)
HM> ny fireneniza?:lol:
64. Papoose ( 18/09/2006 17:37)
le olona be de be be fanakihanana reo!raha zah nareo dia manontany olona @ le 22 reo zah fa betsaka mihitsy ny zvt tsy mitombina lazainareo!aza bornee be @ le systeme @ resaka bourse foana hoe zanak'i rakoto sy rabe ireo lasa reo fa reraka sy marary fo mieritreritra an'ilay CHIFFRES be eo fotsiny rehefa tsy mahalala ny marina!efa mba somary tokony hivela-tsaina @ zay mahalala hoe io le fait de mi-observe de manao anaylse fa tsy tonga de misendoatra!zah mantsy mihomehy fotsiny mamaky an'ilay forum @ le bla bla aller et retour!tohizo fa tsara e!
65. prime ( 20/09/2006 09:34)
papoose> =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6609