TEXAS. L’un des 22 boursiers malgaches à l’université
21. Lalah
(
31/07/2006 15:53)
Ny tena tsy rariny manko de zao, zahay zao nakaty sivana be tahakan inona nefa tsy miala vola ampaosy aminay ny fanjakana Malagasy na ariary aza, ny fanaovana ttsy anefa mbola hitan ny sasany tsingolohana ihany tany Dago. Ny sasany anefa handoavam-bola be, mbola mahazo droit manao vacance isan-taona ihany koa, iza koa ary no mandoa ny fraisan ireo nefa frais US-Mada zao efa 3700 dollards ny iray, zany hoe ampitomboy 22 reo. Rariny mintsy ny ankizy ao Ankatso raha mba mitady ny hampiakarana ny boursen 500000 farafahakeliny. Za loa tezitra be an, raha teto akaikiko teo i Herimiafina matiko teo mba marina moa:evil::evil::evil:
22. Herimiafina
(
31/07/2006 15:54)
Maninona njay retsy izaho ry Lalah klé, zah donjona kely ity ve no tsy tinjy retsy? hehehehe=))
23. Fiffi
(
31/07/2006 15:56)
Ianareo namana eto zay boursiers ve ny fanjakana gasy no miantoka an'io bourse io sa ny firenena misy anareo ? satria raha ny fahazahoako azy de nanao fangatahana bourse ianareo any @ firenena misy anareo de nahazo valiny fa tsy misy hidiran'ny fanjakana gasy sa... ?
Na tena spesialy mihintsy angamba ireo boursiers voalaza eto ireo an ?
Na tena spesialy mihintsy angamba ireo boursiers voalaza eto ireo an ?
24. Lalah
(
31/07/2006 15:57)
Ko ianao tsinona mirevy an izany vola be lany zany koa, nefa zao ny olona any Dago maty mandoa hetra fotsiny
25. Herimiafina
(
31/07/2006 15:57)
Ny ahy ilay iraikalahy taloha no nanome saosy bonne be ho ahy! :-D
27. Lalah
(
31/07/2006 18:20)
Reo ankizy reo aloha tsy fantako na elita na olite, fa ny anay no lazaiko hoe nisy sivana. Fa raha ny infos henoko de hoe zanakin ny deba any @ tanana daholo ihany reo no nalefan-dRavalo, ny sasany zanaka Ministra, ny sasany zanaka senatera, fa 4 amin ireo no tena avy any ambanivolo tahaka anay. tsy haiko izay fahamarinany fa zany no henoko an!
28. Herimiafina
(
31/07/2006 18:23)
Eeeeh, inay zah zanaka minisitra sy deba klé, rabainina koa tena tssssss, tahak'izay nefa! :(
29. pissoa
(
31/07/2006 19:09)
Toa be loatra raha ny fanjakana Malagasy no manome manontolo ireo vatsim-pianarana ireo.
HM - oujyyyyyyyy! :-D:-D:-D Sao hobedisiko njy retsy ka ho tezitsa :-D
HM - oujyyyyyyyy! :-D:-D:-D Sao hobedisiko njy retsy ka ho tezitsa :-D
30. Fiffi
(
31/07/2006 19:16)
pissoa: zay indrindra amnko an! de manjary toa tsy misy "signification" intsony le hoe boursier raha izany an ?
31. Herimiafina
(
31/07/2006 21:31)
Hubert:
Ny tsy azoko aloha dia izao e! f'angaha moa tsy ireo Université any ivelany no miantoka ireo etudiants ireo fa ny fanjakana Malagasy; ie: ny bourse amin'ny ankapobeny izany? alohan'ny hiresahana ireo vola am'na miliara maro ireo.
Afaka manao assistanship mihintsy kah, iznay hoe miasa ho an'ny mpampianatra. Dia mahazo saosy fanampiny tsara. Saingy mila ambony ny Toefl sy ny GRE raha hanao Ph-D. Mba kaozy e. :^)
Aleo njay miasa mianatra klé. :wink:
32. LazaDaddy
(
31/07/2006 22:25)
Faly be za namaky an'ilay vaovao kay diso hevitra tampoka fa manao be resaka indray ny gazety...Shhhhhhh! Mba jereo aloha ilay oniversite ianarany fa tsss...hahaha!
Tsy hoe rehefa oniversite amerikanina dia favy. Ny any mantsy fa samy manana ny diplaomany ny oniversite tsirairay avy, tsy diplaomam-panjakana fa...sahala @ ilay fitenin-jatovo hoe "fianarana eny @ sisiny" e! Misy koa anefa ireo oniversite tena manana ny lazany eran-tany.
Na izany na tsy izany aloha dia mankasitraka ny ezak'ireo ankizy ireo ary mankahery azy hiroso amin'ny lalindalina kokoa. :)

33. Herimiafina
(
31/07/2006 22:38)
Heinnnn, i Laza io an! Izany ny ancien Harvard Business School fa niteny aminareo! hummm :wink:
34. LazaDaddy
(
31/07/2006 22:47)
HM> ancien DEGS ka! hahaha!
le fiteny ange tena mamitaka be hoe "oniversite amerikanina" hahaha!
le fiteny ange tena mamitaka be hoe "oniversite amerikanina" hahaha!
35. LazaDaddy
(
31/07/2006 23:03)
http://ri.epfl.ch/webdav/site/ri/shared/Rankings.pdf ny classement maneran-tany t@ 2004
38. LazaDaddy
(
01/08/2006 04:00)
soloy vaovao ny "acrobat reader" fa efa tranainy izany.
http://www.adobe.com
http://www.adobe.com
39. Fiffi
(
01/08/2006 05:21)
de ity indray ny resaka bourses hitako an! ary nahagaga ahy hoe nahoana no ny fanjakana gasy no miantoka ny fianaran'ireo boursiers ireo ? http://www.lagazette-dgi.com/
40. Fiffi
(
01/08/2006 05:24)
heu... tsy nivoaka fa miala tsiny.
Lors de la fête du trône d'hier, l'ambassadeur Mohammed Amar a annoncé que le Maroc a décidé d'offrir 35 bourses à des étudiants malgaches pour leur permettre de poursuivre, dès le mois de septembre prochain des études au royaume des études dans les domaines de l'hôtellerie, du tourisme et de la restauration. L'objectif étant de former des cadres supérieurs dans ces trois domaines. (miala tsiny @ teny frantsay)