TEXAS. L’un des 22 boursiers malgaches à l’université

41. xxx ( 01/08/2006 05:38)
fiffi kouu ouuu.

Io efa mazava be hoe le Maroc fa raha @ i Fiffi raha ny gazety Midi Madagasikara no miteny hoe l'Etatdia tokony l'Etat izy no teneniny eo? hoe l'Etat Unis d'Amerique ve????

any US le bourse, noho izany mety noteneniny hoe des bourses nomen'i Fanjakana amerikana, na hoe offert par les Etats Unies.

Avy eo koa raha nomen'i fanjakana amerikana io tokony navoaka ho fantatr'i be sy ny maro toa ilay an'i Maroc io :
- nivoaka t@ télé, gazety, internet
- ary mbola ny vavan'ilay olona hanome azy mihitsy no niteny.

Dia raha ny firenena Amerikana koa no hanome le bourse inona no antony hanarahan'i Filohampirenena manokana an'ireo ankizy ireo, fa tsy zay mbola tsy mahay sy mianatra any ambany barika no jereny tsara?

Ary raha firenena Amerikana ve? t'aiza teto ambonin'i tany no mbola nisy firenena hanome bourse hoan'i mpianatra firenena hafa ka fianarana @ tsy miankina no andeha ampianarana azy ary avy eo entohina ny frais andehanan'zareo vacances?

nefa misy firy ny défavorisés ao @ firenena amerikana? ary maninona no i Madagasikara manokana no nomena an'ilay izy ary? ary maninona no tsy nivoaka tao @ ambassade an'i Etats unies tany Dago ily annonnce?

fa zay e, volany io zay anaovany azy hany tsy maninona, fa saingy zao fotsiny, ny vahoaka malagasy teo @ 2 millions isa teo no nifidy azy noho izany ny contribuable gasy no tompon'ireo vola ireo na avy taiza na avy aiza nahitany ireo vola ireo, manana zo ny malagasy anotany ny niavian'i vola sy ny antony ampiasana ny vola. sa nareo ireo tsy misy mandoha hetra????


42. dadabe ( 01/08/2006 06:52)
ouayy izany vola be :roll::roll:

nefa zahay aty mijaly kely , hay misy vola be tahaka izany any ho any a
43. naughtyboy ( 01/08/2006 09:30)
za ko mitovy hevitra @ lazadaddy tena misy sokajy akademika tokoa ny filaharany reo ,betsaka ko eto eropa no manana ny mahaizy azy U.K,frantsa,espana sns
za manokana de tsy maty2 @ reto zamerloks reto fa tsara ary deraina aloha ny ezaky mpianatra zay miezaka toy izao
44. Herimiafina ( 01/08/2006 12:09)
Io nefa leisy zalahy dia tena tsy ekeko loatra io filazana fa tsy mitovy ny oniveristé aty zamerika io.

Ny antony dia vakio fotsiny ny politikan'ny benkintana momba ny fampaianrana dai mazava! :^)

O ra-Laza an! Taloha iny DEGS iny kah, fa le vao haingana teo no teneniko le Graduation iny e! :-D
45. xxx ( 01/08/2006 12:38)
undergrade marina le izy klé!
fa bon @ gasy zany mitovy ihany e!

DUT avy any compiègne aza afaka manao DG
any @ tanana klé!

mikarama 5.000.000 minimummm!!
46. Herimiafina ( 01/08/2006 12:41)
Kely leity ry xxx iznay karama izany an!

Undergraduate anie mitovy amin,ny bacc+5 any amin'ny tanana e! :-D
47. prime ( 01/08/2006 12:48)
Izaho ry zareo a! Ankizy nahazo mihoatra ny 18/20 taty ireo t@ fanadinana ofisialy... Ary ho fankaherezana azy dia nomen-dra8 vatsim-pianarana @ anarany manokana fa tsy volam-panjakàna izany... Ka mendrim-pideràna izany zavatra izany...
Ny @ hoe vola tokony hanampiana ny aty, io dia efa manomboka hevitra lany andro fa miala tsiny aho... Efa miova ny politikam-pampianarana ankehitriny, fa izay tena mianatra ihany no ampiana ary fantatra sy tsinjo fa hahatojo hatr@ farany... Efa miainga any ankehitriny (miaraka @ système LMD) ny hanafoanana ny bourses ho an'ny 1ère année sy ny 2ème année, fa ny hamita asam-pikarohana sy tena hita hitondra fivoarana (vrai élite) no ampiana... Efa fanao hatrany eoropa rahateo izany fa izay manana vinavinan'asa fikarohana sy fampandrosoana izao dia mahazo mifidy vatsim-pianarana izay tiany... fa ny hoe vao hanomboka dia mba ampio...e!e!e! tsy izy intsony...
48. Fiffi ( 01/08/2006 13:22)
xxx kou ouuuu:-D:-D:-D:-D:-D
49. LazaDaddy ( 03/08/2006 00:10)
Herimiafina:
O ra-Laza an! Taloha iny DEGS iny kah, fa le vao haingana teo no teneniko le Graduation iny e!
tsy haiko lesy izany a. hahaha!

xxx:
mikarama 5.000.000 minimummm!!


Herimiafina:
Kely leity ry xxx iznay karama izany an!
sao kosa dia mba CAD 5M na USD 5M fa i xxx ange tsy nanome unite e!
50. Fiffi ( 03/08/2006 05:17)
5.000.000 zany ve de kely ?
51. prime ( 03/08/2006 14:09)
5 millions in??? fmg sa ariary sa dôlaka sa...???
52. Herimiafina ( 03/08/2006 14:56)
Fiffi:

5.000.000 zany ve de kely ?


Kely izany retsy raha any Dago an! tsy ampy izany raha dimy ny vady amanjanaka. :^)

53. dailynews ( 03/08/2006 15:35)
tsy hitako izay lazaina ho andry zareo nahazo bourse fa dia ho lazaina izany izy hoe mahavita be dia satria ny fanjakana malagasy mihitsy no miantoka dia aza adino ny mitondra ny fahaizana miverina satria dia lafo tokoa izy izany.
ankoatra izay dia possible ry reto ny maka bourse USA a, vitan ireo olona hafa firenena ve reto? manan olona fantaro aho, izy iray kilasy 70% ny iray kilasy aminy tonga aty daholo. fa izao no atao.
mianara teny anglisy tsara, tsara raha ao amin ny amerikana. tsara raha nahavita maitrise vao tonga aty fa moramora kokoa ny bourse ho any ny graduate aorian ny maitrise izany) ny mahazo bachelor eto mantsy dia 4 ans fa tsy telo taona tahaka ny antsika dia manahirana be ny mamadika azy avy eo.
vita ireo manaova TOEFEL( fanadinana teny anglisy io, anontanio ao amin ny CCA)
dia ny GRE koa, fanadinana zavatra jeneraly( misy maths, misy anglais texte lava be sns....hanontanio ao amin io toerana volaza eo ambony io ihany koa.
dia rehefa manomana io GRE io dia manomana a fond eo amin ny iray taona eo manomana io. fa ny ankizy hitako manomana izy io dia tsy vita ny hoe zavatra atao maimaika fotsiny fa zavatra hianarana tsara.. dia avy eo manala fanadinana, izay marihina fa lafo tokoa.
dia aza adino ny mijery hoe universite iza no tiana handehanana eto amin ny internet ary inona daholo ny zavatra ilainy, ny noty h@ 1ere annee, tts avy amin ny mpampianatra telo farafahakeliny milaza ny mombamoba ny fahaizanao sns.... possible io, te hahita gasy betsaka aho tonga aty mianatra fa aiza ve dia ireo sinoa sy karana ireo foana ary ny olona hafa no tena mahazo bourse @ izay izy iray kilasy tonga aty daholo ? anefa dia misy foana ny bourse an. mazotoa e.
54. Herimiafina ( 03/08/2006 15:53)
daily marina! inona no vaovao retsy! Misaotar retsy amin'ny vaovao an!
Possible tokotrany sady tsy misy risoriso ny fangatahana boursa makany US miantra, misy mila exprerience pro misy tsy mila, sns.
Mandehana any amin'ny US-Embassy dai manontania an'i Fify na i Lanto fa ireo no hanoro ana'izay aintéressé, tsy haikko na efa tapitra ny FullBright scolarship sy Humphrey fellowship tamin'ity taona ity.
Tsy mila mbola manana GRE na TOEFL fa zista mifaninana aloha dia rehefa lany dai izay vao manao test rehetra sns e.

Saingy tsy maintsy mody avy eo miasa miverian any Dago. :wink:
55. Fiffi ( 04/08/2006 03:42)
prime:
5 millions in??? fmg sa ariary sa dôlaka sa...???
prime: nga tsy mitovy hiany ny FMG sy ariary ? inona ity dôlaka koh ? :roll:


56. Herimiafina ( 06/08/2006 14:03)
Dolaka retsy ry Fiffi na dolar $ na vola an!
Misy dolaka angaha any? Mba anipazopazo aty re e! :-D

Zah ry zareo te hahazo boursa fa mbola te hianatra fa aiza no misy klé? :(
57. LazaDaddy ( 07/08/2006 00:17)
Herimiafina> ao @ agence comptable eny Ankatso lesy a! Nefa ny an-drangahy toa saosy be tao @ agro kle. hahaha!
58. prime ( 07/08/2006 09:13)
fiffi> tsy mitovy, ny 1 fmg = iraimbilanja, 1 ariary = 5 iraimbilanja... Ka raha miteny ianao hoe 5 millions ariary dia 25 millions fmg zany... miala tsiny @ ilay dôlaka fa dollars io... 5 millions de dollars moa dia efa tsy lazaina intsony...
59. Samoana ( 07/08/2006 11:25)
Lalah:

Tsy rariny kosa zany kleaza an tsy ho be fialonana aho na misy kely ihany aza, satria zao maro ny gasy any antanana te hianatra, nefa lanin Ravalo any amin ireo ankizy reo fotsiny ny saosy, nga reo ihany no zaza malagasy. Ary reo anie toa undergrade e, inona no fampadrosoana vitan ny undergrade raha hoe vitany ny fianarana ka mody reo raha amin izao situation an Dago zao, ary raha ataoko hoe mbola hiditra graduate koa aza reo, de mbola hoatrinona indray no vola aloha ny malagasy any antanana amin ny fanohizana ny fianarany ireo.


Tsy natao hatsapaka ireo tanora 22 ireo raha nomena bourse fa efa nisedra fitsapàna ara-pahaizana nahery vaika isa-paritra. Mifalia sy mitehafa rehefa misy tanora voninahitr'i Gasikara fa mendrika izany izy.
60. prime ( 08/08/2006 12:13)
Bravo...:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2301