Fitoriana fitiavana

1. sarobidy ( 29/06/2006 07:45)
Hono wà, vehivavy a ty miteny ty aaa , fa mba misy zavatra tiko ho hay sy tiko ho fantatra raha mba afaka manoro ahy ianareo na hevitra hampifanakalozina re ity e!
"Ahoana kay no tena ataonareo lehilahy rehefa hitory fitiavana aminay ka tena mety hambabo anay toko io zavatra ataonareo io ?" na "Inona no tokony hataon'ny vehivavy rehefa misy olona 1 tena tiny sy maminy nefa tsy fantatr'le 1 akory le izy?"
Raha fintinina dia DECLARATION D'AMOUR hoy ny teny vahiny , zay le resaka tiko atongavana eto.
répondu par MCZ le 06/08/2006 07:36
2. diamondra27 ( 29/06/2006 08:18)
sarobidy::wink:
clin d'oeil ohatra
3. Fanja1 ( 29/06/2006 08:21)
za aloha raha za no tia ilay olona nefa tsy fantany de lazaiko e(tiny moa za miaraka, tsy tiny ben deçue ihany za mais samy olona @ tiny io, je survivrai).. ary ilay lehilahy raha tia ahy nefa tsy tiako de lazaiko mivantana kou ny ahy we :tsy genre-ko enao e.. fa ts'izany akory tsy mahasakana we tsy afaka miresaka na tsy hinamana an!:)
4. toovs ( 29/06/2006 08:38)
diamondra27:

sarobidy::wink:
clin d'oeil ohatra


zany clin d'oeil zany ve tsy efa Ntaolo be ry diamondra27. zah lehilahy fa toa tsy de respectueux loatra amiko ny manao clin d'oeil vehivavy. Nefa arakaraky ny fiarahamonina misy anao ihany e.
5. toovs ( 29/06/2006 08:44)
sarobidy:

Hono wà, vehivavy a ty miteny ty aaa , fa mba misy zavatra tiko ho hay sy tiko ho fantatra raha mba afaka manoro ahy ianareo na hevitra hampifanakalozina re ity e!
"Ahoana kay no tena ataonareo lehilahy rehefa hitory fitiavana aminay ka tena mety hambabo anay toko io zavatra ataonareo io ?" na "Inona no tokony hataon'ny vehivavy rehefa misy olona 1 tena tiny sy maminy nefa tsy fantatr'le 1 akory le izy?"
Raha fintinina dia DECLARATION D'AMOUR hoy ny teny vahiny , zay le resaka tiko atongavana eto.



sarobidy. matetika ny lehilahy refa tojo izay vevavy tena tiany be de tsy sahy miteny fa toy ny mifatotra ny lelany. mahagaga anefa fa raha mieritreritra ny hananihany fotsiny de toy ny mahavita poésie mihitsy e.
izany ny mahatonga an'ilay olona sasany manao pistily fa tsy mahita hatokona rehefa mifanena am le vevavy e. refa lasa am zay le vevavy de mandrevy hoe refa hitako am manaraka iny de tonga de teneniko sy anaovako dekilarasiô damoro. HI Hi Hi

6. cop1 ( 29/06/2006 09:50)
mety ho diso fanatenana iany ianao ra oatra ka resaka teny bdb mafinaritra no aitanao fa tianao,tsy misy afa tsy ny fihetsiny asehony iany no aitana fa tia izy
7. Vaika ( 29/06/2006 10:09)
sarobidy : ilay déclaration d'amour aloha dia aleo miandry ilay fotoana mampety azy mihintsy f'aza mihazakazaka. Amiko manokana aloha dia tsy misy olana mihintsy raha ny sipa no tonga dia mitsoraka. Fa amin-dry zalahy sasany no tsy aiko, izany hoe arakaraky ny olona ihany io.
Fa izao e ! Mody resaho aloha ilay kôfy (tsy misy kôfy izany sahy handà sipa miresaka aminy !). Zavatra tsotra aloha hanombohana azy fa na izany aza dia tonga dia ho kôpy miadana ihany izy (ny lehilahy mantsy manana radar amin'ny resaka fitiavana fa mitandrema ianareo jôba !). Dia avy eo mody hindramo tànana (plomberie, mécanique, na angataho fanampiana ara-pianarana ohatra raha intéllo i leiry). Dia dokafy izay mba qualité kely apotrany...avy eo i kôfy boay raisi-potsiny:D
Ilay charme ho'a ry zareo aza adino mihintsy fa tena tsy miady ilay manafika sady mivindavinda ihany.
Dia tafitaha soa aman-tsara !
8. cutie ( 29/06/2006 10:13)
:-D:-D:-D:-D
9. papala ( 29/06/2006 10:30)
Kay mila an an goavana mihintsy rehefa mitory fitia ?
Fa matetika tsy mahateny rehefa tafahaona koa, lasa avy eo vao hoe tahak'izay zao no teneniko ?Ha! Ha! Ha!
10. cutie ( 29/06/2006 10:37)
ataovy @ ttsy e :-D:-D:-D:-D refa tsy mahateny :-D
11. MCZ ( 29/06/2006 11:40)
cop1< mihombin-kevitra @nao za.

Nyfihetsik'ilay olona ihany , no jerena raha tena tia anao marina ilay olona na tsia.

Ny tokony ataon'ny vehivavy omeo famatarana ilay olona lazao azy ny ao amponao dia jereo ny fihetsin'ilay olona izay ihany.
Tandremo fa tsy kilalao ny fitiavana , raha raisina izy dia mandoro , raha lalaovia dia mahamay.
Fa izao betsaka koa ny fitaka ao anatiny fihetsika ka anjarany tsirairay no mandinika sy manadihady.
12. rapala ( 29/06/2006 12:02)
MCZ: tena hendry be enao izany:) Tiko be ilay hoe "raha raisina izy dia mandoro , raha lalaovia dia mahamay". Efa ela no tsy nahenoko an'io fiteny io. Alefaso2 tena mahalina:wink:
13. cutie ( 29/06/2006 12:04)
"raha raisina izy dia mandoro , raha lalaovia dia mahamay"

de in hono no dikan;io:roll:
14. pissoa ( 29/06/2006 14:08)
izany ny mahatonga an'ilay olona sasany manao pistily fa tsy mahita hatokona rehefa mifanena am le vevavy e. refa lasa am zay le vevavy de mandrevy hoe refa hitako am manaraka iny de tonga de teneniko sy anaovako dekilarasiô damoro. HI Hi Hi
Hihihi :-D:-D:-D
15. sasa ( 30/06/2006 03:47)
sarobidy, io arakarak'le olona ihany fa matetika aloha d sarotra ny manao declaration d'amour raha tena tianao le olona, na lahy io na vavy, indrindra raha vhv no tena tia ka miteny am lhl ny ao ampony d misy koa ireo lhl miprofiter an'le vhv amin'iny, ny tena mety angamba ho antsika vhv raha tena tia lhl 1 isika d aza maika mintsy ny hitory fitiavana fa afaka alaina namana aloha izy, rehefa fantatrao fa misy fitiavana anao koa izy d lazao amzay.
16. diamondra27 ( 30/06/2006 05:39)
tsy sarotra zany akia io ry sasa a! refa tianjy le olona , tena resaka serieux an! de azonjy lazaina oe: je déclare mon amour : sincère :wink:
de endrasana ny valinteniny
de lazaina izy oe: je t'aime de tout moncoeur de tout mon âme , de toute ma force

tsy mety ve zany?
17. pissoa ( 30/06/2006 06:40)
Efa oe tsy mila blabla betsaka zany fa "Tiako ndroky ka ahoana" oe :roll::-D:-D:-D
18. mandrindra ( 30/06/2006 07:03)
marina mihitsy zany ry pissoa.
io koa arakarak'ilay vehivavy ihany hoe mila manao citation betsaka ve sa teny kely monja dia ampy. ny sasany aza dia maso mifanopy dia mahalaza zavatra betsaka.
fa io dia izao, toerana iray ihany no kitihina ao amin'ny vehivay dia ampy mampanary lamba azy. izany dia tsy aiza tsy akory fa ny fony.
19. sarobidy ( 30/06/2006 08:19)
hummm :-w :-w :-w zany oe na lahy na vavy aza ve zany de afaka miteny aloha fôna raha ireo teninareo ireo no dinihina.
Raha zà manokana mantsy de sadaikatra aho ny hiteny an'zany oe tiko enao zany marina mafy e !le fahasahiana mitsy no tsy ampy hihihi
toovs
20. sarobidy ( 30/06/2006 09:53)
ka le morce mihitsy nge no tiko ho azo e! na lahy hitory fitia @ vavy io na vavy hitory fitia @ lahy (l) (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0795