Fitoriana fitiavana

81. cutie ( 25/07/2006 19:34)
Mpandefa : sarobidy [ Valio ] 25-07-2006 12:43:30
Lohateny : Re : Fitoriana fitiavana
cutie < andraso oe aloha zà hieritreritra tsara....ka efa oe calin calin ko inna ndray ary no tokony ho eo antenantenany?

avereno htramin'ny 1 ndray aza we :wink:
82. sarobidy ( 26/07/2006 08:07)
cutie < mimé rery a ato , averina hatram voalohany ndray zany le filma fa i MCZ ko tsy naharaka.

Nisy namana tato wààà tiko be mihitsy de tia be anah de nefa zahay tsy nifankahita tarehy mihitsy fa feo fôna².Ny olana nefa de tsy mba sahiko mihitsy ny niteny tamin'io olona io refa mifanoratra zahay taloha oe tiko be izy (l) .De tam ora tsy nampoizina izy tsy niteni² tamiko fa tonga taty aminay nefa ny elanelan-tany am zany kilometatra maro mihitsy de teo no nampiharako an'le zavatra rehetra natoronareo anah teto hihihi , de zay vao calin calin de nafinaritra be wààà , tsy mbola nahita zavatra nahafinaritra ôtr'zany a teto am planeta misy antsika :-D .
Araka ve ????? De tsy fantatra na mbola hitohy le tantara na aôna ko....:-w
83. cutie ( 26/07/2006 12:40)
araka ka:lol:
84. cherinah ( 26/07/2006 13:14)
bidy < Humm misy raha ato zany , kah , hay ve retsy nisy an'zany ?Zà ko tsy naharaka fa zay vao naharaka hihii;-)
85. MCZ ( 26/07/2006 13:25)
ah ok zay vao harakananay ééé , fa izahay mba lazao vao2 ny tohiny ry sarobidy aa
86. sarobidy ( 27/07/2006 06:45)
:-D =))
87. xxx ( 01/08/2006 10:25)
Mety marina ihany io fa misy olona efa miaraka @' ny olona hafa kay ilay olona fa miteny fotsiny hoe mbola tsy manam-bady aho , dia inona no tokony hatao? hiarahana ihany ve na dia efa mety miaraka @ 'ny olona ve izy? ( lehilahy no resahana eto):?:

Vaika:

sarobidy : ilay déclaration d'amour aloha dia aleo miandry ilay fotoana mampety azy mihintsy f'aza mihazakazaka. Amiko manokana aloha dia tsy misy olana mihintsy raha ny sipa no tonga dia mitsoraka. Fa amin-dry zalahy sasany no tsy aiko, izany hoe arakaraky ny olona ihany io.
Fa izao e ! Mody resaho aloha ilay kôfy (tsy misy kôfy izany sahy handà sipa miresaka aminy !). Zavatra tsotra aloha hanombohana azy fa na izany aza dia tonga dia ho kôpy miadana ihany izy (ny lehilahy mantsy manana radar amin'ny resaka fitiavana fa mitandrema ianareo jôba !). Dia avy eo mody hindramo tànana (plomberie, mécanique, na angataho fanampiana ara-pianarana ohatra raha intéllo i leiry). Dia dokafy izay mba qualité kely apotrany...avy eo i kôfy boay raisi-potsiny:D
Ilay charme ho'a ry zareo aza adino mihintsy fa tena tsy miady ilay manafika sady mivindavinda ihany.
Dia tafitaha soa aman-tsara !



88. xxx ( 02/08/2006 04:41)
mcz> zany an!! za koa mba liana amin'ny tohiny ry sarobidy ah!!!

mimich
89. xxx ( 02/08/2006 04:59)
sasa> hummmmm!!!

mimich
90. MCZ ( 06/08/2006 07:36)
mimich > héhéhé hohita eo zany ko samy miandry dia miandry ééé :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6043