Fitoriana fitiavana

41. MCZ ( 06/07/2006 12:08)
sasa< hiaona no tiko soratana fa maika be za dia diso firapy ka .
za hendry foanaka hihihi.

sarobidy< mba tantarao izahay rehefa avy nanao ilay aplikatiô enao aa hihihi.

cherinah io enao io aa :-D :-D

diamondra27< humm zany ôô :roll:
42. sasa ( 07/07/2006 04:19)
MCZ miankina aminao io koa za eto foana anie
tsara izany rehefa hendry
Sarobidy d ahoana le izy mbola tsy vita foana ve le fampiharana
diamondra27 memezanjy fotsiny za an:-D:-D
43. sarobidy ( 07/07/2006 05:13)
sasa< ndraso klouny aaaaa , ôka alou a hieritreritra fa so de adversaire ko ary ry cherinah io :P

ôtry ny tsy matiko lolo ty teny :

diamondra27< tsy maka lavitra a fa io akaiky io izy hihihi tpt b a marina mafy


MCZ
44. cherinah ( 07/07/2006 07:58)
hihihihihi aza mailo² zany bidy aaaaa!


mba niseho teo t@ toeranji fotsiny a de efa mikoropaka ery :lol:=))
45. sarobidy ( 07/07/2006 11:03)
Tsy nikoropaka zany a retsy a hihihi , eih vazi² zany so de tezitra eo nji aaaaa

Ty resaka déclarasiô d'amour ty zao no mampiasa loha anah ko :-w
46. cherinah ( 08/07/2006 06:48)
Fa aôna eee ?

F'angah tsy mbola namokatra fôna ??? Zahay efa maika hihaino ny valiny ...:?:
47. MCZ ( 09/07/2006 10:21)
chirinah< hihihi za ko maika ny hihaino ny tohin'ny tantara , mety mande @ 1 sy fefany ao @ RNM ny tohiny angamba . Fa enao aza dia miseo manaraka lotra sao voadona @ pôyo aa =))=))

Sarobidy < tsy mandaha fanomezana ny aty ka :D :D , fa mbola hiera any @ bebenay za raha azo atao fanadramana fotsiny na tsia =)) :-$. Raha mandreraka anao ny mapiasa ny lohanao dia ampiasao indray ny saina éé :roll: :-D
48. sarobidy ( 10/07/2006 05:51)
hihihi :P
49. kala ( 10/07/2006 06:22)
diamondra 27 > tsy tara mihitsy raha vao resaka fambamboana an!=D =D milay ka

sarobidy > torohevitra ny ahy ity,:wink:

1 - aza miasa saina ny fomba ataondry zalahy any fa ny tenandry babo dinihina hoe inona no sentiments tsapandry no tezao tsara raha tianao le ol(l)(l)(l)
2 - ny anà ndray rehefa misy olona tiako dia borahiko aminy zany ê! zay fandraisany azy any_tsy fahotana mahafaty ange zany ê! sady tsy mbola nisy nilaza hoe "ny fitoriana fitiavana" dia natokana hoan'ny lehilahy:-$:-$

zay aloha zany ny fomba fijeriko fa enao ihany no mi-jongle an'io :-*

bony sansy (bonne chance)
50. sarobidy ( 10/07/2006 09:40)
kala < andraso ndray andramana iny tenin-njy iny raha mety !
51. sarobidy ( 11/07/2006 08:35)
Ouffff MCZ
52. cherinah ( 12/07/2006 07:42)
zany ve de ho possible ? nefa asa aloha ko ...zà ko ary mbo fanina.
53. sarobidy ( 13/07/2006 03:47)
Zavatra mety ho hisy nge zany e!fa ny tokony hatao no tsy mbola noeritreretiko.
54. vakiniadiana ( 14/07/2006 05:31)
Aleo hoa tonga dia lazaina rehefa tia fa sao dia hanenenana
55. tsoupou ( 14/07/2006 08:10)
Saobidy a, sarobidy ny fitiavana ka tandremo.
Mahasambatra koa izy nefa mety mamono ihany ko.
Ny déclaration d'amour tsisy norme zany, tsisy hoe otranzao no atao en premier dé refaveo ndray zao.
Io an, ainga avy ao aminao ao ihany, rehefa tena masaka ao anatinao io mivoaka ho azy (otran'ny voankazo, samy manta daholo eny amboalohany, fa rehefa avy eo dia masaka dé hitan'ny olona eny amzay, na ko hoe otran'ny volcan, midoboka ao anaty fa rehefa mamay be dé mipôka). Aza maika (raha tsy hoe efa vitanao lé déclaration) fa rehefa mikobona ela loatra ao anatinao lé fitiavana dé aborakao ho azy amlé olona tinao, dé ho faly be razoky.
Ny lehilahy ange raha sipa no mi-déclare aminy dé reveny be iny sipa iny e (fa misy condition 1 zay alou an fa tsy lazaiko eto), iz tsy te hijaly tsinona. Dé zarany aza nisy nanao premier pas, sady iny no sûr fa tsy hamitaka satria hoe ni-déclare flamme zany efa tena namay be tao lé fitiavana.
Sa ahoana ???
56. sarobidy ( 17/07/2006 06:30)
tsoupou < misaotra anao fa soupapa daholo zao zany teneninao zany.
Ho an'ny rehetra:
Efa nataoko t@ asabotsy le toro-hevitrareo de nety de nahomby fa misaotra antsika e héhéhé!
57. Tokinao ( 18/07/2006 13:59)
felisitasiô zany e. =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D
58. Tokinao ( 18/07/2006 14:01)
ity no saika nataoko : =D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
59. Tokinao ( 18/07/2006 14:03)
tena tsy mivôaka tsara r'zareo le emoticone "mitehatehaka" a. sa za no tsy mahay:?
60. cutie ( 18/07/2006 20:42)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6612