Fitoriana fitiavana

21. diamondra27 ( 30/06/2006 17:54)
ka hipina maso izy de mimé koa

nareo kosa ngamba serieux be loatra ka
22. vale ( 30/06/2006 21:13)
sarobidy:

ka le morce mihitsy nge no tiko ho azo e! na lahy hitory fitia @ vavy io na vavy hitory fitia @ lahy (l) (l) (l)
sarobidy: dia mbola tsy nisy lhl nitory fitia taminao ve ka naharesy anao? dia ataovy ohatran'izay koa kou! :°):°)


23. vale ( 30/06/2006 21:19)
cop1:

mety ho diso fanatenana iany ianao ra oatra ka resaka teny bdb mafinaritra no aitanao fa tianao,tsy misy afa tsy ny fihetsiny asehony iany no aitana fa tia izy
sarobidy > dia nefa misy fahamarinany be koa io ambony io! dia diniho tsara araka izy 2 ireo izany (izay no mba hevitro:wink:):}


24. sasa ( 01/07/2006 03:49)
sarobidy tonga d ataovy hoe " TIAKO IANAO"
25. sarobidy ( 01/07/2006 04:37)
Hoy i sasa:

tonga d ataovy hoe " TIAKO IANAO

de mety "ahazaka" na "ho zaka" @zany teny zany tokana zany ve hihihihi
vale< io mihitsy anie izy mahalasa ny saiko io oe raha bdb toko nge le teny de manjary ôtran'ny oe resa-be fotsiny de tsita zay fahamariny d tsita zay handraisana azy.

diamondra27
26. sarobidy ( 01/07/2006 04:57)
oups!

le tenin'i sasa oe

tonga d ataovy hoe " TIAKO IANAO



io ve de mety ampy hinoana fa tena tia tokoa ?
27. vale ( 01/07/2006 08:42)
Sarobidy: ié, matetika ilay teny kely ireny no tena sincère fa raha vao be blabla loatra lasa eo am-bava ftsn,hihi:°)
28. MCZ ( 01/07/2006 14:07)
Mihombi-kevita @ akaman sasa ko zany teny kely dia ampy hilazana ny ao ampo miaraka @ fihetsika regard dans les yeux héhéhé. ( fait gaffe aux yeux révolver héhéhé) :wink: :D
29. Tokinao ( 02/07/2006 11:37)
zao e : asehoy amin'ilay olona fa "gentil be" ianao sady "intelligent" koa. @ resaka sy fihetsika io a. ho an'lailah de ilaina ny galanterie, humour,fanajana, fahaiza-miresaka;
ho an'ny vaivav de ilaina ny charme.

De tsy de tsara amiko le ankizvav milaza we : "tiako ianao". betsaka ny teny afaka asolo an'ireo. ôtrany somary "vulgaire" mantsy ny fijeriko an'io. ra ny tena tsara aza de izao ( ra ankizvav hikôty ankizilahy ity) : ataovy izay fomba hahatonga an'le bandy hikôty anao. ataoko fa talentanareo vevavy io. tian'ny lehila kokoa mantsy ny ankizivav zakany t@ heriny noho ny ankizvav zakany ho azy @'zao :-D
sa aôna hoy nareo.:-D
Na ho an'ny ankizlah aza de hitako ho tsy de tsara le resaka "denklaransiao damoro" am-boalohany. tsy azo antoka io ra tsy efa "pez" le zavav. :-D

ra fintinina : soyez gentil et intelligent.(sinon : fais semblant) :-D

30. pissoa ( 02/07/2006 12:06)
Ary i Tokinao izany anie pro mihitsy e :-D:-D:-D

http://tokinao.blaogy.com/post/78/1190 kanjony reto an ... dia aza vakiana hatram'farany :-D:-D:-D
31. molota ( 02/07/2006 13:41)
fika1:afaka mba aterinao vé za refa mody fa mangatsika B miitsy zaa?F2:za nahazo fanasana fa so dé mba afaka miaraka @ko enao?F3:ra miasa enao dé zao lazaina,tena leo ny asa miitsy za zany fa mba té hiala voly kely ka!!;-)dé mamaly izy hoé andao aryé!fa ra tsy miteny izy dé aza taitra fa ny fika reo bdB
32. xxx ( 02/07/2006 14:40)
ny injay alou raha lhl ny hikôty joba d tsy mazava amiko tsara satria mataotra be!sao d tsy tiny
33. sasa ( 03/07/2006 04:06)
MCZ:

Mihombi-kevita @ akaman sasa ko zany teny kely dia ampy hilazana ny ao ampo miaraka @ fihetsika regard dans les yeux héhéhé. ( fait gaffe aux yeux révolver héhéhé) :wink: :D

Ye za manaiky an'io koa, raha amiko manokana tsy d tiako loatra le lehilahy mitory fitiavana d manao bla bla be fa amiko teny fohy sady tsotra ary sincère no ilaiko, miaraka am fihetsika, izany hoe mila mihaona mivantana amiko aloha d hitako doly ny fihetsika.


34. sarobidy ( 03/07/2006 05:45)
ôtry ny ho resy lahatra iany a zany @ reto fikanareo reto !hihihhi :P ; ahay lesona mantsy e :-P
35. diamondra27 ( 04/07/2006 04:15)
sarobidy: deefa nanao pratika v zany?
za mahalala fa za tsy hiteny, sekiré:wink:
36. sasa ( 04/07/2006 04:26)
sarobidy tena marina mintsy io kozy io fa ampiaharo akia
37. MCZ ( 04/07/2006 07:28)
sasa
38. sasa ( 05/07/2006 03:46)
MCZ :-*:-*:-*:-* iny koa za ny an'lah d hendry tsara sao d bedy raha madiditra
sarobidy mba tantarao eto rehefa vita ny fampiharana
39. diamondra27 ( 05/07/2006 04:55)
sasa: hihihi

sarobidy: jerijero ihany aloha ny olona ampiarina an'le izy fatsy mandaitra avecn'importe ki ireo an
40. cherinah ( 05/07/2006 05:01)
héhéhé :-w :-w

diamondra27< tsy maka lavitra a fa io akaiky io izy hihihi tpt b a marina mafy =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.338