Misy fiangarana ny fiainana mba marina !!!
1. midjoh
(
20/06/2006 13:04)
Za rery vé no mahatsapa an'izany sa misy ihany olona hafa fa tsy mahasaha miteny 8O ? Raha jerena @ fo tsy miangatra ny fiainan'ny zanak'olombelona de tena azo lazaina fa tena natao zara-vilana mihitsy ny anjara eto an-tany !!!:twisted: sa ahôna ry zala namana ?
répondu par prime le 02/08/2006 11:34
2. booboo
(
20/06/2006 13:29)
zà aleoko tsy mieritreritra hoe misy zara-vilana sa tsia fa ndraindray ny tena maha-tezitra anà lé sasany ratsy fanahy, mpanimba sy mpandrava, nazes de chez les nazes indrindra no hitako fa miadana @ lafiny retra ; dia ny tsy manao n'inona n'inona no itotofan'zao loza amin'atambo aby aby zao ! Na izany na tsy izany, miodina ny rasa kah :twisted:....na ela be aza araka ny fahitako azy :/
3. pissoa
(
20/06/2006 13:42)
Fantaro tsara izay fiadanana tena tadiavinao, fa mety handresy lahatra anao izany hoe tsy misy fiangarana ny fiainana ary tsy ny ratsy fanahy izany no miadana.
4. Fiffi
(
20/06/2006 14:18)
tsy misy fiangarana zany ny fiainana , anjaran'ny tsirairay fotsiny ny manao izay mahatsara azy.
-Ohatra fotsiny zao: midjoh sy zah de niara-nianatra , tonga teo @ kilasa faha-3 de zah nikiry ny nanohizako ny fiaanarako fa ianao indray nalehonao tonga de niala ary nitady asa de nahita.
-Taty aoriana , heu...mba nahavita fianarana hiany zah de mba nahazo pilasy mendrika an'izany fikirizako t@ fianarako zany nefa enao nijanona teo.
-aiza ny fiangarana @ zany ?

6. Fiffi
(
20/06/2006 14:40)
pissoa:pissoa: heu...tsy mifanohitra ve akia zany ?
Fantaro tsara izay fiadanana tena tadiavinao, fa mety handresy lahatra anao izany hoe tsy misy fiangarana ny fiainana ary tsy ny ratsy fanahy izany no miadana.
Tsy hoe tokony hadresy lahatra anao izany hoe misy fiangarana ny fiainana ?
7. ramialy
(
20/06/2006 14:47)
Miombon-kevitra @ Fiffi aho, finiavana hiatrika azy ihany no vahaolana hoe maninona ny hafa no izao, fa maninona aho no izao. Samy manana ny fiainana ny olona fa ny tsara faka-tahaka.
Booboo:ianao angaha mieritreritra hoe tranquille ireny olona ratsy fanahy ireny, non,...enjehan'ny eritreriny foana ireny mandra-paha:oops:

8. Fiffi
(
20/06/2006 14:55)
Raha ohatra hoe tena misy ny fiangarana @ ity fiainana ity , aminao , an'iza ny fahadisoana ?
9. fasaly
(
20/06/2006 14:58)
midjoh: zà kou lasa ertitreritra otranao zany ka! tena misy fengarana mahintsy am zana'olombelona de izya no mampiasaina ahy indraindray hoe tena misy ve zany andremanitra zany??????tokony natao nitovy aby ny oul:?:?
10. booboo
(
20/06/2006 15:05)
ramialy > ié ny sasany tranquille beee mitsy ...mandra-paha araka ny teninao hihihihihi.
Fiffi > an'iza ny fahadisoana ? an'izany mana-pahefana tsy manao ny andraikiny fa noho ny antony tsy fantatro dia mirona any @ nazes ny décisions raisiny ; an'ireo mahita fa misy tsy rariny fa mitsoaka adidy na hita aza fa iray rà @ tena no hiharan'ny tsindrio fa lavo sy ny tsindry hazo lena ary ny tsy haiko aby ( la famille c'est sacrée mon oeil ! ) sns.

11. pissoa
(
20/06/2006 15:11)
Inona no tena fiadanana aminao?
Fananana vola ve
Fisehoana tele isan'andro ve
Fahatanterahan'ny valifaty ve
Fananana tokantrano milamina ve
sns
Ohatra fotsiny ireo ... mety tsy amin'ireo ny safidinao.
Raha tokantrano milamina ohatra no tena fiadana ho anao ohatra, dia tsy mampaninona anao na dia manana vola be aza Rakoto atsy andrefana atsy, fa rehefa milamina ny tokantranonao dia mahatsiaro miadana sy sambatra ianao.
Dia io no teneniko hoe mety hanampy anao izany hiteny hoe tsy miangatra ny fiainana.

12. caloh
(
20/06/2006 15:11)
Fiffi:
tsy misy fiangarana zany ny fiainana , anjaran'ny tsirairay fotsiny ny manao izay mahatsara azy.
-Ohatra fotsiny zao: midjoh sy zah de niara-nianatra , tonga teo @ kilasa faha-3 de zah nikiry ny nanohizako ny fiaanarako fa ianao indray nalehonao tonga de niala ary nitady asa de nahita.
-Taty aoriana , heu...mba nahavita fianarana hiany zah de mba nahazo pilasy mendrika an'izany fikirizako t@ fianarako zany nefa enao nijanona teo.
-aiza ny fiangarana @ zany ?
Ny ahy ndray de zao no eritreritro e! miankina aminao ihany io sy arakarakin'ny ezaka ataonao satria Atra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany ka raha nahita fianarana ianao na tsia de zay ezaka hataonao ihany no mety ahatafa na tsia anao , ny antsika olombelona mantsy nomeny ny tany de anjaran-tsika no manatsara na manaratsy azy,ka arakin'ny toetran'ny tsirairay ihany io .
13. Zina
(
20/06/2006 15:20)
hoy i caloh
dia izany mihitsy re no marina
ny resakao no tonga aloha fa saika hanoratra an;io ko za raha namaky hatramin'ny voalohany

14. Fiffi
(
20/06/2006 15:26)
booboo:O ! ry booboo an! fa nahoana akia no an'ny manam-pahefana ny hadisoana ? raha resaka politika angmaba mety mino an'iany zah fa raha hoe ny fiainana heu....
Fiffi > an'iza ny fahadisoana ? an'izany mana-pahefana tsy manao ny andraikiny fa noho ny antony tsy fantatro dia mirona any @ nazes ny décisions raisiny ;
Ohatra indray zany ity. Ny RAD-ndry ry booboo de olona tena nanana be mihintsy ! saingy misy defaut hoe milalao any @ casino , de tapitra lany firingana tany daholo ny harena.
Nanjary tsy hafaka nanohy ny fianarana enao satria faute de moyen , an'ny manam-pahefana ve ny fahadisoana @ io ?
15. booboo
(
20/06/2006 15:45)
Fiffi > nisy namono ny neveu keliko 2 taona lasa izay( tsy ohatra io )t@ fomba horrible ; même pas une semaine dia afaka razoky. dia mbola hiteny ve ianao hoe tsy diso ny mana-pahefana tokony nitsara azy araka ny lalàna velona hoe raha mamono olona dia zao ny sazy dia nefa tsy zay no nampihariny ? fiangarana zany amiko.
Amiko na hanao ny marina ohatra ny inona aza eto @ ty tany aty tsy maintsy misy gaigy tsy mahita atao afa-tsy ny misopatra sns ny fiainan'ny hafa no aton-draharahany. Hafa ny hoe noho ny nataonao ihany no nahatonga ny raha ( tsy mianatra = tsy afa-panadinana = tsy hitomany hoe misy fiangarana ).

16. vale
(
20/06/2006 15:46)
midjoh:midjoh: sarotra aloha ny mandainga kosa fa tena mampieritreritra eh!! indrindra rehefa sendra problema tsy ahitam-bahaolana izay mihintsy ianao, eo aloha dia tena mahavaky vava mihintsy fa miangatra ny fiainana eh! :wink:
Za rery vé no mahatsapa an'izany sa misy ihany olona hafa fa tsy mahasaha miteny 8O ? Raha jerena @ fo tsy miangatra ny fiainan'ny zanak'olombelona de tena azo lazaina fa tena natao zara-vilana mihitsy ny anjara eto an-tany !!!:twisted: sa ahôna ry zala namana ?
17. Fiffi
(
20/06/2006 16:13)
booboo: io kosa aloha de tena miaiky zah hoe tena fa tena be ny fahadisoan'ny fanjakana na ny manam-pahefana @ io an!
Fa na izany kosa aza misy ny zavatra miseho na mitranga izay heu....possible hoe tsy hidiran'ny fanjakana na ny manam-pahefana nefa de lazaina hoe fiangaran'ry zareo na fahadisoan'ry zareo.
Ohatra koh zao hoe nisy fianakaviana iray zay , tao anatin'ny 1 taona de nodimandry ny RAD-ny sy ny zokiny. De milaza izy hoe misy fihangarana ity fiainana ity fa nahona ny fianakavian'i ranona no tsy mba misy an'izany fa nahoana no ato @ tsika ? De an'iza ary ny fahadisoana @ io ?

18. kally
(
20/06/2006 17:02)
midjoh:
Za rery vé no mahatsapa an'izany sa misy ihany olona hafa fa tsy mahasaha miteny 8O ? Raha jerena @ fo tsy miangatra ny fiainan'ny zanak'olombelona de tena azo lazaina fa tena natao zara-vilana mihitsy ny anjara eto an-tany !!!:twisted: sa ahôna ry zala namana ?
Ianao koa aza mba niangarana mihoatra amin'ny hafa.Ny sasany marary eo am-pandriana eny @ hôpitaly mba te ho eo amin'io toeranao io...
19. MTN
(
20/06/2006 17:49)
Nisy kozy teo hoe: Atra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany. Amiko mbola fanontaniana mipetraka io. Ary Izy ve manampy izay manampy ny tenany? mbola mipetra ihany koa io.
Za tsy hiteny hoe fiangarana satria lasa fitsarana ilay izy fa tsy fitoviana fotsiny angamba. Tianao ve raha mitovy daholo ny olona rehetra. Ohatra ireny agent Smith tamin'ny Matrix ireny.

20. vale
(
20/06/2006 18:03)
MTN: ny fiainana no miangatra, fa Atra dia tia ny ol rehetra, ary ny mahatonga ny problema dia avy @ zavatra hiainana ety an-tany, be dia be ny mety hatonga an'izany: aretina, hakamoana, figafiana,,,,,,,,8)