Misy fiangarana ny fiainana mba marina !!!
21. Fiffi
(
20/06/2006 18:05)
@ fomba ahoana moa no hanampian'Andriamanitra ny olona raha tsy manampy ny olona izy ?
heu...aleo aloha tsy avadika fivavahana le sujet.
Fa tsy misy fiangarana zany ny fiainana an! io hoa anjaran'ny tsirairay hiany no manao izay hahatsara ny fiainany. Ny ambony fanampiana fotsiny.
heu...aleo aloha tsy avadika fivavahana le sujet.
Fa tsy misy fiangarana zany ny fiainana an! io hoa anjaran'ny tsirairay hiany no manao izay hahatsara ny fiainany. Ny ambony fanampiana fotsiny.
22. MTN
(
20/06/2006 18:21)
misy ohabolana izay fa tsy tadidiko ny voalohany: ... fa ny harena mila vitana. Miezaha fotsiny mba tsy hanenina. :P
24. MTN
(
20/06/2006 18:52)
ohatra hoe mpitondra.
fa zany eo ihany ry fiffi fa hoy ianao tamin'i booboo
Eny no valiny, ilay RAD no manampahefana eto.
fa zany eo ihany ry fiffi fa hoy ianao tamin'i booboo
Fiffi:
O ! ry booboo an! fa nahoana akia no an'ny manam-pahefana ny hadisoana ? raha resaka politika angmaba mety mino an'iany zah fa raha hoe ny fiainana heu....
Ohatra indray zany ity. Ny RAD-ndry ry booboo de olona tena nanana be mihintsy ! saingy misy defaut hoe milalao any @ casino , de tapitra lany firingana tany daholo ny harena.
Nanjary tsy hafaka nanohy ny fianarana enao satria faute de moyen , an'ny manam-pahefana ve ny fahadisoana @ io ?
Eny no valiny, ilay RAD no manampahefana eto.
25. Fiffi
(
20/06/2006 20:11)
MTN: de raha izany ary de ny zavatra rehetra hatao de tsy maintsy misy mpiandraikitra daholo.heu...mpiandraikitra moh no filaza an'izany ? Zany hoe: miankina @ toe-javatra miseho na mitranga fa tsy hoe olona iray fotsiny no nanao n y fahadisohana.
26. marozevo
(
20/06/2006 21:13)
Ndao ary hoe ho ekena ilay hevitra ary am-boalohany : ZARA VILANA.
Raha misy tokoa ny zara vilana, iza no mpizara ? Iza no manao zara vilana ?
Raha misy tokoa ny zara vilana, iza no mpizara ? Iza no manao zara vilana ?
27. soanja
(
21/06/2006 00:11)
Izaho indray dia tsy mihevitra hoe misy ny fiangarana ny fiainana fa samy manana ny ANJARA NOMEN'ANDRIAMNAITRA AVY ISIKA ARY MATOA IZAY NO NISEHO DIA MISY ZAVATRA TIANY HO TRATRARINAO AMIN'IO FIAINANA NOMENY IO NA ANJARA NOMENY IO ka na fahasoavana io na ho faharatsiana ho anao raha tsy hainao ny mandamina azy sy manome voninahitra azy ary misaotra azy fa izy no mpitazona ny aina dia mety hiafara amin'ny ratsy foana. Raha maty moa izany dia efa ANJARA koa izay. Ny Ntaolo anie ka nanantsaina ihany na dia betsaka aza ny zavatra hita fa tsy nety nataon-dry zareo saingy izay no maha olombelona antsika. Manana kilema daholo.
29. mandrindra
(
21/06/2006 06:22)
"Misy fiangarana ny fiainana", fa iza no nanome inona an'iza ????
io indray dia izao raha mahatsiaro ho sahirana, voahilika, osa, sns ianao dia aza ankininina amin'izay hoe misy miangatra any ambadika any, tsy fantatra hoe iza, aiza, ahoana. fa miezaha amin'ny lafiny rehetra dia ho hitanao ny vokany.

30. Fiffi
(
21/06/2006 06:44)
zay indrindra! raha isakin'ny misy zavatra tsy arakin'ny nanantenaina ny tena ve de ho raisina hoe misy fiangarana ny fiainana ?
31. caloh
(
21/06/2006 07:55)
Fiffi:
zay indrindra! raha isakin'ny misy zavatra tsy arakin'ny nanantenaina ny tena ve de ho raisina hoe misy fiangarana ny fiainana ?
Fiffi : marina zany lazainao izany ; isika olombelona de samy nomeny tanana ,tongotra ,saina,vatana sy fanahy daholo de anjarantsika no miezaka mba ahatsara ny fiainantsika,ary raha manao ny marina sy tsara isika de tsy maintsy valiny soa foana . MIVAVAHA hatrany de hanampy anao izy , fa tsy hoe misy fahavozana akory vao mahalala miantso ny anarany satria SAMBATRA IZAY TSY MAHITA KA MINO .
32. vale
(
21/06/2006 10:11)
mandrindra::Pizay le vokatry ny hakamoana! ary raha mba aretina?! mmmmh!:roll:
"Misy fiangarana ny fiainana", fa iza no nanome inona an'iza ????
io indray dia izao raha mahatsiaro ho sahirana, voahilika, osa, sns ianao dia aza ankininina amin'izay hoe misy miangatra any ambadika any, tsy fantatra hoe iza, aiza, ahoana. fa miezaha amin'ny lafiny rehetra dia ho hitanao ny vokany.
34. mandrindra
(
21/06/2006 12:36)
vale, raha aretina dia tsaboina :D
dia jentilisa be ahoana kliu aho e ?:D ato anie misy namana mitondra an'io anranaio e
dia jentilisa be ahoana kliu aho e ?:D ato anie misy namana mitondra an'io anranaio e
35. Herimiafina
(
21/06/2006 13:11)
midjoh:
Za rery vé no mahatsapa an'izany sa misy ihany olona hafa fa tsy mahasaha miteny 8O ? Raha jerena @ fo tsy miangatra ny fiainan'ny zanak'olombelona de tena azo lazaina fa tena natao zara-vilana mihitsy ny anjara eto an-tany !!!:twisted: sa ahôna ry zala namana ?
Izay mihintsy no atao hoe fiainana kah, mila mianatra miaina miaraka amin'io isika fa tsy mandositra an'io.
36. rapala
(
21/06/2006 14:12)
midjoh: tsy mba hitanao mahalina ve ilay fiainana satria misy karazany betsaka? Raha mitovy daholo de tsy misy ny tanjona, rehefa tsy misy ny tanjona de tsy misy ny fihezahana ary rehefa tsy misy ny fihezahana de zéro!!
39. soanja
(
21/06/2006 15:15)
Fiffi:
tsy nety ny nataony ohatra hoe inona ?
Ahoana ny hevitr'i fiffi amin'ny resaka hoe teraka Alakaosy dia apetraka eo alohan'ny vava ny valan'omby ny zazakely dia roahina ny omby be dia be hivoaka dia hita eo izay ho fandehany na hadio izy na hofaty?
40. Fiffi
(
21/06/2006 15:29)
soanja:soanja: heu...de tena tsy aiko indray akia io an! fa inona io ? fomba fiteny sa...?